AKAMATATRA
1. xxx
(
03/08/2008 10:22)
Mba iza ary ity HAO ity?? izay tsy mbola nisy nahita teto nefa dia mangataka ny hoe HAMPITOMBO NIVAO zany hono? Iza ary no olona te-hampiakatra sy hampiroborobo ity serasera ity??? Ary avy eo izy tsy niverina intsony (maro asa angamba).
Avy eo niady hevitra tamin'ny SAHO ny tenanay tamin'ny dinika SOLONANARANA tatsy nefa dia toa nanjavona ny zavatra nosoratanay tamin'izany. Nefa ataonay fa nanaja ny lalàna mifehy ny serasera izahay tamin'izany.
SAHO...HAO, HAO...SAHO...
Toa MIFAMAOPAO ko ny lohako zany.
Mba sarotra fantarina kosa aloha e!!

novalian'i karavasy ny 04/08/2008 16:41
2. tsimati
(
03/08/2008 13:40)
Tsi de ilaina angamba ni momba le Saho na Hao. misy ny haofotsy ary ao ny haomainty araka ny toerana hitsetsefany. Ni tsy misasa no hitoeran'ny hao ka tsy afaka hitoetra amin'ny madio izi. Raha mila azi ianao dia ataovi malotobe ary aza misolo akanjo amambolana di fantatrao hoe iza ty.
Ni ankamatatra eto marobe ary misy ny mampitovy ny Alika sy kisoa na ny gisa sy akoho na koa saka sy fosa. :-D :-D :-D . Rehefa fanina ny ankamatatra dia lazaina iray daholo ny rehetra. Eto no misy izany hoe olona iray manana solon'anarana 15 hono. Ka hampiasana amin'ny inona ilay izy sa mampidibola isaky ny solon'anarana iray. Tokony hazavain'ny mpiandraikitra izay fa mety hanao solon'anarana marobe daholo ny hafa hidirambola. :-D :-D :-D . Ry Patrick2002 ohatra no atao hoe kidoropamba dia mody afangarony amin'i tsimati amin'izay ny olona variana mijery an'i tsimati ary midoka azy. Fiarovantena hono no tsy hampisehoany ny momba azy fa ny hafa modiany hivadiana hao sy saho ary modiany tsahoana sy hanontaniana. Mipoitra indray koa avy eo ny xxx

3. xxx
(
03/08/2008 15:37)
:D hainao ko aloha le miresaka ry MISTER tsimati an! Tandremo fotsiny sao manjavona eo koa enao amin'ny haofotsy sy haomainti-nao ity.
4. kidoropamba
(
04/08/2008 08:36)
Io mihitsy ny nanesorako ilay "dreadlocks"-ko satria na die efa hanaovako tantely mamy be mba hitazomana an'ilay volo lava dia mbola feno Hao foana. Tsy laitrako t@ farany ny dinAmisma an'ireto bibikely ireto teo andohako ka aleoko nihety volo.
Ny hao fotsy indray dia efa misy any Sina miompy an'io mba hampifangarOna @ vary. Ka efa mandeha io bizna io any Sina fa ny gasy no mbola tsy tia haofosty na dia efa mihamaro aza ny zanabahoaka malagasy efa manomboka miompy an'io. Tsy ahondrAny anefa ireto haofotsy na koa ampifangraoany @ vary (resaka rEzimA alimANtera io) fa potsepotserony hamonoany fotoana amin'izao SAOmAzy mafy dia mafy izao satria miandry vola avy any GabonE hono vao misy asa.
Ka tena marina fa mapiHAOSAHO ny loha ny fidiran'ny saho sy Hao teo.
Tafita Isika malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

5. xxx
(
04/08/2008 10:59)
rehefa tena nataoko ny kajy tsotsotra dia ataoko fa ny nahatongan'i HAO sy SAHO nivona dia noho ny tsy fahaizan-dry zareo tsara ny teny sinoa. Ze olaimpika tokoa mantsy izao no malaza ka Ni HAO le miarahaba fa diso ry zareo. Ka tsy misy tokony hanome tsiny an-dry zareo satria na ny teny malagasy aza mbola tsy dia tena voafehintsika tsara ka izay teny sinoa any koa ve hampaninona.
6. kidoropamba
(
04/08/2008 13:24)
HAO SAHO....hummm! toa tena teny Sinoa marina io kle.
sahala amin'ilay sakafo Sinoa Mi-SAHO io. hin!hin!hin!hin!
Tratra ireto sinoa ireto marina.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsinoa
God save Ravalomanana ^:^
sahala amin'ilay sakafo Sinoa Mi-SAHO io. hin!hin!hin!hin!
Tratra ireto sinoa ireto marina.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsinoa
God save Ravalomanana ^:^