Mpanao vilany ao AMBATOLAMPY misy tena mpanankarena!

1. lemenakely ( 04/08/2008 08:59)
Tena mahavariana tokotrany fa tsy hoe mpanao vilany dia tsy manambola !fa tena misy manana 4x4,manana trano be dia be..... ireo mpanao vilany ao AMBATOLAMPY 8O
novalian'i bazylou ny 04/08/2008 23:06
2. bazylou ( 04/08/2008 11:07)
dia inoan any olana ?
3. lemenakely ( 04/08/2008 12:44)
bazylou:

dia inoan any olana ?




fa angaha moa dia tsy maintsy ny olana foana no entina eo? :?:
4. fahamarinana ( 04/08/2008 13:11)
:arrow: :-D :-D ,ilay bazylou mahita tsikeraina foana na mampita vaovao aza ny olona...
lemenakely : sady mateza tokoa anie ireny vilany ireny ka mety zay no mahatonga ny olona mividy betsaka.Za manokana aleoko manafatra any dago fa sady mateza no vitagasy no azo atao hoe azoazo ny vidiny oharina amin'ny vilany vita vazaha :mety hateza tokoa fa ny vidiny koa tsy laitra. ...sady tsy efa de generation en generation koa ve ny mpanao azy ireny fa tsy afaka hoe ndeha hanao mpanao vilany koa fahamarinana dia mba mahazo 4x4 sy trano ...,efa misy savoir mifindra isaky ny generations...(l)
5. ainaheri ( 04/08/2008 14:57)
lemenakely:

Tena mahavariana tokotrany fa tsy hoe mpanao vilany dia tsy manambola !fa tena misy manana 4x4,manana trano be dia be..... ireo mpanao vilany ao AMBATOLAMPY 8O


Marina fa mandé ny afera,nefa misy kou ny sasany @ ireo malônety,misy sady manao vilany no manao vola madinika sandoka:D


6. kelly13 ( 04/08/2008 15:00)
lemenakely>iza no mahita ra 4x4 vita @ aliminiôm zany? mdrrrr
7. rico ( 04/08/2008 15:05)
Tsy mahagaga zany ny mpanankarena voalohany tao ambatolampy dia mpanao vilany ary efa nanana izy reo ary mahay mampiodina ny volany aminy Taxi brousse regional national meme urbaine ao ami ville ary
ary ny mapnao vilany no mampalaza ani 104 hoe mpanankarena fa tsy hoe vola madinika
donc efa lasany zareo daholo ny 80% ny fitadiavambola poinsa rehetra ozy aho aloha eh
8. lemenakely ( 04/08/2008 15:40)
bazylou:

dia inoan any olana ?




manoratra teny gasy aza tsy hay! :oops:
9. ainaheri ( 04/08/2008 16:42)
lemenakely> :) :lol:
10. yonikafopl ( 04/08/2008 17:17)
ka ry zareo nge tsy mionona amin'ny fanaovam-bilany fa manodina ny volany am zavatra hafa ee, oh we ry zareo manana taxi brousse Tana-Bira, de camion sns , normal be ra manankarena zareo
11. ni81 ( 04/08/2008 17:43)
Mandeha ny asany satria ny oul rehetra ao dago dia mampiasa vilany daholo. Fa nisy fotoana koa dia nisy oul mpangalatra ireny panneaux sy zavatra vita t@ alu ireny dia hoe namidiny t@ ry zareo mpanao vilany.
12. kelly13 ( 04/08/2008 18:16)
nisy reportage izay hitako taty ni filmer ny fanaovana ny vilany any ambatolampy fa mazamazana iany le izy ka
13. ratonga ( 04/08/2008 21:02)
kelly13:

lemenakely>iza no mahita ra 4x4 vita @ aliminiôm zany? mdrrrr

=)) =)) =))
14. lemenakely ( 04/08/2008 21:25)
ratonga:

kelly13:

lemenakely>iza no mahita ra 4x4 vita @ aliminiôm zany? mdrrrr

=)) =)) =))



oay tandremo fa raha aluminium ny carrosserie na auto 1 dia azo lazaina fa mafy an ankoatra ny acier !izao efa presque plastique no mameno ny fiara
15. bazylou ( 04/08/2008 23:06)
lemenakely, dia inoan ny olana?? ny teny gasin'ialahy aza metyhanjavona koa!!!! beuuurkk ho soloina anglisy sy frantsay ; :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1422