fialantsiny

1. colar ( 17/08/2008 20:00)
miala tsiny indrindra am namana tonga teto roma ra tsy d afaka niaraka firy akory noho ny asa amandraharaha,ialana tsiny ra tsy tanteraka ny fapanantennana tam rano mafana,gravy ko fa tena tsisy mpivarotra tam iny zoma iny,na za aza nalahelo,tsisy dite,am manaraka homanina ny gratos rehetra ndray e,ary to tsita sipagasy,tess,cutie,ftma,colar,hihiihihi
novalian'i ikalamako ny 11/09/2008 15:09
2. tess ( 17/08/2008 20:10)
enao kosa wa ra colar dia manao promesy d'ivrony mitsy ....zao zao tsy nisy ny gratos izany :?
3. rakaroka ( 18/08/2008 08:46)
'za dia manomtamy tena hoe aiza koa aza i Colar sy ny glita nampanantenainy :roll: :roll: :?:
4. mangidy ( 18/08/2008 14:25)
rakaroka:

'za dia manomtamy tena hoe aiza koa aza i Colar sy ny glita nampanantenainy :roll: :roll: :?:


njy angaha tsy nahita azy ilay nihira iny akia? hummm nefa izy nivazo hay ve ka nisy ....
5. rakaroka ( 18/08/2008 18:23)
Fa zara raha nihira ftsn koa, tsy araka ny nantenaiko aza :wink: @ manaraka aloha dia omema azy ny sehatra fa efa reserve-ko dieny 'zao. :wink:
6. sipagasy ( 21/08/2008 20:26)
colar hhmm ny manetsa be mbola ho avy e!!!!!!


euuhhh aiza ho aiza any roma nefa moa ilay hanetsana hihihihi
7. mangidy ( 22/08/2008 12:48)
rakaroka:

omema azy ny sehatra fa efa reserve-ko dieny 'zao. :wink:

sady izy aloha sady mpitendry milay no maharaka izay feo tianjy rehetra. :-* :-*
8. colar ( 06/09/2008 14:55)
misaotra am vonikazo o,saingy tsy d afa nivazo ela tsara tam ty ko,am faran taona ndray e,hijerena gratos ,tsy asina bal bal zany fa vazovazo,sa aona
9. kelly13 ( 06/09/2008 15:37)
nisy reveillon zay oa nandehanako tany akaikin'ny turin t@ 2002 hifoha 2003, sao mba nisy nande ianareo tany roma t@ io fa nisy ankizy maro² avy any roma tao?
10. ratonga ( 06/09/2008 19:37)
zah avy any djamadjary fa tsy avy any roma fa tany ko ah t@ io révéiô io :-D :-D :-D
11. kelly13 ( 06/09/2008 19:55)
kou tsy nahita dzama za tany? ary zao vao mahalala miditry ny trano mantsy an?
12. ratonga ( 06/09/2008 20:53)
mba mianatsa miodina é :°) :-D
13. kelly13 ( 07/09/2008 10:13)
tandremo sô fanina ka mipenopenona any @ tsy mahay maka any aza kou :wink: (kôpy enao an)
14. ratonga ( 10/09/2008 08:43)
:-D :-D :-D
15. ikalamako ( 10/09/2008 20:17)
zah tany mangoustan tamin'izany raha tsy diso aho :-D :-D :-D
16. mangidy ( 10/09/2008 22:05)
ikalamako:

zah tany mangoustan tamin'izany raha tsy diso aho :-D :-D :-D


hi hii za akia taiza? nitango grapa hahaha mahery akia ilay izy a!
kiss mamy njy
17. ikalamako ( 11/09/2008 15:09)
mangidy : :wink: nahazo ihany angaha moa njy ? Iny tany grappa iny indray no tsy tadidiko. Ampirimo anaty congélateur akia @ izay bien frappé izy a, miakatra tsara mihitsy ny hafanana indrindra fa efa ho avy izao ny hatsiaka, tsy ho ampy intsony ny par-dessus fa mila par-dedans @ zay. :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6832