sipa manao 1er pas

1. imaitsoanala ( 05/08/2008 23:07)
aona ny fahitanareo an io
maro mantsy no milaza fa ref ny sipa no manao 1er d mila zavatra izy zay
zvtr inn io ilainy io ?
misy valeur-ny v ny sipa manao 1er pas?
2. sff ( 05/08/2008 23:56)
Arakaraky ny fomba fisainana izay mety avy amin'ny toerana nahalahibeazan'izy roa io.
Ny tsaratsara angamba dia azonao lazaina hoe toerana avy aiza no nahenoinao an'io.

Raha tanan-dehibe dia sarotra ny tantana satria mety hiova isaky tanàna mihitsy ilay izy.

Raha ny fahazoako ilay teny dia fitenin-dehilahy avy ao Antananarivo ilay izy. Ary ny dikan'ilay hoe "mila zavatra izy zay" dia "tia hanao firaisana izy izay".

Fa raha ny hevitro manokana no anontaniana dia tsy mihevitra izany aho. Ary tsy mampaninona ahy mihitsy ny vehivavy manao 1er pas.
3. oOo ( 06/08/2008 07:28)
Raha amiko manokana aloha dia tsy hiasako loha na ny lhl na ny vhv no manao 1er pas izany, satria tsy mitovy ohatra ny taloha ny fisainana @zao. Sady efa lany andro koa izany.

Inona moa ny olana raha ny vhv no manao izany \"1er pas\" izany, tsy midika mihintsy io amiko hoe fitadiavana ohatra ny lhl. Mety fotsiny hoe fitsapany ny herin\'ny \"seduction\" hananany, na koa fomba iray hianarany izany fikotiana izany.

Ilay fomba fisainana eo @ manodidina ihany no tena mandanja io zavatra tianao lazaina io.
4. Lejoba ( 06/08/2008 13:25)
adidin'ny tia hono no maniry ho tiana. Ny blem, le sipa indraindray tsy mahalala tsy tiana ka ohatry ny mivarotra mihitsy.
Ny marina koa efa be ny bandy sarokenatra koa raha hitan'ilay sipa ve fa toa ho ela, tsy aleo tairiny kely.
Fa izany hoe azy ny aller fa tsy maintsy mba antsika kosa ny retour fa angaha ny vehivavy no natao hitarika? Ny lahy no lohan'ny vavy. Mazava? :roll: :?:
5. ikaretsaka ( 06/08/2008 16:56)
le mi allume ange efa manao premier pas e? sa?
6. tess ( 07/08/2008 06:04)
[quote=imaitsoanala]
aona ny fahitanareo an io
:arrow: tsy miys maharatsy izany , raha andeha hatao hoe bonaika be lay bandy tsy sahy manao 1er pas de tsy hisy raha vanona zany eo :roll:

maro mantsy no milaza fa ref ny sipa no manao 1er d mila zavatra izy zay
zvtr inn io ilainy io ?
:arrow: ka ny anao hono hono na ilay voto-aton'ny hono hono aza tsy nazava taminao, tsy votery hilaza zavtr hafahafa izany fa fitiavana angamba matoa manao izany lay sipa:p

misy valeur-ny v ny sipa manao 1er pas?
:arrow: tsy hitako hoe inona no tokony hampisy na tsy hampisy valerany amzany......fihetsika voajanahary doll izany raha zà manokana alou ny bandy tiko ny sipa manao 1er pas




:
7. sakaizakely ( 07/08/2008 12:52)
misy valeur-ny v ny sipa manao 1er pas?


izao fiheverana izao de mampiseho toetsaina ivaiva mbola mihevitra fa entambarotra angamba ny vhv ko hoe valera a valera
mampitsetra :{ :{
8. Herimiafina ( 07/08/2008 13:15)
Ny sipa anie na mody tsy miteny aza efa manao premier pas foana rehefa tiany ilay bandy e! Ilay bandy amin'io tsy mahalala n'inon'inona fa ny an'ilay sipa efa mandeha daholo ny calcul rehetra matoa ilay occasion hanaovan'ilay bandy premier pas misy. :-D :^)
9. tess ( 07/08/2008 16:53)
ka ny bandy koa ane ry herimiafina kobony tsara mitsiny fa manao premier pas lay sipa dia matoa mody fanina sy manaiky dia tara izany e! :^)
kou tsy zarany aza manao premier pas lay sipa mba hampisy feeling lay izy
10. ikaretsaka ( 08/08/2008 01:51)
zany on
11. tess ( 08/08/2008 05:20)
:°) ié sa aon ry ika? :wink:
12. aingheri ( 08/08/2008 07:13)
:P maninona moa rah tsara ny tanjona tiana ho tratrarina? rah tena fitiavana zany no tiako ho lazain e, ny a zao ny vadiko milaza fa "ts dé milay hono ny sipa manao 1er pas fa ts maninon fa ny kôfa anie ts perdant am'zany é!"
13. naughtyboy ( 09/08/2008 10:23)
ie..tsy maninona mintsiny reny sipa misarako voloany reny ,misy aza mikoty kofa zao maintsiny :lol:ra za manokana tsy mahasarika ahy loatra fa lemapisamahotaka ka tsy mentsy isasarana vao azo no milay koko(za zany no polisy fa le sipa no volera.. tsy azo avadika ny rasa:-D :-D )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3594