Mba mila fanampiana nama aa
1. ainaheri
(
04/08/2008 14:45)
Za zany nividy jeu pc,...nataoko ny installation ,nalefa @ zay lery ,d nangataka ngiama fa tsy ampy an'ito d3dx9_30 ito hono,nefa ni-installe-ko io farany io ,mbola miverina ihany ilay blem...Mba misy afaka manampy ahy ve ra azo atao,misaotra mialoha @ torohevitra:-*
répondu par Herimiafina le 06/08/2008 21:02
2. simplex
(
04/08/2008 15:00)
esory dia re-installer-o ilay jeux
tsisy services apres vente nga? mba antsoina hoe toa fopla le zavatra amidinareo :)
3. SHOAN
(
04/08/2008 15:08)
an an tsy afaka manampy à
téna tsy haiko mihintsy io
par contre réfa mandé tsara dia afaka milalao "ludiquement" miaraka aminao à (ihiihi ! tu as compris le jeu de mots ?) lollll :-* :* :* :* :-* :P
téna tsy haiko mihintsy io
par contre réfa mandé tsara dia afaka milalao "ludiquement" miaraka aminao à (ihiihi ! tu as compris le jeu de mots ?) lollll :-* :* :* :* :-* :P
4. ainaheri
(
04/08/2008 15:33)
simplex>> merci,efa natoko io fa mbola io zvtr io iany no angatahan'ny lery :twisted:
SAV??? Za tsy niantso fa nalehako tany,d ouzy ry lerony we;refa misokatra hono tsy afaka higantie an'iny tsony hono ry zareo :evil: Nefa ahoana ny ahafantaranao ny ao anatiny ra tsy sokafana? sssss
Shoan>> Tsy arako ilay zé d mô nama hihihi :-* :-* :-*

5. fahamarinana
(
04/08/2008 17:28)
:arrow: ainaheri :za tsy afaka manampy fa sady tsa mahay koa fa aleo rangahy tonga dia omena ahy fontsiny zao ilay jeu kah...dia ho jereko miadana raha mety ato amiko...aloha.... :-P , :wink: (l) .
6. ni81
(
04/08/2008 18:23)
ainaheri :za tsy afaka manampy fa sady tsa mahay koa fa aleo rangahy tonga dia omena ahy fontsiny zao ilay jeu kah...dia ho jereko miadana raha mety ato amiko...aloha.... , .Tsy ratsy ilay tetika a :lol:
7. ainaheri
(
04/08/2008 20:19)
Tena tsy ratsy marina ilay fika hihihi Tsy tinao ilau jeu ka,milalao azy ianao tsy matory refaveo hihihi
9. ainaheri
(
04/08/2008 20:58)
vegas>k'aiza lesy........tao @ 01net (telecherger.com) lesy fa tsy nety aa
11. ainaheri
(
05/08/2008 05:28)
vegas> tao @ bureau lesy....Ngah mila mifidy emplacement kou izy ireny vao manaiky baiko? :lol:
12. fanirymad
(
05/08/2008 06:27)
Slt!
Andramo ity hoe no telechargé-na : http://www.dll-files.com/dllindex/dll-files.shtml?d3dx9_30
dia aveo ilay fichier atao ao @ ...../Windows/system32/
refa tsy mety amin'io dia atero aty anaovana experiansy!!!hihi!

13. ainaheri
(
05/08/2008 06:41)
fanirymad>> Salut ,ela² an.....Efa nataoko io fa tsy nety nama aa,io bandy milalao CD @ tanana io no tena masika amiko,tsy manaiky mitsy lery :cry:
15. Herimiafina
(
05/08/2008 13:52)
Tsy resaka DirectX9 fotsiny ve io, izany hoe fichier directX9 io tadiavin'ilay jeu io dia mila installer-na fotsiny ny directX9, dia vita fa tsy ilay fichier tokana monja? Tsy haiko kalongany fa hevitra fotsiny iny! :roll:
16. ainaheri
(
05/08/2008 17:33)
Herimiafina>> merci...efa nataoko io fa mbola mitovy iany ny olana :(
18. Herimiafina
(
05/08/2008 18:39)
Ie, ataovy mis-à-jour ihany koa ny carte graphique dia jereo ny fempetra ilain'ilay jeu izay hita eo amin'ny fonon'ny kapila manjelatra. :^)
19. ainaheri
(
05/08/2008 20:51)
Misaotra betsaka anareo nanome hevitra.:-* :-*........D isaorako manokana vegas zay nanampy ahy akaiky
20. vegas
(
05/08/2008 22:12)
hihihi Mazotoa milalao de aza adino fotsiny ny ora fihinanankanina sy fatoriana lol