azo ajanona @zao ve ny pillule

21. ratonga ( 04/08/2008 17:14)
kellyterezy> gaga ko ah mantsy ny prà vé dé anaiky izany mainamaina izany :-D :-D :-D
22. kelly13 ( 04/08/2008 17:38)
dray dray dray, mamorona orana aza atao ka maika fa manana puit ato antrano!!! hiihihi
23. ratonga ( 04/08/2008 17:42)
=)) =)) =)) azoko antsaina lé mikiakika wé avivyyyyy ra oran'ô!!!! :-D :-D :-D
24. kelly13 ( 04/08/2008 17:46)
sady mihinjakinjaka
25. ratonga ( 04/08/2008 19:12)
oka marina :-D :-D :-D
26. sakaizakely ( 04/08/2008 20:11)
kelly13:
petitesakaiza>any ambava ngamba no atao oe naturel, hin hin hin


njekakiko ooooooooo
maty a fa lasa mi devergonde eto ny ny zanakoul adalaindRatonga
=)) =)) =)) =)) =))

27. yonikafopl ( 04/08/2008 20:19)
=)) =)) =)) hihihihi mahita lazaina reti keliterezy sy ratonga reto an
28. ratonga ( 04/08/2008 20:54)
=)) =)) =))
petitesakaiza> iza dray ary no lazainao fa manao gondagonda eo :-D :-D
29. kelly13 ( 05/08/2008 09:32)
malemy oazy za mihomehy ato antrano, ra misy mùahita d aterin'ny oul any @ 18 ny farany :-D :-D :-D
30. Ratoa ( 05/08/2008 14:01)
Mba jereo ihany ny méthode Knaus et Ogino . Marina fa misy erreur kely fa amiko aloha izy dia mety tsara. Mandiny tena ianao aloha, raha régulier tsara ny cycle dia 8jours ihany no mifady. Mazotoa
31. ni81 ( 05/08/2008 16:29)
malemy oazy za mihomehy ato antrano, ra misy mùahita d aterin'ny oul any @ 18 ny farany
18 aiza io :lol:
32. kelly13 ( 05/08/2008 17:43)
tsy hitandry nga ny 18 ry ni81? hihihi! ka njy tsinn tsy mitapitapy sahala amiko d hitako no manontany oe "18 aiza io" :°) :-D :-D :-D
33. ni81 ( 05/08/2008 18:20)
tsy hitandry nga ny 18 ry ni81? hihihi! ka njy tsinn tsy mitapitapy sahala amiko d hitako no manontany oe "18 aiza io"
fantatro ny 18 fa mba mananihany e :lol: :lol:
34. kelly13 ( 05/08/2008 18:21)
ka mba tongava zany mamangy anay sy ry ratonga any e, i ratonga mantsy no sefonay ao :-D :-D
35. ratonga ( 05/08/2008 18:25)
aza miteniteny fôna ry kalakelly :^) zah mpanatitra fotsiny :-D :-D :-D
36. kelly13 ( 05/08/2008 18:26)
mpanatitra inn?
37. ratonga ( 05/08/2008 18:30)
zé tokony ho any :°) :-D :-D
38. kelly13 ( 05/08/2008 18:47)
mahay miala ndray an :°)
39. ni81 ( 05/08/2008 19:05)
ka mba tongava zany mamangy anay sy ry ratonga any e, i ratonga mantsy no sefonay ao
Dia inona no entina ho anareo any zany?
40. kelly13 ( 06/08/2008 20:47)
hitondray ramanonaka ankia a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1213