Torimaso

1. Bola ( 04/08/2008 13:16)
Salama o!
iza no mahay nareo zavatra naturel azo hohanina mba hahitana tory haingana. Tsy pile na fanafody fa karazana ohatra hoe dite na asa sakafo hafa ...
Isan alina aho mila adiny 1 sy sasany vao tafatory..io no ora hitako farany fa izay tena mahasondriana ahy moa zany tsy hay...zany hoe mety lava no io vao matory tokoa!
Ary rehefa tsy matory aho ka te hitsangana dia toy io anrdoany io tsy matory alina maninjitra nefa dia ratsy ho an ny fahasalamana ilay izy...Za koa nefa tsy te hihinana fanafody fa sao vao maika grave raha dependant an iny eo...hay dia ity koa: raha vao matory kosa aho dia mamy tsy misy toy izany fa ilay hasondriana mihitsy no sarotra...Sa dokotera mihitsy no mila resahina re e...
novalian'i lepa ny 08/04/2009 06:23
2. belakely ( 04/08/2008 14:08)
misotro dite veromanitra (citronnelle), ny ovy koa rehefa hohanina amin'ny alina dia mampatory be
mazotoa e!
Raha ny hevitro manokana koa aloha dia fantaro ny antony tsy mampahita tory, sao dia hoe reraka be loatra( mila maka aina),sao dia misy fanahiana be loatra (hampangino aloha ny saina), sao dia........
3. haritianah ( 04/08/2008 14:09)
bola; nisy fotoana ao tratrany sahalany anao io, sarotra mahalatsaka torimaso fa refa tafa tory kosa dé matory bé mits.Misy dé efa 3h du matin vao midina ny torimaso nefa 5h30 indray dia efa taitra mikenokenona mikarakara ny ato an trano.
Ny efa nataoko alou dia misotro thé veromanitra ao alohany itady torimaso iny mits.Nety tamiko lé izy fa nisy nilaza tamiko fa ts dia tsara @ tosidra ono io thé veromanitra io. Ny fahamarinany mou dia ts fantatro fa nataotra fotsiny ao dia najanoko.
Dé nanao tately ao, na ataoko @ ranokely @ vera na ataoko @ thé, erany sotro fihinana vary lé tately dé ranona @ rano na thé io dé sotroiko alohany atory.Fa tena naita tory tokoa. Ny olana fotsiny dia salany nataotra fotsiny ao sao dépandantn 'ilay izy.Kanjo taorian'ny nanajanonanko an lay izy dia ts naninona ao fa natory tsara foana amin'izay.
Misy ihany ny ts fahitana tory fa ts isan'andro ohatran'ny talou intsony.
Dé refa sendra mitady iverina lé izy dia nisy namako zay mpanotra lé manaraka point reny dia izy no nanoro ay owé orina ny farahatoka tandrify ny sofina, dé oriorina kely koa ny tampotsorika, de salamzay koa ny ambanilaferany ankihibé tongotra sy ny tapony ankihibé iny(ny tapony ankihibé tsindrotsindromina @ hazokely na zvtr mafimafy).
Dé nanao ireo koa ao refa sendra ts maita tory iny fa vao manotraotra eo ao dé efa manoaka de milatsaka @ zay ny torimaso.
Ny anaovako azy sady mijery télé ao no orioriko sy tsindrotsindromiko ireo parties lazainy ireo de refa iny manoanoaka iny ao dia mamonjy manakipy ny maso @ zay fa renoka avy eo.
Zà zany ts tiako lé makany @ docteur fa ny azy dia na misy zvtr mapiasa ny lohanao oy izy na ilazany zvtr retra azo eo de omeny fanafody mapatory foana na fanafody calmaent ko, iny nefa mataotra bé ao sao sendra ts zakany vatako ka any dé mamatana eo sanatria.
Fa lé izy koa anie ts aiko fa na fanafody Dr na toromarika toy itony raha vao ts mahay tsara foana dia lasa dependentn'ilay izy é.Fa nefa aleo dépendent ny zvtr naturel alou tozay fanafody.




