inona marina no atao hoe olona misy demony
1. ari.malala
(
18/08/2008 07:49)
Miarahaba ny rehetra
Manontany aho hoe inona marina no atao hoe olona misy demony satria misy olona izay manana aretina mifanitona, d lazaina fa misy demony d ny tsy azoko d hoe refa in no atao hoe aretina epileptie le mifanitona d refa inona no atao hoe misy demony le olona? ny mahavariana ahy mantsy d zao, refa mihetsika le aretina d sady omena fanafody le olona no ametrahana tanana, sa ve tena mitoetra toko ilay toetsaina hoe ny aretina d avam demony?
fanontaniana faharoa, ny androbe ve aretian sa tena avy amin'ny famosaviana tokoa?

novalian'i niryna ny 30/08/2008 00:11
2. Mandefitra
(
18/08/2008 08:04)
Ty ngamba mahafehy ny fanontanian i arimalala:
Misy olona akaiky ahy, nianjera avy eny ambaravaran-kely fony kely ary ny lohany no nitontona t@ tany, ary torana izy. Taloha moa tsy dia nisy fitiliana loatra, ka dia vita teny ihany, refa novelombelomina teo.
Efa > 50 taona izy vao nihetsika epilepsie (androbe) isaky ny alina. Nentina tany @ dr (Pr Sambany tao Befelatanana), nanao ny examen isan-karazany, ary dia nomena fanafody mifanaraka @ aretina (antibiotique + anti convulsion).
Tetsy andaniny nefa izy dia tanatin ny adintsaina lehibe satria very asa t@ ireny 2002 ireny.Nanomboka nalaina ramatoa na t@ fidiovana aza, ary dia nanomboka nirediredy koa, niantsoantso, nikiakiaka, nirifatra nitsoaka etc ...
Ary refa hoe omena fanafody izy dia miteny mitsy hoe : "mody omena an itony fanafody itony za dia @ zay malemy eto am-pandriana? ario any ireo".
Teo no very hevitra ny fianakaviana :
- ny sasany nanao hoe ampidiro any anjanamasina
- ny sasany nanao hoe ndao gasiana
- ary tao no nana-pakevitra fa asan'ny devoly zao ka ndeha hakana mpiandry.
Ity farany no notanterahina, niasa ny mpiandry, nisy ny nitsoaka an-daharana mitsy aza. Nifanojo rahateo t@ isantaonan' toby rahateo, ka nisy fotoana tsy teo an-toerana ny mpiandry. Nentina tany @ toby flm ambohibao nialana nenina, ary vitan' ilay ramatoa ny nianika ny tamboho, nandeha t@ iny nefa tsy nianjera. Saingy tsy nisy tompon'andraikitra nandray koa tao ka dia hoe andao hody.
Nisy nanoro ndray hoe misy olona mpanotra tongotra, tao ambohimanarina, rangahy ranjanana be zay, nitsipatsipahan-dramatoa ilay izy, izy @ io matanjaka be mitsy.
Nony tonga tany an-trano,toa ny olona adala ny fahalalana azy,nefa izy niresaka tsara hoe," tsy tiako za entinareo any @ ilay rangahy nanotra iny, mpilalao ody ireny.Tsy fidiny ho ahy anie ry ireto izao ..."
Mbola nitohy moa ny asan'ny mpiandry taty aoriana, ary dia afaka teo ilay satana mpangeja.
Ny fanafody kosa notohizana ihany nandritry ny 3 volana teo, ary dia nana-pakevitra ramatoa fa hajanony satria efa nositranin ' iJesosy izy. Ary h@ izao isika miteny izao, dia salama ramatoa, tsy nisy androbe intsony, ary mampianatra SA.

