coco

1. kelly13 ( 04/08/2008 18:22)
aôna kay ny fanaovana ireny bonbon coco ireny e? le izy miparasaka tsara mampilendalenda iny no tena mahaliana ahy! sôtsa tompoko
répondu par haritianah le 21/08/2008 08:05
2. ni81 ( 04/08/2008 18:37)
Mazotoa homana dia hizarao
http://membres.lycos.fr/pacoreunion/bonbons.html :)
3. haritianah ( 04/08/2008 21:58)
vao nanao ao t@ tapabolana lasa.Tsotra bé.
Raha mazoto dia rapéo @ na fikikisana karoty ny gasy reny ny coco(io no tena tsara raha mazoto) na koa mividy lé coco efa voakiki @ sht reny na koa raha misy fikikisana coco gasy reny mits.
Atao anaty vilany ny coco(zé tinao na mikiki na mirape na mividy efa @ sht),asiana rano kelikely dia atao ao ny sucre.
Avela hangotraka ao jusque madidtidity iny ny coco, refa hita fa mangotraka madinty iny ny cooc dia haroharohana ts akijanona amin'izaymandrapahadity bé azy.
-Raha bonbon coco fotsifotsy ny ilainao dia refa madinty bé miraikitra iny izy dia atao ambany kely ny afo tsy alanaeo ambony fatana zany ,dia maka sahafa(io no tsra) na plato dia omenao forme boribory eo dia ahaha ahazo rivotra ho maina itambatra tsara.
Raha bon bon coco marron bé na marron tanora no ilainao dia avelao elaela eo @ fatana dia mivadika marron eo ny sucre anatiny fa haroharoina ts akijanona fa manajary may ila.dia rehefa tongaz @ couleur marron tadiavinao dia atao anaty sahafa na plato io izy angatsiaka hitambatra arakaraka ny habeny sy forme tinao.
Ts mampiasa colorent na choclat refa marron ny ahy no tadiaviko fa io.
Refa maintso na mena vao mila colorent.
Nisy namako zay nanao lé coco efa rapé @ sht amidy @ produits exotika reny fa mba hapatsiro tsara ny coco oy izy dia au lieu de rano+sucre no nandraoina an lé coco dia nataony ranona coco @ boite + sucre fa tsara bé oa oy izy.
4. ni81 ( 04/08/2008 22:04)
merci haritianah!
5. haritianah ( 04/08/2008 22:18)
tsis fisaorana ni à fa aza adino fotsiny zà refa vita anasisao kely ao , sao anao ohatrany aina hery mihinandrery mofobaolina eo.(Atao moramora sao enony bola eo indray de ametraka ? eo indray izy).
Ni à ataovy kelikely lé asisa ho anah fa manjary voateniny bola eo ao @ lé fihinana sucre, sur fa iditra eto mants izy vo maheno io resaka sucre io.
6. fahamarinana ( 05/08/2008 07:52)
:arrow: merci ni,merci hari :ny ahy ilay marron marron be no tena tiako fa mampahatsiaro ny any aminay (ndry !!!efa ela za zany no tsy homana.. :( ),hanandrana ndray zany aloha fa misaotra anareo e.. (l)
7. tslem ( 05/08/2008 08:02)
Raha io an'i haritianah io ve no atao dia manao ahoana ny fatran'ny siramamy sy ny coco?
8. fahamarinana ( 05/08/2008 08:05)
:arrow: tslem :ary elaela tsy hita njiko an...sa vokansy ??? :-* (l)
9. ni81 ( 05/08/2008 08:07)
tsis fisaorana ni à fa aza adino fotsiny zà refa vita anasisao kely ao , sao anao ohatrany aina hery mihinandrery mofobaolina eo.(Atao moramora sao enony bola eo indray de ametraka ? eo indray izy).
Ni à ataovy kelikely lé asisa ho anah fa manjary voateniny bola eo ao @ lé fihinana sucre, sur fa iditra eto mants izy vo maheno io resaka sucre io.
tsy miteniteny @ Bola isika fa afenina tsara e :lol:
10. kelly13 ( 05/08/2008 09:35)
miciii nareo an, d le miparasaka tsara ireny v klou le siramamy aveo sa sao d lasa caramel (dray dray dray, zvt tsy mety tiko hatramin'izay niainako mantsy ty caramel caramel ity)
11. ainaheri ( 05/08/2008 12:02)
misaotra ni81 aaa ,tsy ankizara zany fa sary fotsiny aseho d vita an :lol:
12. haritianah ( 05/08/2008 12:43)
tslem; coco sahabo 500g de sucre 200grm
13. ni81 ( 05/08/2008 16:32)
misaotra ni81 aaa ,tsy ankizara zany fa sary fotsiny aseho d vita an
ouuuuuuu ny mofo bôl aza tsy nisy hita fa aleo nafenina ao anatin'io satroka io daholo angamba kou :lol:
14. Bola ( 05/08/2008 23:38)
nankaiza ny tanteliko teto o....Lanin ny vitsika o....
nankaiza ny namako teto o....mihinana mofo boalina miafina amiko o...Sa bonbon coco... :-D