4. ainaheri ( 04/08/2008 14:33)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m481c9cb0c328c
5. haritianah ( 04/08/2008 14:51)
ainahery
Zay dé efa lany tanteraka mits ilay MOFOBAOLINA vao mody nipoitra indray izy.Tsy akizara mits.
6. simplex ( 04/08/2008 14:54)

mamaky boky ry ise a :)

le boky mahakamo ireny vakiana, ra afaka 30 min mbola tsy te hatory ihany dia tonga dia ilay baiboly kelibalitika ireny ny soratra aminy vakiana ;-)
7. ainaheri ( 04/08/2008 16:09)
haritianah:

ainahery
Zay dé efa lany tanteraka mits ilay MOFOBAOLINA vao mody nipoitra indray izy.Tsy akizara mits.


Mbola misy ato ka hihi,vao nanao za t@ alahady teo lol
Hey ....bedin'i bola eo f'ataovy,manimba ny dinikany eo,izy aza io efa tsy mahita tory mbola ampilendanao @ mofo bol iany:-D :-D :-D :-D


8. fahamarinana ( 04/08/2008 16:32)
:arrow: tsy mahazo miditra serasera intsony !!! :-P :wink: ,mihinana fampatoriana,tonga dia radical be koa ilay fanafana atolotro an... :-D (l)
9. Bola ( 04/08/2008 19:42)
Misaotra anareo daholo aloha! :)
@ belakely: inona moa zany citronnelle @ teny anglisy hitadiavako azy aza fady...Ilay hihinana ovy aloha...ny sarotra tsy mety amiko iny hohanina @ alina fa feno loatra nefa za tena tia ovy be...fa @ antoandro za mihinana tsindraindray...
Dia ilay antony aloha fantatro ihany...Ny tena ngeza be dia vokatry ny fahazaran dratsy taloha satria efa hatramin izay mihitsy aho no olona nocturne...Efa hariva iny ny andro vao tena mavitrika...Fa namaky boky momba ny fahasalamana sy ati doha aho vao namola tena fa tena sarotra...Soa aloha fa ilay hoe tsy matory alina ray manontolo tsindraindray fa tsy foana foana...Misoatra indrindra t@ tolokevitra
@Haritianah sy aina: ahoana aloha zany mofo bol..a :D any ambadika izany e!
@Haritianah rery: merci fa soratako ireo point reo...Ny reflexologie malaza mandaitra fa zao aho vao mahay ireo point reo...Ilay veromanitra izany aleo atao tsindraindray fotsiny raha mandaitra io otra io...Za manko efa ilay tadidinao ihany fa tia sira taloha dia efa nisy fotoana niakatra kely ny albumine sy tension ka izao efa milamina izao dia aleo mitandrina fa sao afaka @ iray dia miditra @ manaraka...merci @ torohevitra!!!
Ilay tantely efa natoronao tary @ dinika tary dia efa manao aho fa angamba mandevona sakafo fotsiny ilay izy fa tsy mbola mampatory ahy...:(
Loza koa moa fa za tena nocturne loatra taloha dia tena mandreraka be ilay fahazarana tsy miala...Za @ alina no manao sakafo, mipasoka, mianatra, mamita asa, mamita boky, manoratra...presque hoe @ alina no miaina...zara raha matory ...dia nefa entre 10h sy 16h iny ihany no mafy dia mavitrika be ndray... Fa mbola manantena aho ho voafolaka ihany...sady zao koa ilay resaka pasipaoro na tsy atao hampiasa aloha za toa misy kely ihany miasa...
