ny filoha isan-tokony

1. ni81 ( 11/08/2008 10:10)
Samy ni-style zany ry zareo dia ny an'ny amerika aloha no ni-style voalohany. "Any aminay tony be dia be " sady nodakany tany anaty rano lé baril- na pétrole. Dia ny frantsay indray "Any aminay itony be dia be", dia sady natsipiny tany anaty rano le frite be dia be. Dia ny sinoa indray "Any aminay be dia be an' itony", dia natsipiny tany @ ranomasina koa lé télé vita sinoa be dia be. Dia Ravalo amin'izay hono "Any aminay itony be dia be" sady nodakany tany anaty rano lé président sinoa.
:-D :-D
novalian'i caprio ny 13/09/2008 19:46
2. neo83 ( 11/08/2008 10:23)
hahahahahahaha ! hahahahahahaha !
3. ainaheri ( 11/08/2008 10:49)
:-D :-D :-D Neveriko ny aorta no nodakany tany @ ranon'Anosy =))=))=))=))
4. karavasy ( 11/08/2008 11:08)
Hatsikana tsy mitombona mihintsy ity. Ny Sinoa ao Madagasikara tsy betsaka sahalan'ny amin'ny toerana hafa ary na ny fampiasambola Sinoa erak'i Afrika aza dia tsy voalohany i Madagasikara akory. Raha ny daka koa dia tsy voadakanao amin'ny tsipaka ny Kung-Fu raha samy jerena tsirairay. Tsy malemy nohon'ny Gasy mihintsy ny Sinoa raha mokondoha no jerena ary raha ny manampahaizana no jerena na mihambo ho misy loha aza ny Gasy dia verezin'ny Sinoa tanteraka. Jereo ny Article mvoaka isan-karazany dia ohary ny isan'ny Gasy sy Sinoa. Tandremo fa na komaranina aza mihomehy sy manao hira ny Gasy.
5. ni81 ( 11/08/2008 11:15)

izay no maha hatsikana azy tsy zavatra mitombina fa natao hihomehezana fotsiny e! :-D :-D :-D
6. ni81 ( 11/08/2008 11:18)
Neveriko ny aorta no nodakany tany @ ranon'Anosy
ity indray ny momba izay ry ainaheri a!
Nanao question pour un champion hono Ravalo. Dia olona tsotra no nifaninana taminy.

Julien L : Et maintenant, passons au produit laitier.
Ravalo (haiko zany anakampo)
J : Quel produit laitier commence par "A".
R : (sady maika be nanapotsitra an'ilay poussoir iny dia namaly) ... Aourt. :lol:
7. ainaheri ( 11/08/2008 11:32)
karavasy:

Hatsikana tsy mitombona mihintsy ity. Ny Sinoa ao Madagasikara tsy betsaka sahalan'ny amin'ny toerana hafa ary na ny fampiasambola Sinoa erak'i Afrika aza dia tsy voalohany i Madagasikara akory. Raha ny daka koa dia tsy voadakanao amin'ny tsipaka ny Kung-Fu raha samy jerena tsirairay. Tsy malemy nohon'ny Gasy mihintsy ny Sinoa raha mokondoha no jerena ary raha ny manampahaizana no jerena na mihambo ho misy loha aza ny Gasy dia verezin'ny Sinoa tanteraka. Jereo ny Article mvoaka isan-karazany dia ohary ny isan'ny Gasy sy Sinoa. Tandremo fa na komaranina aza mihomehy sy manao hira ny Gasy.

Ary sao diso famaky na fijery ilay fipetrak'ilay dinika ianao nama aa,hatsikana io fa tsy politika akory :-D :-D :-D

8. ni81 ( 11/08/2008 11:55)
Ary sao diso famaky na fijery ilay fipetrak'ilay dinika ianao nama aa,hatsikana io fa tsy politika akory
Fitia te hitsikera ny azy fa efa zatra ny ao @ politika ry zareo. :)
9. neo83 ( 11/08/2008 11:55)
ry karavasy kou zany tsss ! zvt atao imémézana le izy d izy mbola mtady suity lôzika ao anatiny iany.
10. kalazagasy ( 11/08/2008 12:13)
ni : Tena vao avy nametraka sotro za no namaky an'ty. d eritrereto @zany ny fijaliako teo ampimémézana. =)) =)) =)) =))
11. kalazagasy ( 11/08/2008 12:16)
karavasy : Tsy haiko zé any ivelany any aminareo any fa ny eto akaikinay eto Behoririka alou d tena ftraky be.
12. ni81 ( 11/08/2008 12:24)
ni : Tena vao avy nametraka sotro za no namaky an'ty. d eritrereto @zany ny fijaliako teo ampimémézana.
oudryyyyyyyyyy :lol: :lol: :lol:
13. karavasy ( 12/08/2008 03:48)
na atao ihezana aza mba zvtr mifanakaiky ny marina nefa mampiomehy fa revingadra ry lery isany e. Izay no mahabe atidoha sy avolenta ny Magasy izay. Ny President Malagasy no ataony ohatra amin'ny nofa azy nefa mitory fa fiomehezana daholo ny Gasy rehetra raha ny President no mampiomehy.
Isao hoe firy indray ny isan'ny medaly azon'ny Sinoa sy Gasy milaza hanao fihomehezana ny Sinoa hatramin'izao aloha. Mihomehy tany vaky angamba fa fivoriana Afrikanina aza mitsokovy ny Gasy koa hihomehy ahoana ry avolenta aaa?
14. RATOVOARY ( 12/08/2008 05:19)

Efa zatra mandritsoka koa ry karavasy zany ka aty @ hatsikana avy no mamatrapatratra
15. ainaheri ( 12/08/2008 07:15)
Tsy mahaovoka ny adva ao @ politika ngah nareo kou aty @ hatsikana avy no mamokovoko sy entim-po............Marina nisy firenena ilay izy fa tsisy idiran'ny politika d reveo mnaja f'aza masay... :roll: :lol:
16. karavasy ( 14/08/2008 17:47)
Tsisy miala eo Rasta fa tena fihomehezana tokoa ity. Firenena lehibe aza mitsokovy amin'ny isan'ny volamena ka ny Gasy mangorera no manao ohatr'adala ny Sinoa. Fiomehezana hatrany amin'ny mpitondra ka hatramin'ny vahoakany. Tafaray samy nofa any ka samy tsy mivoatra. Gisitra be
17. ni81 ( 14/08/2008 17:57)
Efa zatra mandritsoka koa ry karavasy zany ka aty @ hatsikana avy no mamatrapatratra
:-D :-D :-D Nataony fa azo karavasiana toy ny mpanao politika angaha ny eto!
18. ratonga ( 15/08/2008 09:56)
i karavasy rangtra b io ko vé toin'ilay hatsikana ry kala-ni :-D :-D :-D
19. ni81 ( 17/08/2008 17:38)
i karavasy rangtra b io ko vé toin'ilay hatsikana ry kala-ni
ie! :-D
20. karavasy ( 18/08/2008 02:06)
Filoha isan-tokony ary ny kary mihomehy vorondolo. Tena mampihomehy satria ny mandady indray no mihomehy sy mangarika ny manidina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0797