karajia 11/08/08
1. ari.malala
(
11/08/2008 11:50)
Miarahaba ny tompon'andraikitra. Nisy olana nga ny karajia androany 11/08/08 fa somary sairana dol ny rehetra vo tafiditra kle! zay zany tonga d adresse bannie alou tam volou, aveo reta tafiditra, d ngamba teo am tam 9 teo nis tsunami fa tonga d oul 10 sisa tafajanona, ngamba ny antsasaky ny oul tao am karajia ndray deconnecté dool d hatramizao ora anoratana izao vitsy kely mints ny oul ao d mimenomenona izay tafidita fa sairana!
répondu par neo83 le 20/08/2008 08:56
3. ari.malala
(
11/08/2008 12:48)
Efa mety tsara zao fa misaotra tompoko, efa ho 1h teo ngamba izay mety tsara
4. neo83
(
20/08/2008 08:56)
Maakamo b oa le izy ndraindray, tato o ato miitsy e, lasa otran'ny otran'ny oe ts'natao azo idirana v ao sa aona e, manin' ary raha asin'ny tompon'andraikitra fandinihana kely ny amzany, sa mandany fotoana b. ari.malala efa nalefako mail any le zvt fa misy tsiazoko kely.
