inona marina no atao hoe olona misy demony
41. ikaretsaka
(
26/08/2008 23:04)
avy ao anaty sainao, ihany ka! sy ny ethics ary ny rafitra napetraky ny FM na institution(s) namaritra ny hoe ity tsara de ity ratsy
dia ohatranao manao baolina io.. raha mahafaty ianao dia tsara aminao ilay baolina maty fa ratsy ho an'ny adversa... na nisy faute (izay tsy hay na tena faute na tsia) ka notsofin'ny arbitre, raha nahazoanao tombontsoa izy de ho'zy enao hoe tsara.... raha tsy nahazoanao le izy de ho'zy enao hoe ratsy
donk arakaraky ny perception sy ny place ijoroanao io!

42. prime
(
28/08/2008 11:48)
Dia ahoana ny lazain'ny Soratra Masina? fa ny ratsy dia misy antony sy nihaviany fa tsy avy ao an-tsain'ny olona fotsiny?
43. niryna
(
28/08/2008 20:28)
prime:
Dia ahoana ny lazain'ny Soratra Masina? fa ny ratsy dia misy antony sy nihaviany fa tsy avy ao an-tsain'ny olona fotsiny?
hmm!!
Ny Genesis 3:1-8 no manambara ny nihavian'ilay ota
1 Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon'i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon'Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin'ny saha?
4 Ary hoy ny menarana tamin-dravehivavy: Tsy ho faty tsy akory hianareo;
5 fa fantatr'Andriamanitra fa na amin'izay andro hihinananareo azy dia hahiratra ny masonareo, ka ho tahaka an'Andriamanitra hianareo, hahalala ny ny tsara sy ny ratsy.
6 Ary hitan-dravehivavy fa tsara ho fihinana ny hazo sady mahafinaritra ny maso ary hazo mahatsiriritra hampahahendry, dia nanotazany ny voany ka nihinanany; ary nomeny koa ny vadiny; ka dia nihinana izy.
7 Dia nahiratra ny mason'izy mivady, ka fantany fa mitanjaka izy; ary nanjaitra ravin'aviavy izy, ka nataony sikina ho azy.
8 Ary nandre an'i Jehovah Andriamanitra nitsangantsangana teo amin'ny saha izy, rehefa ho hariva ny andro; ary ralehilahy sy ny vadiny niery ny tavan'i Jehovah Andriamanitra tao anaty hazo tao amin'ny saha.
mety mahazava azy ve io ry prime ?
44. prime
(
29/08/2008 10:50)
Misaotra niryna a... mahalaza zavatra goavana eo amin'ny finoana kristiana ireo nambaranao ireo...
45. niryna
(
30/08/2008 00:11)
prime:
Misaotra niryna a... mahalaza zavatra goavana eo amin'ny finoana kristiana ireo nambaranao ireo...
:D tsy misy fisaorana ka