Mampiomehy reto olona reto...sa ry Haritianah miteny ho an ny tenako reny siramamy ireny...Hoe zay ny ahy e...Raha tonga ato amiko zao nao dia zay tianao...fa raha misy aho dia une fois ihany no miteny raha mitady lasa betsaka..ary zany une fois zany aza dia miezaka mafy za ho hitan ilay olona fa fiheverana sy fitiavana azy...raha tsy mandray lay olona toa tsy mila averina fa vao maika tsy hihaino. Fa indray mandeha dia ampy dia mitohy ny fiainana...

tantaraiko zavatra nareo: zany no nahazo ahy @ io torimaso io...hatramin izay hatramin izay aho dia tsaroako fa nolazaina foana hoe handana @ izay matory, handana @ izay matory...Fa arakaraka ny nilazana ilay izy vao maika za miari tory...Dia nony namaky za fa misy vokany eo @ ati doha, eo @ fitomboana na fihenana (sarotra ny mihena rehefa tsy matory tsara), misy vokany eo @ mood...inona moa zany..eny e, misy vokany ratsy betsaka zany e...Namaky an reo za vao tena natahotra dia niezaka mafy...Misy andro sarotra vao matory misy andro tsy maninona...Fa zao: io no hitako hoe plus lazaina ny olona moins hanao ilay izy fa mila hoe izy no tonga saina vao hiova...
15. Bola ( 05/08/2008 23:39)
mifona kelly fa sady efa hors sujet no mbola lava be... :(
16. haritianah ( 06/08/2008 07:47)
bola ialiana nie mba misy any bola eto mapatsiahy fa ts tsara ny mizatra mena,sucre, sns é, ary ny zvtr raha ts misy papatsiahy indraindray dia adino.
Efa ts haniraka an'i bola hatory tson ary ao sao izy vaomaika ivandravandra eo koo.
Imehezana indray vé zay ry bola à.
ainaheri; ary alaelon'ny olona maro mits iny mofobaolina nao iny an, refa manao @ manaraka dia manaova allo allo dé aataovy iray harona bé @ zay afapo ny rehetra.
17. tslem ( 06/08/2008 08:13)
fahama >>>teo ihany fa sahirana kely fotsiny kah!
haritianah >>> merci,handeha hanandrana hanao bonbon coco am zay klou androany :)
18. ni81 ( 06/08/2008 08:22)
ainaheri; ary alaelon'ny olona maro mits iny mofobaolina nao iny an, refa manao @ manaraka dia manaova allo allo dé aataovy iray harona bé @ zay afapo ny rehetra.
:lol: atao toy ilay oul nanana anamalaho betsaka tao @ zaridainany ve? Koa ho ampy antsika eto raha tsy farine 1tonne @ zany :lol:
19. haritianah ( 06/08/2008 11:44)
ni81 à ka @ zay zé tonga alou no mazo ka.Ry bola zao tena loha laharana mits fa ts matory dia maheno allo allo fa isika be torimaso no atahorana variana matory dia ts haheno ny atsoantson'i ainaheri fa masaka ny mofobolina.
20. ainaheri ( 06/08/2008 13:05)
ni81:

misaotra ni81 aaa ,tsy ankizara zany fa sary fotsiny aseho d vita an
ouuuuuuu ny mofo bôl aza tsy nisy hita fa aleo nafenina ao anatin'io satroka io daholo angamba kou :lol:

Hihihi za tsy mahidy zany ka lol,enao aza tsy hita kou aona no andefasako azy? Poste-ko ra manana dress za ka,ny ampitso d tonga:-P


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2677