Lehilahy tokoa ve no be partenaires noho ny vehivavy ?

1. zandikely ( 05/08/2008 22:28)
Voalaza matetika fa dia ny lehilahy no tena be olona niarahana ara-pitiavana ( partenaires) noho ny vehivavy. Milaza anefa ity Matematisianina atao hoe David Gale ity fa tsy marina izany. Io ambany io ny hevitra nomeny. Ny an'iza ny marina e?


Il est connu que les hommes ont beaucoup plus de partenaires que les femmes pendant leur vie. C’est connu, mais mathématiquement impossible, selon un scientifique américain.
Le nombre de relations sexuelles devrait être le même pour les hommes et les femmes
Quelle est votre personnalité sexuelle ?
Quand les maths se mêlent d’amour, les mythes tombent. Un mathématicien de l’Université de Berkeley, en Californie vient de mettre son grain de sel dans des sondages réalisés pourtant très rigoureusement : une récente enquête du gouvernement fédéral des Etats-Unis a ainsi conclu que, selon leurs déclarations, les hommes avaient en moyenne sept partenaires hétérosexuels dans leur vie, contre quatre seulement pour les femmes.
Or, pour le mathématicien David Gale, une telle différence est tout simplement impossible, « pour de raisons purement logiques », affirme-t-il. Pour le démontrer, il prend ainsi l’exemple d’un bal, où les gens dansent en couples hommes-femmes. Au bout de la soirée, on demande à toutes les femmes et à tous les hommes avec combien de partenaires ils ont dansé. Logiquement, le chiffre est le même. Or, cela devrait être pareil, à peu de choses près, pour les relations hétérosexuelles.

novalian'i fijo ny 22/08/2008 20:21
2. sff ( 05/08/2008 23:41)
Mahafinaritra ilay fandinihana. Fa ny tsy noraisin'ilery tao anatin'ny fandinihany angaha dia hoe ny vehivavy dia betsaka noho ny lehilahy ny vehivay raha ny isa.

Fa 7 miohata ny 4 izany kosa efa be loatra raha ny eritreritro. Tokony mifanakaikaiky ihany.

Mety midika io elanelana io hoe: manitatra ny lehilahy, na hoe mody hendry ny vehivavy.
3. oOo ( 06/08/2008 08:06)
:) Ny lehilahy no tena be partenaire eh! Ny antony? Mahay manasaraka izany fiarahana izany @ fitiavana.

Fa ilay izy aloha dia noraisina ara "tsiantifika", dia lazaiko hoe ny vehivavy no b partenaire @zao vanin'andro izao.

Raha ny lehilahy no manome isay iray dia zao roa ilay izy fa mety marina.
Fa raha ny vehivavy indray dia ataovy x2 ny isa lazainy eo fa iny no izy aminy!
4. sakaizakely ( 06/08/2008 09:55)
natao hifaninanana angaha moa izy io
5. simplex ( 06/08/2008 11:00)

ie maro kokoa ny vehivavy noho ny lehilahy moa koa hoe ny tena marina vehivavy vitsivitsy no hifandimbiasan'ny ankamaroan'ny lehilahy dia miankina be @ fomba ni-calculer-na an'ilay statistiques ilay izy...

fa be loatra kosa le 7-4 eee sao dia mba hoe 7-6 na 7-5 :)

zany hoe vevavy ihany nomahatonga ny lelah hiodina sy otr'zany donc... tsisy hifanomezantsiny :°):-P:*:*
6. cutie ( 06/08/2008 14:01)
oOo [ Valio ] 06-08-2008 10:06:27
Lohateny : Re : Lehilahy tokoa ve no be partenaires noho ny vehivavy ?
Ny lehilahy no tena be partenaire eh! Ny antony? Mahay manasaraka izany fiarahana izany @ fitiavana.

another cat???? :-D
ny lhl hono tsy maintsy mihevitra ny tenany ho attractive foana e :)
7. ainaheri ( 06/08/2008 14:47)
sakaizakely:

natao hifaninanana angaha moa izy io


:-D :-D :-D :-D :-D Mba anontanina oe iza no nahafaty bol maro zany e =))=))=))=))=))


8. oOo ( 06/08/2008 15:04)
cutie > raha ny norm aloha dia ny lhl no manenjika de nareo vhv no enjehina. fa efa niova anefa zany @zao; "liberté des femmes".
9. oOo ( 06/08/2008 15:07)
Hay ve io izany another cat izany eh!
Sakalahy @ tena anarany io. :°)
10. cutie ( 06/08/2008 17:17)
Mpandefa : oOo [ Valio ] 06-08-2008 17:04:56
Lohateny : Re : Lehilahy tokoa ve no be partenaires noho ny vehivavy ?
cutie > raha ny norm aloha dia ny lhl no manenjika de nareo vhv no enjehina. fa efa niova anefa zany @zao; "liberté des femmes".

