carte long séjour

1. xxx ( 05/08/2008 21:14)
hono wa e ! sao dia misy mahalala ianareo raha oé mi heberger etudiant , zany oé izaho no manao ny prise en charge , mila declarena foana ve oé manana 412 € par mois ilay etudiant sa voatery izaho no mandoha anlé vola , mba hahazahoana visa long séjour ny io araka ilay formulaire hangatahany ambassade de france ?
mba rassureo kely hoé za ry namana :-*
novalian'i rurik ny 13/11/2008 13:08
2. fahamarinana ( 06/08/2008 09:30)
:arrow: ny efa hitako an,ny depart any dago toa mila io declaration-na vola io foana vao tafavoaka fa kosa rehefa une fois tonga aty paris na andafy dia afaka atao prise en charge amizay...talohaloha teo io fa asa raha mbola miady foana na tsia aloha fa aleo andrasana ny valiteny hafa an... (l)
3. xxx ( 06/08/2008 12:54)
fahamarinana > justement amlé prise en charge aty paris , tsy maintsy hatao hita trace foana hoé misy vola ao am compte nlé etudiant , donc tsy maintsy mandrotsaka anlé vola foana ianao , sao dia tsy ho renouvellér ny heritaona anlé etudiant :wink: , taloha efa ela ve io ry fahamarinana sa ?
misaotra e :-*
4. fahamarinana ( 06/08/2008 16:43)
:arrow: tam 2ans teo no nisy cousin-ko ohatr'izay,toa tsy nanana fidiram-bola aby izy taty satria nanao asa au noir dia tsy nisy trace hoa ohatrinona sns...tsy fantatro ndray raha nanana compte sy io resaka vérification io fa ny tsaroako dia ilay zokiko no nanao prise en charge azy,izy aza tsy tao paris no nipetraka fa tany am province nefa ilay zokiko ao paris dia nety nandritra ny 2taona fa zao moa efa milamina ny azy dia natsahatra teo...mety efa niova ihany koa zao satria ry zareo efa sarotiny...tsy azo atao ve raha mody ampidirina vola ao am compte-ny dia avy eo tsoahina indray sa tsy mety zay ??raha olona akaiky sy atokisana ihany koa sao lasa any mbanin'ilay vola vao loza be.... :( (l)
5. fijo ( 06/08/2008 20:47)
.tsy azo atao ve raha mody ampidirina vola ao am compte-ny dia avy eo tsoahina indray sa tsy mety zay ??
ie io no fanao azy
6. xxx ( 07/08/2008 08:00)
Misy vérification rehefa manao renouvellement carte, mitady ny releve de compte 3 mois ry zareo, ny ahy ohatr'io natorin'i fijo io no nataoko taloha, ampidirana vola ny compte 3 mois alohan'ny daty hirenouveller-na ny carte de séjour.
Tandremo fa tsy io ihany no vérifier-ny fa ny note koa, maro mantsy ny mpianatra variana miasa au noir dia ratsy note nefa iny no tena hahazoana mijanona aty.
7. fahamarinana ( 07/08/2008 08:41)
:arrow: ié ,marina koa ilay voalazan'ny xxx5 :takiany ny attestation d'assuidité sy de réussite fa asa fontsiny hoe araka ny prefecture angaha no mety hiova ny fahasarotany.Efa niova be koa angamba izao...Tsara maka renseignement tsara aloha vao manao zvtr (l)
8. xxx ( 07/08/2008 10:11)
sarotra be ny hahatoky anlé oul raha hasiana vola any am compteny ka ! aleo hidaboka , mineur lé ankizy en plus (16 ans ).
merci ry namana isany :-*
9. fahamarinana ( 07/08/2008 13:58)
:arrow: de rien e,tsy nahatondra soso-kevitra ho anao akory... (l)
10. nacl ( 14/08/2008 08:20)
sali sali doly a!
xxx za zao prise en charge par ma soeur @zao fotoana izao de tsy mila midéclarer tsony enao we manana 412 Euros/mois le ankizy satria efa eo ambanin'ny fahefanao izy. ny zavtara ilainy fotsiny de arak'le efa voalaza etsy ambony we 3derniers bulletins de salaire-nao de attestation d'hebergement, ary ko attestation de prise en charge izay no ilain'ny prefecture, fa le vola 412Euros io zany aloha ra oatra ka mipetraka irery le ankizy
ra oatra ndray ka we enao miprendre en charge an'le ankizy fotsiny fa mipetraka any@hafa izy de mety we tsy mila déclarer-na ko satria enao no mifinancer ny fiainany.
na izany aza ny mety de manotania any @prefecture fa so de we miova ndray ny procédure na otran'zany
zay fa de mirary soa de kiss e
11. xxx ( 14/08/2008 09:39)
misaotra any i nacl :-*
12. rurik ( 13/11/2008 13:08)
nacl:

sali sali doly a!
xxx za zao prise en charge par ma soeur @zao fotoana izao de tsy mila midéclarer tsony enao we manana 412 Euros/mois le ankizy satria efa eo ambanin'ny fahefanao izy. ny zavtara ilainy fotsiny de arak'le efa voalaza etsy ambony we 3derniers bulletins de salaire-nao de attestation d'hebergement, ary ko attestation de prise en charge izay no ilain'ny prefecture, fa le vola 412Euros io zany aloha ra oatra ka mipetraka irery le ankizy
ra oatra ndray ka we enao miprendre en charge an'le ankizy fotsiny fa mipetraka any@hafa izy de mety we tsy mila déclarer-na ko satria enao no mifinancer ny fiainany.
na izany aza ny mety de manotania any @prefecture fa so de we miova ndray ny procédure na otran'zany
zay fa de mirary soa de kiss e


tsy le resaka fille au paire ve io resaka manokatra kaonty io ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1406