firaisanfina

1. zoeck ( 04/08/2008 08:00)
Manahoana daholo ianareo namana rehetra ato amin'ny serasera namana faly mandray sy miarahaba anareo ny tenako ary mandray anareo ho namana mifampatoky sy miray hina fa ny firaisan-kina no hery
répondu par fahamarinana le 04/08/2008 08:49
2. ni81 ( 04/08/2008 08:02)
Tonga soa ianao e!
3. fahamarinana ( 04/08/2008 08:49)
:arrow: tongasoa tokoa zany e dia hiaona any anaty dinika any... (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.153