resaka bengim-bazaha

1. xxx ( 02/08/2008 18:00)
Iny indray no tsy hitako fa toa nofafa nadiodio toy ny fitombenan-jazakely avy nanao maloto ny hevitra nasoronay famaliana an'i SAHO tatsy amin'ny dinika momban'ny SOLONANARANA tatsy.

Raha toa ka ny maha-TIM an'i SAHO no nahatonga izao dia miala tsiny indrindra tompoko amin'ny hevitra navokako raha nanafotoana anareo. Tsy misy noheritreretiko ireo na kely aza. Lainga daholy, ary marina ny anao ry SAHO.

Raha ohatra kosa ka ny mpandrindra ny serasera no nanao izao dia mangataka fanazavana ny tenanay satria ireo hevitra nosoratako dia noeritreretiko avikoa. Ary tsy hiova amin'io mihitsy ny hevitro. Ary aleonay hampanjavonina tanteraka mihitsy ny tenanay raha ohatra ka tsy manana ny zo hilaza ny hevitray izahay eto amin'ity serasera ity fa tsy zavatra kely iny fotsiny no fafana.
Resaka bengim-bazaha hoa ity e!!! fo fo masina hafa kely.
Misaotra indrindra tompoko.
novalian'i tsimati ny 07/08/2008 23:13
2. tsimati ( 02/08/2008 18:23)
Tsy an'ny fanjakana ny serasera ka tsy tokony ny manandoha rehetra no hanitsy ny fiasany. Izay tapaky ny tompon'andraikitra no mandeha. Voalaza eto matetika ny hoe manokafa site vaovao anao rehefa tsy mahatanty. iza no hitomany raha hanjavona ianao sa nisy nanambitamby anao ho tonga? Sitrapo no nahatongavana ary afaka mampanjavona tena na mety sakanan'ny olona koa aza rehefa manahirana azy.
3. xxx ( 02/08/2008 18:29)
Vive tsimati and moliere's language. :)
4. tsimati ( 02/08/2008 18:43)
Mifandray amin'i tsimati ve zany. tsimati tsy mahay tenimbazaha na iray aza.
5. kidoropamba ( 02/08/2008 19:19)
Izahay TIM aloha mahazaka tsara ny demokirAsia ka tsy manao izany sAnSiora izany mahitsiny.

Fa miresaka bengy mantsy ingahy xxx eto ka tsara ny hilazako eto fa tena "natsiro be" ny bainGy teny iavoloha t@ fetin'ny taombaovao iny. Ny tsinainy sy ny betrony mantsy dia nampifangaroana sakay pilopilo sy tantely. dray!dray!dray! nilelaka ratsantanana ny anay satria natsiro loatra.

Mety tany koa angamba ingahy xxx matoa tonga tao antsainy ity BAingy ity.

Arosoy indray ny BAIngy manaraka ry filoha hajaina raha azo ilay vola avy any GabonE.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
6. tsimati ( 02/08/2008 19:22)
Resaka bengi-kidoro
7. kidoropamba ( 02/08/2008 19:28)
Baingindrakidoro no nampandositra an'igahy vazA Lelidec iny ko.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny zotra any GabonE (vola ihany!)
God bless Ravalomanana ^:^
8. tsimati ( 02/08/2008 19:33)
kidiro n aorian'ny bengi
9. bazylou ( 02/08/2008 20:26)
rssaka gabone kay ity!! :P :^)
10. tsimati ( 03/08/2008 05:35)
Kidoro ao anati gabone ty
11. kidoropamba ( 04/08/2008 08:28)
tsimati:

kidiro n aorian'ny bengi


Inona indray ity fahazarandratsin'ingahy tsimati ity?
hin!hin!hin!hin!

Tena vizAnan'i filoha hajaina Marc Ravalomanana ny pokona ka lasa manandrakandrana zavatra hafaha.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana^:^
12. karavasy ( 04/08/2008 16:43)
Banga voadakan'ny bengi ra-kidoro :-D :-D :-D
13. kidoropamba ( 07/08/2008 13:40)
Aoka mba tsy ho hisy atAky direkta amina Fizika fa io habangAnay io dia fahanterana.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
14. tsoraka ( 07/08/2008 14:56)
bangan'ny sigara sy rongony zao fa tsy fahanterana.
15. kidoropamba ( 07/08/2008 15:45)
Ampiakaro ny dEbAt e. aza manao ataky fizika fa na tiana na tsytiana dia ny filoha hajaina Ravalomanana ihany ny anay.

Tohizo ny la route-tsika
Tafita isika gasy
God save ravalomanana ^:^
16. tsimati ( 07/08/2008 23:13)
Tsy antitra marina io sarinao io. Bangan'ny ratsy hatao rehetra ka ny 80 taona indray no misy jerena noho izy zara raha 30 taona. :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0922