tsy zany no tiako lazaina ka
ny vhv no manantona fa tsy ny lhl no manenjika :-D :-D :-D :-D
11. cutie ( 06/08/2008 17:17)
oOo [ Valio ] 06-08-2008 17:07:30
Lohateny : Re : Lehilahy tokoa ve no be partenaires noho ny vehivavy ?
Hay ve io izany another cat izany eh!
Sakalahy @ tena anarany io.

ny ahy io ndray sakavavy e :-D
12. fijo ( 06/08/2008 20:37)
za izany hiandry vehivavy hanantona ko.
13. serena ( 07/08/2008 04:27)
de miandrasa an`i Pauline eo e :D
14. haritianah ( 07/08/2008 10:04)
zà alou ts dé pour an'ireny theoreme sy porcentage reny satria betsaka ny zvtr nataoko dé à partirn'iny no anatsoahana fa zao porcent ny resultat.
Matetika manao sondage na zvtr, sondage dé karazana estimatif amiko fa ts realité mits.Ohatra zao misy tanimbary eo @ toerana iray de maka sondage eo ianao @ na tanimbary vitsivitsy de manao calcule enao de mamoaka fa ny tanimbary retra eto @ ity tanana ity zany dé mamokatra zao tonne à ha.
Ts tena izy zany amiko fa estimatif.
Ohatran'izay zany no andraisako ny théoria sns..., ts réel,
Mbola mitana ny hevitro ihany mou ao owé na lahy na vavy refa panao azy dia mahavita dolo, ary mahavita maro ny vavy mahavita maro ny lahy.Tsis owé lahy no mahavita ary ny avvay no mahavita, firifiry ny vavy manana zanaka zao ao an-tokatrano ny tena marina anefa ts zanak'ilay vadiny io fa zanaka ny lhl any ivelany dolo, firifiry kou mou ny lhl zao manana zanaka maro any ivelany ary ts vitany owé vhv 1 no ananay an'ireo fa vhv samy hafa.Ary maro ny owé vhv 3 no iarahany lé lhl dé samy teraka meme mois.
lhl 1 mahavita manao RDV @ na sipa 3 ao anatiny andro1 fa tadidio koa fa vhv koa mahavita izany.
15. cutie ( 07/08/2008 14:32)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 06-08-2008 22:37:06
Lohateny : Re : Lehilahy tokoa ve no be partenaires noho ny vehivavy ?
za izany hiandry vehivavy hanantona ko.
=)) =)) =)) =)) =)) =))
16. cutie ( 07/08/2008 15:08)
ary mba lasa aiza aza zandikely :-w
17. hery ( 07/08/2008 15:51)
Tsy mitombona ilay resaka matematika an'i leiry kle.

Raha betsaka kokoa ny vehivavy @ ilay bal dia ahoana?
Raha amin'ilay bal misy tsy mandihy mihitsy amin'ny vehivavy na aminny lehilahy dia ahoana?

Raha tena manao sondazy koa ka makorelina no nalaina dia mety ho be partenaires kokoa ny vehivavy
18. Herimiafina ( 07/08/2008 16:34)
Raha ny fijeriko azy dia mitombona io resak'i David Gale io satria tany amerika (État Californie) no nataony ny fandinihana.
Mazava ho azy fa efa nivelatra be ny fotompisainan'ny vehivavy raha ny any no jerena, taorian'ny tranga-njavatra 1968, ny féminisme, sns.
Mety tsy ho marina intsony ny théorie-ny raha any Pakistan, na any Iran no nataony ny fandinihana. :^)

Ny théorie matematika tsy verité universelle akory fa hazahoana mamantatra kokoa ny zava-misy sy mety hisy. Mazava ho azy raha be vehivavy tao amin'ilay bal ka samy nandihy coupla-coupla daholo ny rehetra dia ny lehilahy no be partenaire kokoa (ohatra 1 sur 3, na 1 sur 4) raha ny lehilahy indray no betsaka dia ny vehivavy no be partenaire, ka tsy maintsy niainga tamina échantillon mitovitovy isa lahy sy vavy izy mba hitovizan'ny vintan'ny tsirairay. Mazava ho azy ihany koa fa na afaka nandihy tamina lehilahy folo aza ny vehivavy iray tao anatin'ny bal indray alina kanefa tamina lehilahy roa fotsiny izy no niaraka nandihy (torak'izany koa ny lehilahy) dia efa tsy mitombina ilay teoria. :^)
19. neo83 ( 13/08/2008 20:00)
Samy manao rangah fa ze tratra iany no lazaina fa mampirafy sy oaoaoa reetra ty a. mtovy daoul reo. ny lhl fotsiny no isakzé maavo d mdoka (normal zany, izy v talou efa nofitahan'i Eva ka tsy amaly faty), fa ny vhv raha manao d miafkafina. Mtovy ireo na mifanakaiky kely raha lavitra.

Fa kosa,

Raha ts'maintsy mamaly d ny lhl alou mbola mitana ny record e, normal zany kou, izy lhl kou. hihihi.
20. cutie ( 14/08/2008 14:21)
Raha ts'maintsy mamaly d ny lhl alou mbola mitana ny record e, normal zany kou, izy lhl kou. hihihi

as always a :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0944