coco
21. ni81
(
06/08/2008 13:39)
Hihihi za tsy mahidy zany ka lol,enao aza tsy hita kou aona no andefasako azy? Poste-ko ra manana dress za ka,ny ampitso d tongaTsy hoe mahidy ange e! fa tsy naseho intsony ilay izy oa fa nasitrika anatin'iny satroka iny :lol:
22. kelly13
(
06/08/2008 21:03)
bola>tsy maninn ka, za kou oul mpijapy matetika eto nge e, sady mpanao hors sujet kou (surtt refa misy an'il ratonga sy kiadi zay) hihihihi! mba nakaiza kou iny e? mbola tsy afaka fôna nga ny gadrany? hahahahah
23. fahamarinana
(
07/08/2008 10:23)
:arrow: keli :na za koa dia mahatsiaro any kiadi indrindra rehefa miditra ato am sakafo ato izy manadala... :( (l)
25. diamondra27
(
08/08/2008 14:26)
kelly: ngah akia i razily mbola tsy nandalo tany foana
(razily bonbon coco)
(razily bonbon coco)
26. haritianah
(
08/08/2008 16:47)
merci diamondra à: ai tokoa mou misy anz'izay Razily bonbon coco tokotrany.Torany hehy aky zà namaky lé izy de nanjary nahatsiaro owé O Razily bonbon coco ooo.Lé fanao t@ mbola kely .Ndry kou aky
27. diamondra27
(
09/08/2008 16:44)
haritianah:
merci diamondra à: ai tokoa mou misy anz'izay Razily bonbon coco tokotrany.Torany hehy aky zà namaky lé izy de nanjary nahatsiaro owé O Razily bonbon coco ooo.Lé fanao t@ mbola kely .Ndry kou aky
-------------------
za koa akia nime b mihintsy ange nahita le resaka we bonboncoco e
fa ahoana toako moa no nahatonga io expression io akia.
Nalaza ery ange le razily e
:-D :-D
28. kelly13
(
09/08/2008 21:00)
diamondra27>ary marina tkou zany! fa le oe razily bonbon coco v tsy signal, asa ra tadidinareo le talou ireny refa mifampiantso ny namana d mifanao signal @ sioka sa diso aho? tadidiko mantsy ny anay sy zay oul ray zay d oe "eto ono aho d tsy hitany ô"!!! hihihi! @ zao mantsy ny mpinamana tsy mifampisioka tsony fa mi bip @ portable lol
29. haritianah
(
09/08/2008 22:26)
Diamondra; asa aky taiza alou lé razily aky no nipetraka fa atrany Tanà katrany @ province zé nipetrahako tany dago dé manao io expression io dolo.
30. ni81
(
10/08/2008 06:41)
Toa ohatran'ny tao @ sangisangy zary tenany t@ radio angamba no nisy an'izy io dia lasa fiteny mihitsy. Tsy mahatadidy loatra koa aho.
31. diamondra27
(
10/08/2008 08:47)
ni81: mety zay tokoa ngamba le izy fa araka le voalaza etsy ambony lazain'i haritianah io de na tana na province de mahay le razily bonbon coco doly
kelly:hahahaha tratrako amzay zany ny signal-ndry an sa efa niova le izy zao
Tadidiko tsara ery reny siosioka madinika ireny . Tena signal io fa tsy izay no niatombohanny le izy fa io lazain'i ni81 io ngamba e
kelly:hahahaha tratrako amzay zany ny signal-ndry an sa efa niova le izy zao
Tadidiko tsara ery reny siosioka madinika ireny . Tena signal io fa tsy izay no niatombohanny le izy fa io lazain'i ni81 io ngamba e
32. fahamarinana
(
10/08/2008 09:52)
:arrow: za ry reto tsy mahay an'izany razily zany a,marina e... (l)
33. ni81
(
10/08/2008 09:54)
efa taloha izany tao @ radio madagasikara e! fa tsy tsaroako loatra ny fandaharana nisy azy io na t@ sangisangy na inona!
34. fahamarinana
(
10/08/2008 09:57)
:arrow: Zany, koa ny anay basesa no tena fihenoana tamin'izany dia radio rfo sy rfi .... :) (l)
35. pissoa
(
17/08/2008 14:38)
haritianah:
vao nanao ao t@ tapabolana lasa.Tsotra bé.
Raha mazoto dia rapéo @ na fikikisana karoty ny gasy reny ny coco(io no tena tsara raha mazoto) na koa mividy lé coco efa voakiki @ sht reny na koa raha misy fikikisana coco gasy reny mits.
Atao anaty vilany ny coco(zé tinao na mikiki na mirape na mividy efa @ sht),asiana rano kelikely dia atao ao ny sucre.
Avela hangotraka ao jusque madidtidity iny ny coco, refa hita fa mangotraka madinty iny ny cooc dia haroharohana ts akijanona amin'izaymandrapahadity bé azy.
-Raha bonbon coco fotsifotsy ny ilainao dia refa madinty bé miraikitra iny izy dia atao ambany kely ny afo tsy alanaeo ambony fatana zany ,dia maka sahafa(io no tsra) na plato dia omenao forme boribory eo dia ahaha ahazo rivotra ho maina itambatra tsara.
Raha bon bon coco marron bé na marron tanora no ilainao dia avelao elaela eo @ fatana dia mivadika marron eo ny sucre anatiny fa haroharoina ts akijanona fa manajary may ila.dia rehefa tongaz @ couleur marron tadiavinao dia atao anaty sahafa na plato io izy angatsiaka hitambatra arakaraka ny habeny sy forme tinao.
Ts mampiasa colorent na choclat refa marron ny ahy no tadiaviko fa io.
Refa maintso na mena vao mila colorent.
Nisy namako zay nanao lé coco efa rapé @ sht amidy @ produits exotika reny fa mba hapatsiro tsara ny coco oy izy dia au lieu de rano+sucre no nandraoina an lé coco dia nataony ranona coco @ boite + sucre fa tsara bé oa oy izy.
Misaotra o ! Nandramako io dia milay be :miam: :miam: :miam:
36. haritianah
(
21/08/2008 08:05)
pisoua, dé hay nanao lé bonbon coco dé ts namelana mits zay fa nohanina dolo an.Mianatra toetran'i ainahery t@ lé mofobaolina kou an.