Lehilahy tokoa ve no be partenaires noho ny vehivavy ?
21. fijo
(
14/08/2008 20:14)
as always a inona hono ny lahy?????
izao koa e,ny lehilahy be sipa an,bogosy,ny sipa be bandy an makorely hoy ny pokona,ka ahoana isika amin'io????
22. cutie
(
17/08/2008 14:43)
as always a inona hono ny lahy?????
ka efa izay koa :-D
23. fijo
(
22/08/2008 20:21)
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.1228