JO 2008: FELICITATION À LA CHINE

1. zandikely ( 06/08/2008 00:16)
Marina fa mbola tsy manomboka akory ny JO atao any Chine fa tsy hay kosa ny tsy hidera ny fahaizamanaon'ireo Chinois. Tsy misy tsy vaky vava ireo Atleta avy aty America Avaratra tonga any fa tena tsara ny rehetra, Airoport, na ny trano, sakafo, toerana fanaovana fanazaran-tena, fitaterana. Tsy mbola nisy mitovy taminy hono ireo JO natao teo aloha rehetra.
Mitady zavatra ho tsikeraina aho momba ny fanomanana hoy ny Atleta anakiray fa tsy mahita. Tsy vitsy ny Atleta milaza fa tsy mbola nipetraka tamina toerana luxe tahaka ny hipetrahan'izy ireo any Chine amin'izao.
Ny olona kely izay efa hitadiavan'izy ireo vahaolana dia hanafoanana ny setroka hampadio tsara ny rivotra iainana any. Efa nampijanonina daholo ny industries rehetra ao Pekin, ka hinoana fa handio iany ny rivotra iainana any.
Soa Fianatra ho an'izay mandray fihaonana iraisam-pirenena amin'ny manaraka.
Felicitation à la Chine et à la population chinoise!
novalian'i rhina ny 26/09/2009 11:34
2. zandikely ( 06/08/2008 00:29)
Sady efa noraran'ny fanjakana koa ireo Restaurant rehetra mba tsy hisy Alika amin'ny Menu mandritra izao JO izao.
3. ainaheri ( 06/08/2008 04:40)
Felicitation ihany koa @ pollution,taiza nisy an'zany raha tsy tao Chine ,io ngahibemasoandro fa tsy tazanao,satria takon'ny pollution,marina nisy ny fiezahana fa saingy any aloha no atomboka voalohany,zany oe fitsonjovana ny fahasalaman'ny mpandray anjara :wink: :D
4. fahamarinana ( 07/08/2008 14:33)
:arrow: mety ho marina fa tsy adino koa ny mahantra maro napitika satria ilaina ny tany hanorenana ny trano be manja be ny J O...sy ireo rehetra tampenam-bava tsy hiteny na hitantara akory ny fahoriana mianjady na koa tonga dia gadraina amin'izay mangina....Félicitation amin'ny liberté d'expression fa tena hita taratra n'aiza n'aiza,eny na any amin'ny fifandraisana aterineto aza...malalaka be ny fifandraisana amin'izao tontolo izao..
Eny e,tsara be daholo izay hita...:-P (l)
5. bazylou ( 07/08/2008 23:11)
VIVE LE TIBET LIBRE!!!!!![/img] :P :P :P :P
6. miou ( 08/08/2008 11:25)
firy mo ny delegasiona gasy @io ?
mety mba hahazo medaly hiany ve tsika ?
7. diamondra27 ( 08/08/2008 11:54)
aleo aloha ho hita le feu d'artifice hijerenareom azy e>



miou: ra8 we toa lasa any mba mi soutenir ny atletantsika, mirary soa ho an'ny gasy lasa any zany e.


fahamarinana:kely sisa dia hisokatra ny jeu fa tsy maintsy lazaina ao ny momba io
8. mirana5 ( 13/08/2008 15:39)
resaka resaka ihany ,zà miandry ny solotena malagasy ahazo médaille !

Avy eo mihinana vorona sy hena-kisoa!
9. Herimiafina ( 13/08/2008 15:47)
zandikely:

Marina fa mbola tsy manomboka akory ny JO atao any Chine fa tsy hay kosa ny tsy hidera ny fahaizamanaon'ireo Chinois. Tsy misy tsy vaky vava ireo Atleta avy aty America Avaratra tonga any fa tena tsara ny rehetra, Airoport, na ny trano, sakafo, toerana fanaovana fanazaran-tena, fitaterana. Tsy mbola nisy mitovy taminy hono ireo JO natao teo aloha rehetra.
Mitady zavatra ho tsikeraina aho momba ny fanomanana hoy ny Atleta anakiray fa tsy mahita. Tsy vitsy ny Atleta milaza fa tsy mbola nipetraka tamina toerana luxe tahaka ny hipetrahan'izy ireo any Chine amin'izao.
Ny olona kely izay efa hitadiavan'izy ireo vahaolana dia hanafoanana ny setroka hampadio tsara ny rivotra iainana any. Efa nampijanonina daholo ny industries rehetra ao Pekin, ka hinoana fa handio iany ny rivotra iainana any.
Soa Fianatra ho an'izay mandray fihaonana iraisam-pirenena amin'ny manaraka.
Felicitation à la Chine et à la population chinoise!


Tena ialonana mihintsy i Chine fa isan'andro amin'izao tsy maintsy asiana vaovao kely mampiseho ny tsinay maintin'io firenena io amin'ny Télé tandrefana!