3. ari.malala
(
18/08/2008 08:08)
tsy azoko mintsy zany fa mifangaro be... satana ahoana e! aretina le iz ko lazainao ndray fa satana aty afara, ts azoko mints
4. Mandefitra
(
18/08/2008 08:13)
Ny epilepsie zany na androbe hozy ny gasy, aretina io, vokatry ny decharge electrique ao @ ati-doha ao (tadiavo @ google hehehe).
Ny mety mahatonga azy, dia noho ny loha voadona aloha matetika.
Ilay mpiray tanana aminay zay zao, nanao karate lery fony kely, ka mety hoe voadaka matetika ny lohany.
Ny fiasan 'ny satana indray, dia ianao anatin'ny fahalemenao indrindra.
Ka sady voan'ny androbe ilay ramatoa notantaraiko tetsy ambony, no rera tsaina noho ny olana nianjady taminy, nefa koa tsy nifikitra loatra t@ fivavahana, fa isan 'irony mpitety sekta irony : fjkm niandohana, takarivan ny FM avy eo , mpaminany vavy ... Apokalipsy ....
tena nitady ny fahamarinana mitsy izy saingy tsy tafatoetra fa nahita tsininy isak zay fiangonana nodiaviny ...
Soa fa mbola teo ny Mpamonjy, nanafaka azy
"fa raha ny Zanaka no manafaka anareo, dia ho afaka tokoa ianareo".
Isaorana i Kristy.

5. Mandefitra
(
18/08/2008 09:09)
Vakio tsara aloha fa maika loatra ianao.
Aretina no niandohany, androbe. Fa avy eo
Taiza no nisy olona voan ny androbe nanao ireo?

Nanomboka nalaina ramatoa na t@ fidiovana aza, ary dia nanomboka nirediredy koa, niantsoantso, nikiakiaka, nirifatra nitsoaka etc ...
ary vitan' ilay ramatoa ny nianika ny tamboho, nandeha t@ iny nefa tsy nianjera
Taiza no nisy olona voan ny androbe nanao ireo?
6. ikaretsaka
(
18/08/2008 14:31)
misy olona voan'ny androbe mandeha @ tady fa mandefitra ve ahoana e!
ary anisan'ny tests fijerevan'ny doko ny olona epyleptique hanavahany azy @ vertigo dia ny fandehanany eo @ le barre fanaovana gymnastique (le @ JO ireny)
fa eentre pas> araka ny finoanao iznay dia mampisy devoly ny fitetezana sekta vanjo alika?

9. fahamarinana
(
19/08/2008 11:25)
kiali:
devoly ratsy doly nareo :evil: :evil:
:arrow: :-D :-D ,devoly ahoana ndray aza.. :) (l)
10. ari.malala
(
19/08/2008 11:32)
Mandefitra, ts resaka fahamaikana fa le resaka mints no mifangaro b amko, aretina alou, d in no idiran satana amizany? aiza ho aiza no mis anle resaka fahalemena fa ts azoko mints! ko nga ze oul reratsaina rehetra zany d idiran devoly dool? sode mba maka copier coller amle tantara ao anaty baiboly aza hoe refa nampijalian'ny devoly le oul d nataony nifanintona sns... amko alou refa hoe aretina constaté ny dokotera fa epilepsie d aretina epilepsie zay, fitsaboana adequat @iny no tokony atao fa ts tokony ampifandraisina mints hoe devoly e satana e sns
11. Mandefitra
(
19/08/2008 11:49)
Ka zay indrindra.
1/Narary aloha, nankany @ dr mitsy, nahazo traitement.
2/vo nanomboka nihinana fanafody, nihetsika ny hadalana : nikiakiaka, mitady lalana hitsoaka, milaza fa misy mangarona ny tsinay etc ... efa niditra satana teo.
De nomeko anao ny fanazavana hoe refa ao anaty fahalemena ianao dia miditra satana satria tsisy miambina ntsony ny trano : ao anaty aretina, ao anaty adintsaina, ao anaty firoharovana mikasika ny fiainam-pinoana (nitety sekta).
Raha tianao ho valiana ny fanontaniana dia avy @ io tantara tena marina fa tsy noforonina na natao copie coller io ianao de mahazo ny valiny.
Tsy haiko ny hamaly ny fanontanianao fa ny zava-misy no tantaraiko. Nitady zay fiangonana tena mizara ny fahamarinana izy, nitety ireo sekta maro voatanisako (sy izay tsy voatanisako).
Fa ny zava-misy refa sitrana izy, dia niverina nampianatra Sekoly alahady tao @ fjkm zay nanaovana Batisa sy nanaovana konfirmasiona azy ihany.
Ka tsy haiko hoe misy ifandraisana ve?
Ny tiako ho marihina fotsiny de betsaka ny olona fantatro, efa mpandray ny fanasan ny Tompo, kanefa niverina indray natao batisa t@ ireny sekta ireny no nivarilavo ny fiainana. Toy ny hoe efa nahafantatra tsara ny fahasoavan'Andriamanitra noraisina t@ Batisa sy nohamafisina t@ Konfirmasiona, nefa nanao tsinontsinona zany indray.
Mety hoe diso aho, mety ho fifanindrafin-javatra, fa zay aloha zavatra voatsikaritro.