Marina ny anao fa raha dependant ihany dia aleo zavatra naturel fara faharatsiny...Merci e! :)
@Aina rery: misoatra fa ilay mahatonga azy aloha io voalazako ani Hari io no tena antony lehibe ... Natahotra ny consequences ratsy rehetran ny tsy fahampian torimaso aho vao miezaka mamola tena efa ho 5 volana izao fa mbola tena sarotra ...
@simplex: mampiomehy fa ny mamaky boky no zavatra tiako indrindra...Ary ny Baiboliko ilay kely soratra ireny mihitsy!!! Fa tsy mandaitra fampatoriana...Fa asa angaha hitady boky mahasorena...ohatra hoe inona nefa re...Boky momba ny lalana ve ohatra :D Misoatra nizara fa handramana io rehefa tsy mandeha ny hafa...
@Fa: io aloha dia marina fa vao nahita ny teto aho dia mba leo leo ny bokiko fa taloha dia boky, boky boky fotsiny...Ka raha tsy miditra eto tsony za marina tsy vao mainka asa fotsiny...manampy trotraka:cry: ...aleo atao hoe asiana couvre feu e... sa ahoana... :-D Misoatra nitondra tsiky...
Dia nareo aloha zao raha mahita ahy zao dia tsy mino hoe efa tamin ny sabotsy alina aho no natory farany...tsy natory tsony za io hariva io na dia tena ohatra ny niantso kely aza ilay torimaso teo...satria sao lasa ny torimaso rahalina fa hiezaka 22h hatory dia enga anie tonga dia do...hanao io massage io aloha zany fa ny veromanitra tsy mbola misy...misy aty ve zany sa mila afarana avy any Mada tokoa..nefa dia any aminay izy fotsiny reny entin ny olona...
Mahafinaritra daholo miresaka aminareo...:) Tafandria mandry daholo! :)
10. ni81 ( 04/08/2008 19:55)
citronella no anaran'ny veromanitra @ teny anglisy e!
11. haritianah ( 04/08/2008 21:41)
bola; mila mofo baolina ko angaha bola é? anomezako anie raha manomé anah i ainahery.Hihihihi
"Tafandriamandry dolo" ampiesoniny bola zany zay fa bola ts atory akory.
Raha mamola tena matory @ ora fixe oh bola andramo.OH owé isany 23h na 24h dia ajanona doly zé hatao dé miezaka mikipy ny maso.Zan owé mila manao exercice mits alou ny maso pdt une semaine oh dé hita eo.
Manahirana bé alou lé torimaso é!
Sa apitrosaiko torimaso indray ary bola fa ts manana hihihihi
12. haritianah ( 04/08/2008 21:43)
bola ; zafady fa () @ aina hery vetvet fotsiny à refa ts nomenao mofobaolina ao aina hery dia netiny foko ao dé nanao Godrogodro io alina io haniko ampitso maraina sady ts nataoko bé siramamy fa sao bediny bola mihinana mamy bé indray ao.
() fotsin bola zan fa zafady an
13. simplex ( 04/08/2008 22:40)

