azo ajanona @zao ve ny pillule

1. xxx ( 02/08/2008 19:54)
azo ajanona @ zao tsy mila mandeha dokotera ve ny pillule kay ; tsy te hiteraka aho fa tsy te hampiasa intsony
novalian'i kelly13 ny 06/08/2008 20:47
2. ni81 ( 03/08/2008 06:56)
Tsy mazava ilay fanontaniana. Tsy te hiteraka ianao ary tsy te hampiasa pilule intsony???
3. xxx ( 03/08/2008 07:30)
ie zay mintsy
4. diamondra27 ( 03/08/2008 07:39)
ILAY IZY ALOHA RAHA TOKONY IZY dia miteny any am gyneco-nao we za manana izao fikasana izao de hita eo izay ambarany fa raha fahalalako azy aloha dia tsy maninona mihintsy ny manajanona io raha ohatra ka mitandrina ianao.
Iny ange zavatra fiarovana tsy hiteraka fotsiny e , fa raha fantatrao ianao fa tsy hiray amin'olona dia tsy hitako ny hinana an'iny>

tandremo aza sao de tonga tampoka ny envie nefa efa najanona ny pillule tonga de mihazakazaka mijery pillule de lendemain tampoka honodans 48h sa 24h tsy haiko.

5. sipagasy ( 03/08/2008 07:46)
dia zavatra hafa indray ampiasaina e!!!! sterilet sns....

ato koa mety hahaliana anao fa tsidiho: http://kilonga.wordpress.com/2008/06/18/la-contraception-ny-fanabeazana-aizana/
6. xxx ( 03/08/2008 08:06)
le mandeha gyneco anie raha miteny enao lazainy fa tsy manin io eh! nefa avy eo misy fiantraikany ihany ; za ko tsy te hampiasa sterilet satria sao ko tsy mahazaka de mety mit eraka aretina hafa indray ; fa ny tiako de tsy anao contraception tsony aho ; marina fa mbola kely ny zanako fa aleo le naturel ihany vo 3mois zao no nihinanakoio pillule io ;
7. ni81 ( 03/08/2008 08:25)
Ity resaka ity hitako t@ gazety andro vitsivitsy izay ka jereo fa sao mahaliana anao.

Contraception. Comment ne plus tomber dans le piège des grossesses non désirées ? Rien de plus simple, avec un tour de « chapelet » quasi infaillible.

Promotion de la méthode naturelle avec le « vakan’ny tsingerimbolana »
La MJF ou méthode des jours fixes ! C’est la nouvelle gamme de méthodes contraceptives que le pays entend vulgariser davantage en matière de planification familiale. Cette méthode naturelle se base sur l’observation du cycle menstruel de la femme pour déterminer aisément les jours féconds. « Utilisée correctement, la MJF est efficace à 95%. Elle convient aux femmes qui ont des cycles menstruels entre 26 et 32 jours. Pour éviter de tomber enceintes, les femmes doivent éviter les rapports sexuels non protégés du 8e au 19e jour de leur cycle », explique le Dr Bako Nirina Rakotoelina, directrice du Planning Familial, au cours de la réunion technique portant sur « la planification de l’intégration et de la mise à l’échelle de la MJF au niveau décentralisé », vendredi dernier au Colbert à Antaninarenina.

Sans effet secondaire
Pour bien appliquer la MFJ, l’utilisation du « vakan’ny tsingerimbolana » ou collier du cycle est recommandé. Ce collier est formé de perles de code à couleurs permettant à la femme de suivre son cycle à l’aide d’un anneau de repérage qu’elle déplace au jour le jour. La couleur des perles lui indique les jours féconds et les jours sans risques de grossesse.

« Cette méthode des jours fixes est facile, peu coûteux et sans effet secondaire. De plus, étant une méthode naturelle, elle a l’adhésion de différents groupes sociaux et religieux », affirme le Dr Bako Nirina Rakotoelina.