ika:
fa eentre pas> araka ny finoanao iznay dia mampisy devoly ny fitetezana sekta vanjo alika?
Tsy haiko ny hamaly ny fanontanianao fa ny zava-misy no tantaraiko. Nitady zay fiangonana tena mizara ny fahamarinana izy, nitety ireo sekta maro voatanisako (sy izay tsy voatanisako).
Fa ny zava-misy refa sitrana izy, dia niverina nampianatra Sekoly alahady tao @ fjkm zay nanaovana Batisa sy nanaovana konfirmasiona azy ihany.
Ka tsy haiko hoe misy ifandraisana ve?
Ny tiako ho marihina fotsiny de betsaka ny olona fantatro, efa mpandray ny fanasan ny Tompo, kanefa niverina indray natao batisa t@ ireny sekta ireny no nivarilavo ny fiainana. Toy ny hoe efa nahafantatra tsara ny fahasoavan'Andriamanitra noraisina t@ Batisa sy nohamafisina t@ Konfirmasiona, nefa nanao tsinontsinona zany indray.
Mety hoe diso aho, mety ho fifanindrafin-javatra, fa zay aloha zavatra voatsikaritro.
12. ari.malala
(
19/08/2008 12:20)
zany hoe raha azoko tsara zan d le ninana fanafody no nampihetsika ny hadalany d ny fanafody no nampiditra satana tao aminle oul v? aoka marina kle hahahaha
13. Mandefitra
(
19/08/2008 12:34)
zany le interpretation valaka mitsy.
Ny fotoana hidiran ny devoly ao @ olona iray tsy fantatrao, efa impiry moa ianao no nilazana fa fanahy ratsy io.
enao anie tenenina hoe jereo @ google hoe otry ny inn zany aretina epilepsie, otry ny inona zany olona demoniaque ...
rah itantarana ianao tsinona tsy hino, mety efa zay rahateo no nanabeazana anao aloha ka tsy omeko tsiny loatra.
Fa za nanatri maso dia milaza aminao fa ady zany, ary nisy fotoana aza tsy natory ianao mandritry ny alina fa mivavaka sy mamaky Baiboly rehefa mihetsika ny krizy ny.
Fanamarihana fotsiny , ny epilepsie mazana dia traitement aman-taonany maro, ary tsy azo lazaina ho afaka aza ny aretina fa mihena fotsiny ny fihetsehany.
Fa izy 3 volana ihany raha ela no nihinana ilay fanafody rehefa avy niasan ny mpiandry, dia najanona, saingy tsy nisy fihetsehany ntsony ny aretina efa ho 5 taona zao.

14. Mandefitra
(
19/08/2008 12:38)
Ty misy tenin ny Apostoly Paoly ho an'ny hebreo mampieritreritra ihany, ho an ireo efa nahavita dingana lavitra t@ finoana :
hebreo 6 :
"4 Fa izay efa nohazavaina indray mandeha sady efa nanandrana ny fanomezana avy any an-danitra sy efa nandray ny Fanahy Masina
5 ary efa nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ny herin'ny fiainana ho avy,
6 nefa nihemotra, dia tsy azo havaozina indray ho amin'ny fibebahana, satria manombo ny Zanak'Andriamanitra indray amin'ny hazo fijaliana ka manao Azy ho fahamenarana.Italic text"

15. ikaretsaka
(
19/08/2008 15:16)
ity finoanoampoana anareo ity e...
niteny ve izy hoe satana ny ao anatiny?
raha izay dia oe.. fa raha tsy niteny izy fa tonga de le olona soi disant hoe mpanala devoly no milaza fa devoly io.. hafahafa ihany.
i Jesoa aza rehefa nananala nanontany hoe iza no ao anatin'ilay marary ao fa tsy nanalanala fahatany

16. xxx
(
19/08/2008 16:02)
Izay avy @ Andriamanitra dia mihaino ny tenin'Andriamanitra , io tao anaty baiboly no nandraisako io teny io , nefa mazana ny olona sasany izay omena tenin'Andriaamanitra dia manda sy manohatra tanteraka izay ka izay misy devoly zany tokony handinika io teny io