:arrow: manao reraka, sport le mafinaritra ireny :roll: raha mbola tsy reraka tsara dia miverina ;-) dia arahina bain chaud avy eo

^:^
14. Bola ( 04/08/2008 23:29)
Tena resy tory teto aho!...Zao nefa amin ny 7 hariva...tsy maninona fa nahafinaritra ny resy tory teo :) Za zany resy tory nareo niresaka teto tsy nisy ahy...
@Ni: merci fa hojerena io...tsy mbola tsaroako nahita zany citronella zany aho nefa angamba satria tsy nitady an io manokana dia izay no tsy nahitako azy...
@Hari: ie...hidongy mihitsy aho ...aiza zany mofo bol...a izany!!!!Raha atao hoe mofo boribory anie ka lasa hoe mofo bola e...!!! :-D
@simplex: mahita lazaina koa re nareo....mandritra ny andro ngaha no manao vizana fa raha hariva ve ry toi no manao sport...@ iny indrindra stimuler daholo ny cellule rehetra...aiza no hatory...ny efa nataoko tamin io nianatra danse du salon fa reraka tsara tokoa moa zany afaka 45 minutes fotsiny ....dia efa saika hanao cardio salsa koa fa zay e fa saingytsy hariva kosa...@ iny vao maika taitra daholo ny vatana...ela vao mi se calmer.....Aleo fa terena fotsiny ny maso hikipy fa ilay mifehy tena tsy hitsangana mandra paha renoka koa no sarotra raha ny marina ...Rehefa tsy miala ao am pandriana manko rehefa mandeha ny fotoana matory ihany fa raha vao mifoha dia tena tsy matory tsony...
Ahoana indray ilay hoe hampitrosaina ry Hari...tsy manao an io isika fa tsy aleo fa za mba omena torimaso fotsiny e... Ilay billet za tsy mbola tsy manana fa lafo ilay mandeha zao fa ny noeeritreretiko raha mandeha dia ireny basse saison ireny ..ohatra fevrier... ary raha te hahazo billet mora mila manao resa aloha be...Raha tsy izany t@ ilay teo nividy billet nampitahoran ny tao @ ambassade hoe mila mody manao pasipaoro sy ny karazany double @ prix normal be zao....na rano fotsiny aza no hivelomanana herintaona aiza ny vola haharaka an izany...Ary Hari a...billet un aller retour ho ahy anie ka mahatonga olona 2 ho anareo aller retour avy eo Europe e...:)) Mbola te hihoana @ nareo reo rehetra mihitsy aho indray andro any...Raha taty akaiky taty aloha dia nataoko hoe tongava aty daholo...
I hery tokoa raha mamaky ity: misy adiresy postal azo hanoratana anareo ve na boite postal aza...ILay resaka paypal angaha mbola vita foana e...Ataoko postal ilay izy dia tsy hialana vola mandoa na inona na inona fa tsy hoe manana betsaka koa tsinona za...merci e...
Bye ny namana rehetra!
15. ikaretsaka ( 05/08/2008 04:07)
lemongrass ny citronelle @ teny angalisy e
16. haritianah ( 05/08/2008 05:22)
bola; lé apitrosaina anie ry bola sao dé heveriny bola fa bizinako indray ts aka dolara anie ao é!
Apitrosaiko torimaso dé refa mazo bobaka bé bola de averin'ny bola ny ahy satria mety zà indray no ts ampi tory.Ts sahy manomé fotsiny tsinona ao fa io torimaso io koa no tena mba olako tamty ka tsis eo indray ary ao dé aona oy bola raha ts averiny bola ny ay hihihiihhi.
Msotra @ lé mahafinaritra ry bola à, asa bola raha salmna fa efa mba naita sity hafa gasy misy furom ao de mba mamaky fa mahakamo @ lé izy dé bordel bé ny famaliny akamaroan'ny sasany, fa zay no nahafinaritra ay eto @ serasera na misy mifanala aza dia samy mba mifapi cop ihany.
Betsaka kokoa zany eto ny hevitra tena mba mifandraika @ lé fanontaniana apetraky ny namana.Na ny fomba famalintsika eto na ts mitovy aza ny fomba fijery dia mba mendrika fa any @ hafa.Asa bola raha mba mahatsikaritra zan() bola io an efa ts ao anatiny torimaso fa tsetratsetra ts aritro fotsiny.
17. haritianah ( 05/08/2008 05:24)
Bola sao dé mba io fanafody lazain'i Fahamarinana io ary no solution efficace @bola fa andramo ihany"Tsy mazo miditra eto fa matory".
Marina mits zan fahamarinana à, lozany eto foana dé adinony fa tokony atory izy
hahahahaha
18. ainaheri ( 05/08/2008 05:50)
haritianah:

bola ; zafady fa () @ aina hery vetvet fotsiny à refa ts nomenao mofobaolina ao aina hery dia netiny foko ao dé nanao Godrogodro io alina io haniko ampitso maraina sady ts nataoko bé siramamy fa sao bediny bola mihinana mamy bé indray ao.
() fotsin bola zan fa zafady an


Zany mba toetranao kosa nama aa,za ané mba niantso oe avia ihinana ee,sady fanahy iniako nataoko tsy ampy siramamy ilay izy(za kou tsy tia mamy lotra lol) Atero atY ny anà haingana :-D :-D :-* :-* (Miala tsiny bola fa nampietsika ny kankanako izy aa hihihi)


Bola>> Ilay izy zany ny tena marina niankina t@ fahazaranao teo aloha izay mila hovaina,mba hampandrindra azy @ mahazatra......Ny famakiana boky indray dia mety fa ezaho tsy vakiana ireny boky manaitaitra ireny
Mety fanontaniana adaladala fa mety hanampy anao.....Raha mbola mpitovo dia mitadiava namana,hanampy anao hanala ny fahazaran-dratsinao ny fisian'ilay olona.


19. malalatinasoa ( 05/08/2008 06:40)
Misotro ronono sy tantely,

Mpio any io ordi io fa mankarary maso,

Mamaky baiboly, atombohy hatramin'ny Genesisy fa mety tsy ho tonga any @ Exodosy ianao dia miesona b.
20. fahamarinana ( 05/08/2008 07:24)
bola:
ILay resaka paypal angaha mbola vita foana e...Ataoko postal ilay izy dia tsy hialana vola mandoa na inona na inona fa tsy hoe manana betsaka koa tsinona za...merci e...

:arrow: Zahay koa mba meo e... :) (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.813