Faible recours
A Madagascar, le taux d’utilisation de la contraception est encore faible. Il est de l’ordre de 27% dont 17% avec les méthodes modernes, 8% ayant recours à l’abstinence périodique et 2% utilisant la MAM (Méthode de l’Allaitement Maternel et Aménorrhée) pendant les six premiers mois suivant l’accouchement. Ce faible recours à la contraception n’est pas sans conséquence sur la santé reproductive de la femme. Sans planification familiale, les femmes courent les risques des grossesses non désirées, des avortements et des complications liées à l’accouchement en raison des naissances non espacées. Ainsi, chaque jour, huit femmes meurent en accouchant et 40% de tous les avortements sont réalisés chez les jeunes femmes de 15 à 24 ans.

v.a.
8. sipagasy ( 03/08/2008 09:17)
mmhhh blablabla ao misy hoe tsy ho afaka manao mandritry ny 12 andro

" Elle convient aux femmes qui ont des cycles menstruels entre 26 et 32 jours. Pour éviter de tomber enceintes, les femmes doivent éviter les rapports sexuels non protégés du 8e au 19e jour de leur cycle », explique le Dr Bako ..."


hmmmm dia ho aritra veh izany e! hihihihi tsy haiko aloha e!, samy manana ny toe-batany mantsy ny tsirairay...
9. ni81 ( 03/08/2008 10:59)
hmmmm dia ho aritra veh izany e! hihihihi tsy haiko aloha e!, samy manana ny toe-batany mantsy ny tsirairay...
:) Isika vehivavy mety aharitra ihany fa ry ramose isany no asa koa izay ho lazainy?
10. xxx ( 04/08/2008 08:09)
ka zany anie eo ihany eh! fa aleo le naturel eh! za zao vo 3mois no nandray pillule efa misy signe ratsy sahady de izay no tsy itiavako an'io intsony
ny zanako ko vo 5mois
11. fahamarinana ( 04/08/2008 08:56)
:arrow: dia inona ilay signe ratsy kay ,mety misy ny signes :oh mihamatavy na ,effets secondaire toa ny fanafody rehetra fa tsy manakana ny efficacité-ny... dia no-confirmer-ny dr fa avy am pillule ve sa mba nanandrana karazany hafa fa iray no noanina dia ratsy zay ?Misy samihafa anie izy io ary araka ny vatatena ihany koa.Tsara ny naturel ho an'izay mahavita fa tsara koa ny fiaro hafa :pillule,sns...sns...matoa mbola tsy nalana amin'ny commerce fa vao maika aza nasiana karazany mba ahafahan'ny vehivavy mi s'adapte dia ao raha e..hevitro moa izay. (l)
12. kelly13 ( 04/08/2008 09:47)
ny effet ratsy (ratsy est un bien gd mot) mba hitako t@ pillule d somary maimaina izany! sinon, ra pillule lasa mampatavy na mampafanina isaky ny hohanina d aleo mijery dr d miova pillule fa tsy zakan'ny vatatena zany le izy
13. ratonga ( 04/08/2008 09:54)
kelly13> in no maimaina :roll:
14. kelly13 ( 04/08/2008 12:13)
"euh" mampamaimaina no tiko soratana re ry ratonga a :-P
15. ratonga ( 04/08/2008 12:23)
lé fika bé vé no maimaina :roll: tsy lasa zany raterezy fa ajanony any zany pilokely zany aléoko ihany lé mandomando otran'ny mahazatra =)) =)) =))
16. kelly13 ( 04/08/2008 12:30)
hahahahahaha, lemana rano re io d mandomando ndray e
17. ratonga ( 04/08/2008 13:01)
:°) ary zay ngé no sy ahafoizako an'ity kellyterezy ty é! mahita fika foana na @ andro sarotra aza :-D :-D :-D :-D
18. diamondra27 ( 04/08/2008 13:44)
kelly13: hay ndre no tena mpanondraka eto an :-D :-D :-D

fa tsy maintsy pillule foana ve no hanina e? ataoko fa maro ange ny fomba fanabeazana aizana e.

19. sakaizakely ( 04/08/2008 14:00)
azo ajanona @ zao tsy mila mandeha dokotera ve ny pillule kay


ENY
andraso vita fotsiny ny plaquette

tsy voatery mihinana azy rehefa tsy tia na tsy mahazaka

fa inn no atao oe naturel anefa ?
20. kelly13 ( 04/08/2008 14:56)
ratonga>tsy maintsy kou :wink:

diamondra27>za mantsy ankia b tuyaux b d manondraka b a, lollllllll

petitesakaiza>any ambava ngamba no atao oe naturel, hin hin hin

=)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6759