virginotest

1. mirabela ( 10/08/2008 20:53)
hihi! slt dôly
sao mba maita truc, test nareo na fomba ahafantarana fa mbola vierge ny lehilahy iray? na dia test psychologik fotsiny az!!
d misotr mialoha

novalian'i xxx ny 31/08/2008 18:56
2. kelly13 ( 11/08/2008 05:17)
hihi! ny lhl kapain-tsy hita fery ô!
3. ainaheri ( 11/08/2008 09:52)
Hehehe sarotra be zany klé lol...Asaivo manan izy d arakaraka afenon'ilay boitin'aorta no ahafantarana azy :-D :-D :-D :-D
4. ainaheri ( 11/08/2008 09:54)
kelly13:

hihi! ny lhl kapain-tsy hita fery ô!


Aona kou zany :roll: :-D


5. kalazagasy ( 11/08/2008 14:45)
sarotra be ny manavaka an'zany, mety oe saro-kenatra izy nefa misy lhl saro-kenatra foana na dia efa manambady aza, mety oe ampananovana zvtra no ahitana azy nefa afaka mody vendrana sy mody gisa ihany koa.
Aleo ihany aloha miandry ihany fa sao d misy hevitra hafa azo raisina manaraka eo.
6. kelly13 ( 11/08/2008 17:43)
vieforce>zany kou, tsy hay mintsy ny lhl na mbola na efa tsy any tsony! tsisy marika ahitana azy zany e, nareo kou v tsy gasy e? :°)
7. mirabela ( 11/08/2008 20:14)
:( :( :( :( :( zany v! tena nahavoa ny lehilahy zany!
kiiiii, tahak zay za lehilah! :?

na zany az miandry soso kevitr iany aloha za e!
sao mbo mis vevavy expert ato
manantena e!
8. Herimiafina ( 12/08/2008 01:06)
Mahavoa be mihintsy angaha raha virja? :-D
9. mirabela ( 16/08/2008 20:26)
Herimiafina:

Mahavoa be mihintsy angaha raha virja? :-D


hihi za koa mba manontany!
:roll: :roll: :roll:
10. bazylou ( 16/08/2008 21:05)
tsy ratsy le blagy an!!!!!!!!!!! :-D :* :-D
11. mirabela ( 18/08/2008 20:36)


mhhhm lasa mitarika hevitra miafina lé débat ny iafarany! aleo ngamb ijanona am zay! sao bedy eto.Sady efa fantatro fa sarotra ihany n mitady ny valin ny dinika napetrako!!!
12. simplex ( 18/08/2008 21:45)

misy test azo atao ka:
fikan'ny terrorista na ny CIA... omena drogue na ampadalovina an'le detecteur de mensonge ireny...

Fa mety tsy mahatakatra ny sarany, ny vidiny aloha eee... siora enao fa tsara kokoa ny lelah virja noho ny tsy virja an? :roll: :°)
13. mirabela ( 22/08/2008 10:23)

héhé, za nge ts mampitovy fa mba hafa iany ny voloany e!



simplex:


misy test azo atao ka:
fikan'ny terrorista na ny CIA... omena drogue na ampadalovina an'le detecteur de mensonge ireny...

Fa mety tsy mahatakatra ny sarany, ny vidiny aloha eee... siora enao fa tsara kokoa ny lelah virja noho ny tsy virja an? :roll: :°)



:) :) :wink:
14. ni81 ( 22/08/2008 11:13)
héhé, za nge ts mampitovy fa mba hafa iany ny voloany e!
:)
15. xxx ( 31/08/2008 18:56)
Ny toetoetrany no ahafantarana azy.

Ny lehilahy dia mitovitovy @ vehivavy ihany. Rehefa mbola tsy nanao an\'izany firaisana izany izy dia menamenatra. Tsy voatery hoe menatra ara-bakiteny fa tsy sahy miresaka \"sexe\" ohatra. Maontina be \'zany ny resaka ataony.

Rehefa miaraka @ sipany izy dia tsy sahiny ny miteny mivantana hoe \"andao hanao\". Mataotra mantsy izy sao handà ilay sipany. Ka ho afa-baraka eo izy. Ny fataony dia misafosafo sy mi-exciter n\'le sipany fotsiny.

Noho izany dia izao : raha vehivavy aho, dia izao no ataoko mba hahafantarako fa mbola tsy nanao firaisana ny lehilahy iray : iresahako resaka \"relation sexuelle\" izy dia hitako @ \"reaction\"-ny eo.


Ireto ohatra misy fanontaniana azo anontaniana aminy :
1- Ny fanontaniana tsotra indrindra dia ny hoe : efa nanao sipa ve enao taloha? (A)
---->raha eny ny valin\'ny (A), dia adihadio : firy, naharitra hafiriana, sns ary ampio hoe : efa nanao ve ? (B). Raha \"eny\" ny valin\'ny (B) dia azo itokisana à 95% ny zavatra teneniny. Raha olona mbola tsy nanao mantsy dia menatra milaza an\'izany (fomba fijeriko io a :) ). Raha \"tsia\" ny valin\'i (B), dia tohizo ny fanadihadiana.
----->raha tsia ny valin\'ny (A) dia tsy afaka mi-conclure tsika.
Marihiko fa ny limite-n\'io fomba io de izao : tsy voatery @ sipany izy no nanao, fa mety taman\'olona sendra mandalo.

Question piege faharoa :
2- raha enao no manambady de inona no position fataonao refa manao ianao sy ny vadinao ?
---->raha milaza \"position\" hafa ankoatran\'ilay fomban\'ny ntaolo izy de efa manana experiansa zany.
---->raha milaza izy fa \"ilay tsotra indrindra ihany\" ;), fa tsy mila filirony izany, dia midika izay fa tsy manana experiansa izy, ka mety ho virjiny \'zany izy.
---->raha manodina resaka izy fa tsy te hamaly, sady menamenatra. Ohatra izy milaza hoe : tsy priorité amiko izany, tsy mbola nieritreritra an\'izany aho, sns. Dia betsaka ny chance maha-virj azy. Vinaniako ho à 95% ny maha-virj azy.
Aveo dia anontanio fanontaniana adaladala koa, ohatra hoe :

2- inona kay zany atao hoe \"orgasme\" ?(C). Raha tsy mahay teny frantsay izy dia miaraha-mijery dico nareo. Dia anontanio izy avy eo hoe \"maharitra ela be ve ny \"orgasme-n\'ireny lehilahy ireny sa vetivety ? (D). Omeo safidy izy : raha manao mandritra ny 20 min ny couple iray, dia mi-jouir ve le lehilahy mandritra ny 20min, sa juste 15min fotsiny, sa de tena quelques secondes monja hihihi ? raha 20, na 15 min no avaliny dia mety ho virj izy, satria heveriny fa ilay \"preliminaire, sns\" no tena orgasme. raha miteny izy hoe \"qlq sec\" dia efa mahalala zavatra izy zany :). tsy voetery ho \"tsy virj\" anefa a.

Andramo oe reo!
Ny firesaky ny olona tsy virj dia mora fantatra. Ary refa tsy manao an\'io fomba firesaka io izy dia mety ho virj zany (azo antoka à 95%). Toy ny vehivavy ihany e : misy sipa tonga de fantatra oe \"tsy virj\" tsony. Ny ankoatran\'ireo kosa dia mila fanadihadiana kely :).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5238