dia tsy misy hafa tsy hataka
1. bazylou
(
04/08/2008 11:07)
le Madagsikara ys le gasy marina, am'izay dia faly ery, marine 100 000e, tantsaha 100000 e, nefa raha mba fantany moa nytakalon'ireo an, aoka fotsiny e :-P :-P :-D
répondu par karavasy le 12/08/2008 09:15
4. karavasy
(
05/08/2008 07:23)
Ny vorivorin-kenan-draiamandreninao ve no angatahan'ny Malagasy sa ny savoninareo no nalainy ? Lazao koa fa anareo daholo no angatahany eran-tany.
5. kalazagasy
(
06/08/2008 18:51)
karavasy:
Ny vorivorin-kenan-draiamandreninao ve no angatahan'ny Malagasy sa ny savoninareo no nalainy ? Lazao koa fa anareo daholo no angatahany eran-tany.
D Inona koa zao no maha enti-po an'elah @ zany? Fanga ko an'elah ny vorivori-kena sy ny savony?
6. tsimati
(
06/08/2008 23:52)
Ny fahitako azy kosa tsy izay ilay hevitr'i ra-karavasy fa manamafy ny resakao ihany ra-kalazagasy hoe "TSY ANAO NO ANGATAHAN'NY GASY KA INONA NO MANKARARY ANAO" ? Raha mangataka na misambotra aminao avy mandray karama aho dia zonao ny manome na handa saingy raha any ambadika aho no mahazo dia tsisy zonao ny hisakana ny hafa tsy hanome aho.
7. ainaheri
(
07/08/2008 06:34)
:-D :-D :-D :-D Hisavily vorivorin-kena zany ny tantsaha klé=))=))=))=))=))
8. kidoropamba
(
07/08/2008 13:38)
Tsy mandA fanomezana. Io hoy ingahy kiradinaly GetAn izay raha misy olona manome tsolotra anao.
Noho izany: Efa miraikitra ato @ politikanay ny hAtaka satria raha tsy mangataka dia tsy ahazo vola. lojika be io.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Noho izany: Efa miraikitra ato @ politikanay ny hAtaka satria raha tsy mangataka dia tsy ahazo vola. lojika be io.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
9. tsoraka
(
07/08/2008 14:55)
Lisany mihintsy no tena mpangataka ka vao mahita vazah dia mitetika ahazo zavatra
10. kidoropamba
(
07/08/2008 15:58)
Mazava ho azy fa mpangataka izahay. NorimAly ary lojika io. Raha tsy misy ny hAtaka iza no hanome vola anao eo?
F'angaha heverinao fa manao vakAnsa ny filoha any ivelany any io? hAtaka foana io. Io no nahavitantsika ny lAlana, ny aeropaOro, ny filet de seKioritE, ny sibivAnsion sy ny sisa.
Raha mangataka dia tsy maintsy mahazo. Nde ndao mangataka. zavatra tena norimAly io ary mifandraika @ hakingantsaina.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny hAtakantsika
God bless Ravalomanana ^:^

12. bazylou
(
07/08/2008 22:44)
ry kidoropamba dia sahy milaza akitsy rano fa mifanaraka amin'ny hakinga-tsaina hono izany !!!!! :roll: :roll: :-P :-P ,
eh bin, toe-tsaina kidoro marina!! :-D :-D
eh bin, toe-tsaina kidoro marina!! :-D :-D
13. tsimati
(
07/08/2008 23:01)
Tarikareo ihany ny kidoropamba koa mody mifanaratsy eo indray ve ? Ianao no efa mpanao elah an'ny prezida ny Malagasy sy nilaza ny maha-tsisy saina ny Malagasy nifidy azy koa inona no maha-samihafa azy kidoropamba sy ianao izay samy mitady hevitra mafy hamotehana ny mpitondra sy ny Prezidan'ny Malagasy ? Iza no tsy mahalala fa mpanejika ny kidoropamba fa dia modian'ny avolenta tsy fantatra izany satria ny tetiny no harahina dia mody fanina ary lazaina fa mpanohana indray le kidoropamba. Hafakely.
14. kidoropamba
(
08/08/2008 09:10)
F'inona no mahagaga anareo raha mangataka vola ny filoha hajaina mba hampandrosoana ny firenena? tsssssss!
Naorin'izao ny fAOndaSiOn Ravalomanana ka izay mba manana dolara na ErO dia mba hampidiro ao hoan'i fandrosoan'i Madagasikara.
Tsy misy ny mahamenatra ny amin'izany hata-dAva izany. Lojika sy norimAly io.
Hakingatsaina no manao an'izany satria ireo kamo be tenda dia na dia hangataka aza dia maha-kamo azy.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Naorin'izao ny fAOndaSiOn Ravalomanana ka izay mba manana dolara na ErO dia mba hampidiro ao hoan'i fandrosoan'i Madagasikara.
Tsy misy ny mahamenatra ny amin'izany hata-dAva izany. Lojika sy norimAly io.
Hakingatsaina no manao an'izany satria ireo kamo be tenda dia na dia hangataka aza dia maha-kamo azy.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
17. bazylou
(
09/08/2008 23:09)
izany bazylou izany aloha tsy andanyandro aminao hanagana fondation e, sady tsy mpanao secte izany :-P :-P 8-)