:^)
10. malaky ( 14/08/2008 04:28)
Ireo rehetra ireo eo ihany fa ny vavao farany dia izao: NIAIKY ARY NIALA TSINY TAO AMIN'NY TELE CCTV (televiziona sinoa io) NY MPIKARAKARA INY LANONANA INY FA TSY DIRECT DAHOLO IRENY ZAVANITRANGA T@ FANOKAFANA HITATSIKA FA BETSAKA NY SARY EFA NALAINA MIALOHA! izany hoe hafa ny nitranga tany fa hafa ny nandeha tamin'ny tele erantany! oh hoe ireny afomanga ireny sy ny jiro maro loko / ny antony dia noho ny toetrandro sy ny setroka ka sao tsy tafavoaka amin'ny hilàna azy izy ireny tamn'ny fotoanan'ny fanokafana! fahaizamanao daholo ve zany sa karazana famitahana olona ihany koa?
11. endrika01 ( 15/08/2008 10:07)
malaky:
Ireo rehetra ireo eo ihany fa ny vavao farany dia izao: NIAIKY ARY NIALA TSINY TAO AMIN\'NY TELE CCTV (televiziona sinoa io) NY MPIKARAKARA INY LANONANA INY FA TSY DIRECT DAHOLO IRENY ZAVANITRANGA T@ FANOKAFANA HITATSIKA FA BETSAKA NY SARY EFA NALAINA MIALOHA! izany hoe hafa ny nitranga tany fa hafa ny nandeha tamin\'ny tele erantany! oh hoe ireny afomanga ireny sy ny jiro maro loko / ny antony dia noho ny toetrandro sy ny setroka ka sao tsy tafavoaka amin\'ny hilàna azy izy ireny tamn\'ny fotoanan\'ny fanokafana! fahaizamanao daholo ve zany sa karazana famitahana olona ihany koa?
Angamba fahaiza-maminavina sy fijerena mialoha zay mety ho fisehoan-javatra.Famitahana ve?Nataotra ny ho diso fanantenana izy ireo,raha sanatria hi tomber a l eau ,ny projet-ny zay nandaniny vola be,fotoana...tao anaty ny taona maro.Ka tonga @fiteny we velezo ny vy dieny mafana!Tao ny tahotra fa tsy we famitahana loatra angamba hevitro zah manokana:-P:P lol !!!
12. Herimiafina ( 15/08/2008 14:59)
Inona no zava-dehibe? Ny tsiron'ny sakafo sa ny fomba nanamboarana azy? 8-)
13. fahamarinana ( 17/08/2008 10:14)
endrika:
Tao ny tahotra fa tsy we famitahana loatra angamba hevitro zah manokana

:arrow: eny e,na tahotra aza ,fa tsy tokony nasiana en direct fontsiny fa lasa mpamitaka...etsy andaniny moa efa nandrasan'ny maro koa hoe hilatsaka ka na zvtr kely aza no nivoana dia efa raikitra ny coms :) (l)
14. dadabe ( 17/08/2008 17:43)
he he he he tongava aty chine izay te hanao vokansy fa iantohako e :°)
15. endrika01 ( 19/08/2008 06:00)
fahamarinana:
endrika:
Tao ny tahotra fa tsy we famitahana loatra angamba hevitro zah manokana
:arrow: eny e,na tahotra aza ,fa tsy tokony nasiana en direct fontsiny fa lasa mpamitaka...etsy andaniny moa efa nandrasan\'ny maro koa hoe hilatsaka ka na zvtr kely aza no nivoana dia efa raikitra ny coms :) (l)
fahamarinana>ka ny oul tia ho deraina anié afaka,mampiseho zvt impossible e=))=))=))@ora sy fotoana tsy noheritreretina mintsy.:-P ry zareo any Chine zao no tokony mbo hilaza we zao no nisy!Fa manjary lasa mitsaratsara eto nefa tsy nanatri-maso!
16. rhina ( 26/09/2009 11:33)
endrika01:

fahamarinana:
endrika:
Tao ny tahotra fa tsy we famitahana loatra angamba hevitro zah manokana
:arrow: eny e,na tahotra aza ,fa tsy tokony nasiana en direct fontsiny fa lasa mpamitaka...etsy andaniny moa efa nandrasan\'ny maro koa hoe hilatsaka ka na zvtr kely aza no nivoana dia efa raikitra ny coms :) (l)
fahamarinana>ka ny oul tia ho deraina ani� afaka,mampiseho zvt impossible e=))=))=))@ora sy fotoana tsy noheritreretina mintsy.:-P ry zareo any Chine zao no tokony mbo hilaza we zao no nisy!Fa manjary lasa mitsaratsara eto nefa tsy nanatri-maso!



tsy mora ny manao zavatra fa rehefa zay lo no vitany dia misaotra betsaka azy sy mankasitraka
17. rhina ( 26/09/2009 11:34)
dadabe:

he he he he tongava aty chine izay te hanao vokansy fa iantohako e :�)


hiii!!!!!! sody tonga dia tamy mirodorodo eo doly ny namana vo gaga e!!!
hiiii!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8436