Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ari.malala ( 11/08/2008 11:50)
karajia 11/08/08
Miarahaba ny tompon'andraikitra. Nisy olana nga ny karajia androany 11/08/08 fa somary sairana dol ny rehetra vo tafiditra kle! zay zany tonga d adresse bannie alou tam volou, aveo reta tafiditra, d n... tohiny
novalian'i neo83 ny 20/08/2008 08:56
yonikafopl ( 11/08/2008 11:33)
Mahatsikaiky
Adala ao Anjanamasina Namosavy dia lasa adala lundi 11 août 2008, par Penjy R. "Efa aty amin’ny toeran’ny fitsaboana saina aho vao tonga saina. Tsaroako anefa fa ny fivoahako ... tohiny
neo83 ( 11/08/2008 10:26)
iza ry ô
Teraka telo le ramatoa, ny iray no zokiny indrindra, d ny iray no zandriny indrindra. iza ary le faha-2 ze maalala.... tohiny
novalian'i ni81 ny 11/08/2008 13:56
ni81 ( 11/08/2008 10:10)
ny filoha isan-tokony
Samy ni-style zany ry zareo dia ny an'ny amerika aloha no ni-style voalohany. "Any aminay tony be dia be " sady nodakany tany anaty rano lé baril- na pétrole. Dia ny frantsay indray "Any aminay iton... tohiny
novalian'i caprio ny 13/09/2008 19:46
hantajoasy ( 11/08/2008 10:09)
vehovavy mitady vehivavy ho vadina
SALUT AN !! Misy namako mba mitady namana vehivavy ka raha misy liana de mba valio na antsoy ity phone ity :033 09 436 35 tsy sangisangy io fa tena zavamarina ka raha tena liana aminy ianao de aza... tohiny
novalian'i Lejoba ny 12/08/2008 13:41
badboy ( 11/08/2008 09:21)
Manimba ny fibebahana tsy misy fetrany!!
Tsy mampandroso ny toetsaina ny fibebahana tsisy fetrany. Tsy mampahita ny marina tokony ho izy ny fibebahana tsisy fetrany fa mahatonga fandaingana aza. Ary tsy hahatonga avy hatrany any @ fanjakan'n... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 21:03
SHOAN ( 11/08/2008 09:14)
Tsiky ho an'ny rehetra ...
http://www.dailymotion.com/video/x6e18g_vivre-et-sourire-pour-survivre_people... tohiny
novalian'i Samoana ny 11/08/2008 18:13
SHOAN ( 11/08/2008 09:13)
Tsiky ho an'ny rehetra ...
tsy haiko hoe aiza no tokony apétraka dia ataoko eto Salama va ? Ito misy clip nataoko fa nisy hira tiko bé dia nataoko niaraka aminy hiran'i Rija Rasolondraibé izy io Ny sary dia mba fomba fil... tohiny
novalian'i SHOAN ny 20/08/2008 18:57
SHOAN ( 11/08/2008 09:01)
Tsiky ho an'ny rehetra ...
Salama va ? Ito misy clip nataoko fa nisy hira tiko bé dia nataoko niaraka aminy hiran'i Rija Rasolondraibé izy io Ny sary dia mba fomba filazàko hoe tena marina no lazain'ni Hery hoe TSIKY DIA ... tohiny
novalian'i dadabe ny 20/08/2008 20:06
todisoa2 ( 11/08/2008 08:03)
tantara mampibebaka e!!!
Zaraiko ny ahy, ary manantena anareo namana koa hizara. Tantara tena nisy izy ity, nihatra tamina miaramila kely amerikana iray niady t@ Ady Lehibe Faharoa. Izy no kely taona indrindra t@ireo miaramil... tohiny
armande ( 11/08/2008 07:15)
MIARAHABA
Miarahaba anao amin'ny anaranan'i Jesoa ry Ainaeri Misy an'ilay hiran'ny Antsa an'i Kristy hoe : FAINGANA JESOA iny. Mba mangataka ny tonony aho satria tiako be io hira io. Mampahery be ilay izy... tohiny
ravatorano ( 11/08/2008 05:09)
Vita soa amantsara ilay cabaret dancing nokarakarain'ny NSD
Arahabaina izany ny Namana Serasera Dago rehetra fa dia vita sy tontosa soa aman-tsara araky ny nantenaina azy ny cabaret dancing izay niarahana tamin'i tovo J'hay sy ny tariny ary ny Orchestre DIAP/C... tohiny
novalian'i Aino ny 20/08/2008 07:05
rfsn ( 11/08/2008 01:03)
10 Aout teny Iavoloha
[url=http://www.dailymotion.com/video/x2a3s6_madagascar-carnage-du-10-aout-1991_politics]http://www.dailymotion.com/video/x2a3s6_madagascar-carnage-du-10-aout-1991_politics[/url]... tohiny
novalian'i Fanjaibe ny 22/12/2008 02:47
tsidina ( 10/08/2008 20:56)
Mitady torohevitra mikasika ny volondoha mihitsana.
Efa ho 3volana lasa zay mihitsana foana volondohako, tsy hogoana fa de miraraka tsotra zao. Inona re no antony? resaka sakafo sa misy aretina? tena miasa mihitsy ny lohako mandinika azy io, sady tena ... tohiny
novalian'i Brune ny 11/09/2011 15:12
mirabela ( 10/08/2008 20:53)
virginotest
hihi! slt dôly sao mba maita truc, test nareo na fomba ahafantarana fa mbola vierge ny lehilahy iray? na dia test psychologik fotsiny az!! d misotr mialoha ... tohiny
novalian'i xxx ny 31/08/2008 18:56
kalazagasy ( 10/08/2008 09:46)
Aròzazy
Tretriky ny hafaliana ity ramatoa iray. Tsy naharitra izy fa dia nizara an'izany hafaliany izany t@ namany no sady jejo ery : Hanao aròzazy aki izahay a. Fa misy inona ? Afaka t@ toaka ny zanako ... tohiny
novalian'i jbin ny 11/08/2008 11:04
diamondra27 ( 10/08/2008 09:01)
coup de guele
hono wa ry zareo , ahoana ny hevitrareo raha mba asiana rubrik coup de guele ato am serasera e> we ra misy zavatra tsy tiana na tsy tanty any ambadika any dia mba eto no analana azy ity misy oha... tohiny
novalian'i hery ny 13/08/2008 18:47
ni81 ( 10/08/2008 08:57)
Hira Groupe Lalao
http://www.dailymotion.com/bookmarks/ni81/video/x66fxi_lalao-tompo-o_music... tohiny
Tokinao ( 09/08/2008 23:51)
Lalao : Mitady mpiara-mihira ô
Mba eritreritra sendra nandalo tato an-tsaiko ny hoe : ndao mba hihira ny "[b]Ry Tanindrazanay Malala ô![/b]" ka atao manaraka ny tena "partition-ny izany. Ny olako anefa dia tsy mahavita feom-beh... tohiny
Zozoro ( 09/08/2008 20:05)
Ilay mpialamandry
Rehefa tsy hita nandritra ny telo andro rangahy fa tany ivelany tany dia nody ihany, naterin'ity namany. Vao tonga tao an-trano anefa dia velona ny adin'izy mivady ka nampitangorona ny olona. Ny marai... tohiny
novalian'i ainaheri ny 10/08/2008 09:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6663