Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
kidoropamba ( 04/08/2008 08:46)
zokibe Ramarisely sy Piera Holidera
Io ary ilay efa nolazaiko: [b]Kay miara miasa ingahy zokiba Ramarisely ao @ afera EtirANzera sy ny filohan'i AREMA Piera Holidera[/b]. Hatr@ voalohany dia tsy natoky an'ity ramarisely ity fa hever... tohiny
novalian'i tsimati ny 07/08/2008 23:04
Zozoro ( 04/08/2008 08:24)
Ankamantatra
Inona ary izany : Atsipitsipin'ny mahantra nefa ataon'ny mpanakarena am-paosy ? :lol: (omeko ny valiny rahampitso).... tohiny
novalian'i SHOAN ny 05/08/2008 13:07
zoeck ( 04/08/2008 08:00)
firaisanfina
Manahoana daholo ianareo namana rehetra ato amin'ny serasera namana faly mandray sy miarahaba anareo ny tenako ary mandray anareo ho namana mifampatoky sy miray hina fa ny firaisan-kina no hery... tohiny
jbin ( 04/08/2008 06:49)
Iza kay izany Ravorondolo!
Nisy accident teny ambohipo ny asabotsy teo. Gaga ty rangahy iray fa ze joba avy nahita le accident de mitomany daholo no mikiakiaka hoe maty ravorondolo e, vehivavy zany efa tsy latsaky ny dimampolo.... tohiny
novalian'i SHOAN ny 04/08/2008 21:27
Bola ( 03/08/2008 23:13)
Avy amin ny Ray ihany no hahazoana zo-pirenena Malagasy
Namaly dinika aho no nahatsiaro tokoa fa ny zaza ateraky ny reny Malagasy ary Ray tsy Malagasy dia tsy mahazo zo-pirenena Malagasy. Mila hoe Malagasy ilay Ray niteraka fara-faharatsiny na ny Ray sy Re... tohiny
novalian'i xxx ny 11/08/2008 14:42
xxx ( 03/08/2008 20:59)
transcription
akory aby ô! sao dia misy afaka manomé renseignement kay raha hanao transcription ana zaza ao aminy ambassade gasy paris , mahita aminy net za manko oé niova ny lalàna , raha vao vazaha (tara... tohiny
novalian'i fijo ny 26/08/2008 20:49
ratonga ( 03/08/2008 20:52)
« fiandry »
lahatsoratra hitako tao @ gazety midi ity, fa tsy mazava amiko ilay atao wé « fiandry » ra misy afaka manazava misimisy kokoa :°) Faits divers FAHAFATESANA. Tena mahay zavatra mihits... tohiny
naughtyboy ( 03/08/2008 17:19)
tony zany mpisam refa matihanina fa mailo ihany ry zareo..
http://www.youtube.com/watch?v=hboPd9GzJxg# miaiky tena pro le bandy ato ty kah na ny pra aza manofa anlery ampianatra azy isambotra mpisam :-D :-D ... tohiny
novalian'i Bita ny 16/08/2008 13:48
simplex ( 03/08/2008 13:12)
olana teknika
* rvg: mandingana hira 1 systematiquement, indray nedala :) * tononkira: otran'ny mampiasa database hafa fa otran'ny ilay tenimiafina taloha ihany no mety na dia efa novaina aza ny tenimiafina. A... tohiny
novalian'i sff ny 02/09/2008 03:56
xxx ( 03/08/2008 10:22)
AKAMATATRA
Mba iza ary ity HAO ity?? izay tsy mbola nisy nahita teto nefa dia mangataka ny hoe HAMPITOMBO NIVAO zany hono? Iza ary no olona te-hampiakatra sy hampiroborobo ity serasera ity??? Ary avy eo izy tsy ... tohiny
novalian'i karavasy ny 04/08/2008 16:41
niryna ( 03/08/2008 05:19)
Tsy voatelina ny fanafafody kanefa te ho sitrana aho !!
Tsy ny fanafody rehetra dia mora atelina avokoa,ao ny mangidy ,ao ny mila rano ary ao ny tapenana mihitsy ny orona manatelina azy rehefa te-ho sitrana ,rehefa nomen'ny dokotera fanafody izany dia tok... tohiny
Bola ( 03/08/2008 00:18)
Aiza no maka visa ho any Tunisie raha avy any Mada
salama aby... Misy mahay ve raha avy any Madagasikara no ho any Tunisie, aiza no maka visa satria tsy misy ambassade na consulat any... Raha misy page internet dia misaotra mialoha! Misoatra betsak... tohiny
novalian'i Bola ny 06/08/2008 03:02
xxx ( 02/08/2008 19:54)
azo ajanona @zao ve ny pillule
azo ajanona @ zao tsy mila mandeha dokotera ve ny pillule kay ; tsy te hiteraka aho fa tsy te hampiasa intsony... tohiny
novalian'i kelly13 ny 06/08/2008 20:47
xxx ( 02/08/2008 19:41)
iza kay nareo no efa tratran'ny petite inflamation @
ahona kay le inflamation @ vhv reny mety tsy manin ve ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/08/2008 18:58
xxx ( 02/08/2008 18:00)
resaka bengim-bazaha
Iny indray no tsy hitako fa toa nofafa nadiodio toy ny fitombenan-jazakely avy nanao maloto ny hevitra nasoronay famaliana an'i SAHO tatsy amin'ny dinika momban'ny SOLONANARANA tatsy. Raha toa ka ... tohiny
novalian'i tsimati ny 07/08/2008 23:13
Lejoba ( 02/08/2008 14:02)
les Adeline vaovao
ho an'ny namana rehetra, ny mpandrindra serasera.org sy radiovazogasy Araka io hitanareo @ lohateny io dia niova ireo mpikambana ao @ les adeline. Sao mba misy manana vaovao momba ireo mpikambana @ i... tohiny
kidoropamba ( 02/08/2008 09:55)
Te handoro tranon'olona ve ity saho ity?
Mitaky ny mombamomba ny rehetra i saho. Azo ekena io fa aza adino kosa fa [b]maro ireo mpanohitra ny fitondrAna izao ka mitady okAZion fotsiny handorOna tranon'ireo mpikambana ao à TIM, tahaka anay[/... tohiny
novalian'i tsimati ny 10/08/2008 04:57
Zozoro ( 02/08/2008 07:41)
velom-bolo? (tena zava-nisy)
Niditra tao an-trano i Lira kely, efa sampotra ery, dia hoy izy tamin-dreniny : - Neny â! mankanesa , hono, i neny any amin'i bebe . -Fa misy inona ? Izy irery angaha no ao ? - An an , ao i Banou... tohiny
novalian'i SHOAN ny 04/08/2008 21:28
nikah ( 02/08/2008 07:22)
Tsy miteraka
S.O.S. Sao mba misy azonareo anampiana. Manana namana izay aho,tsy mety mahazo zaza hatr@ zao,vao avy nodidina fibrum efa ho 3 taona zao,ilay dokotera anefa t@ izy avy nodidina dia nilaza fa possible... tohiny
Xp ( 02/08/2008 07:08)
tsy tianao hihitsana ve ny volonao???
fonosy sase :lol: :lol: :lol: ... tohiny
novalian'i SHOAN ny 09/08/2008 08:12
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.8878