Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kallie
(
06/08/2008 00:22)
kiombiomby
tsy aiko oe aiza no asina anty fanontanina ty fa ra misy afaka manazava ny oe ina sy aôna ny fanaovana ny kilalao "kiombiomby" nareo azafady fa ts mety maita za ;-) ...
tohiny
novalian'i tsiambaratelo ny 24/09/2008 16:43
zandikely
(
06/08/2008 00:16)
JO 2008: FELICITATION À LA CHINE
Marina fa mbola tsy manomboka akory ny JO atao any Chine fa tsy hay kosa ny tsy hidera ny fahaizamanaon'ireo Chinois. Tsy misy tsy vaky vava ireo Atleta avy aty America Avaratra tonga any fa tena tsa...
tohiny
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:34
imaitsoanala
(
05/08/2008 23:07)
sipa manao 1er pas
aona ny fahitanareo an io
maro mantsy no milaza fa ref ny sipa no manao 1er d mila zavatra izy zay
zvtr inn io ilainy io ?
misy valeur-ny v ny sipa manao 1er pas?
...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 09/08/2008 10:23
zandikely
(
05/08/2008 22:28)
Lehilahy tokoa ve no be partenaires noho ny vehivavy ?
Voalaza matetika fa dia ny lehilahy no tena be olona niarahana ara-pitiavana ( partenaires) noho ny vehivavy. Milaza anefa ity Matematisianina atao hoe David Gale ity fa tsy marina izany. Io ambany io...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:21
xxx
(
05/08/2008 21:14)
carte long séjour
hono wa e ! sao dia misy mahalala ianareo raha oé mi heberger etudiant , zany oé izaho no manao ny prise en charge , mila declarena foana ve oé manana 412 € par mois ilay etudiant sa voatery iza...
tohiny
novalian'i rurik ny 13/11/2008 13:08
vegas
(
05/08/2008 12:51)
Sao misy mahay mi-hacké psp slim?
Ny lohateny mahalaza azy. Mila vonjy o!...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/08/2008 23:07
Zozoro
(
05/08/2008 12:14)
japonais
Ankamantatra hafa kely indray ity :
Inona no dikan'ny MINIJUPE amin'ny teny japonais ??? :-D :-D :-D Omeko ny valiny rehefa avy eo....
tohiny
novalian'i malalatinasoa ny 05/08/2008 23:30
rnas
(
05/08/2008 11:32)
Mitady tononkira - Vavaka ho an'i Neny - Ramy Frank
Mitady tononkira - Vavaka ho an'i Neny - Ramy Frank...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 09/08/2008 16:37
Sasuke
(
05/08/2008 10:56)
Tononkira
Mba mangataka ny tononkiran'ny hiran'i [b]Simika[/b] mitondra ny lohateny hoe [b]Manjombona[/b]...
tohiny
Zozoro
(
05/08/2008 10:42)
Ankamantatra (valiny)
Ny valin'ilay ankamantatra hoe : atsipitsipin'ny mahantra anefa ataon'ny mpanakarena ampaosy dia : LELO ary tena marina ny fanazavan'i SHOAN. Betsaka no nahita ny valiny BRAVO !!!!
...
tohiny
novalian'i Zozoro ny 06/08/2008 09:04
jbin
(
05/08/2008 06:23)
Asiatika
Indray andro hono nisy asiatika iray nanambady vaza (frantsay), vao mpivady vao ry zareo. Ny olana de tsy nahay miteny frantsay mintsy le ramatoa nefa ry zareo nipetraka tany Parisy. Na izany aza anef...
tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 13:54
ikaretsaka
(
05/08/2008 04:34)
Lokomena
Fizarana kely zavatra nitranga e, :
tantara tena marina ity ary nitranga tamina sekolim-behivavy (ilay genre Maria Manjaka ireny ) anankiray omaly sy anikeheo.
Ny ankizy vavy moa rehefa ilay e...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 07/08/2008 02:53
kelly13
(
04/08/2008 18:22)
coco
aôna kay ny fanaovana ireny bonbon coco ireny e? le izy miparasaka tsara mampilendalenda iny no tena mahaliana ahy! sôtsa tompoko...
tohiny
novalian'i haritianah ny 21/08/2008 08:05
08051972
(
04/08/2008 17:36)
Mamadika tanindrazana ve ?
Mba ampio hevitrà ry zareo fa miasa ny lohako satir efa tôna maro izay no nipetrahako taty Frantsa. Mafy tamiko ny nandao an'i Dago! Amin'zao fotoana iza aho d'eo andalampieritreretana ny hoe hangat...
tohiny
novalian'i ni81 ny 13/08/2008 19:59
ainaheri
(
04/08/2008 14:45)
Mba mila fanampiana nama aa
Za zany nividy jeu pc,...nataoko ny installation ,nalefa @ zay lery ,d nangataka ngiama fa tsy ampy an'ito [b]d3dx9_30[/b] ito hono,nefa ni-installe-ko io farany io ,mbola miverina ihany ilay blem.....
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 06/08/2008 21:02
Bola
(
04/08/2008 13:16)
Torimaso
Salama o!
iza no mahay nareo zavatra naturel azo hohanina mba hahitana tory haingana. Tsy pile na fanafody fa karazana ohatra hoe dite na asa sakafo hafa ...
Isan alina aho mila adiny 1 sy sasany va...
tohiny
novalian'i lepa ny 08/04/2009 06:23
FHABI
(
04/08/2008 12:15)
fitia tsy tafita NANTENAINA
MANGATAKA IO HIRA IO AHO HO FAHATSIAROVANA ANI GASIKARA...
tohiny
novalian'i chriss ny 27/08/2008 11:43
bazylou
(
04/08/2008 11:07)
dia tsy misy hafa tsy hataka
le Madagsikara ys le gasy marina, am'izay dia faly ery, marine 100 000e, tantsaha 100000 e, nefa raha mba fantany moa nytakalon'ireo an, aoka fotsiny e :-P :-P :-D ...
tohiny
novalian'i karavasy ny 12/08/2008 09:15
keman
(
04/08/2008 10:34)
Fihin-tananao
[b]Bold text[/b]...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/08/2008 10:19
lemenakely
(
04/08/2008 08:59)
Mpanao vilany ao AMBATOLAMPY misy tena mpanankarena!
Tena mahavariana tokotrany fa tsy hoe mpanao vilany dia tsy manambola !fa tena misy manana 4x4,manana trano be dia be..... ireo mpanao vilany ao AMBATOLAMPY 8O ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/08/2008 23:06
