olana teknika
1. simplex
(
03/08/2008 13:12)
* rvg: mandingana hira 1 systematiquement, indray nedala :)
* tononkira: otran'ny mampiasa database hafa fa otran'ny ilay tenimiafina taloha ihany no mety na dia efa novaina aza ny tenimiafina. Asa, sao misy cache ana-password any kle haha
* login: hono wa, soso-kevitra ihany ity fa tsy tsaratsara kokoa ve ra toa ka mba asiana confirm via e-mail ny fanovana tenimiafina? au moins zany ra mba misy nahafantatra ny tenimiafina-anao dia tsy azony ovaina iny raha tsy manana acces @ ilay kaonty e-mail ihany koa izy.
Toy izany ihany koa ny manova ny e-mail ao @ mombamomba... mila mi-confirm @ ilay e-mail taloha... raha tsy hoe cas exceptionel nga, ovain'ny mpandrindra, miaraka @ raison valable...
:arrow: otran'ny hoe mefiant be ah fa ity resaka securite ity kosa nge otran'ny hoe ahiahy tsy hiavanana ihany eee :°) ny hamisavisana ny ratsy mba hiavin'ny soa :^);-)
misaotra,
-simp
novalian'i sff ny 02/09/2008 03:56
2. ni81
(
03/08/2008 13:20)
Zà koa teo nandefa hafatra an-kira dia tsy hitako nandeha teo akory ilay hira fa tonga dia hira hafa, nefa ny hafatro hitako nipetaka tao @ ilay radio. :)
3. fahamarinana
(
04/08/2008 17:22)
:arrow: raha mifanaraka moa ilay hira sy ilay hafatra napetraka maninona fa raha resaka hafa ilay hira no loza ...oh hoe tiako ianao no hafatra nefa ilay hira milaza hoe ndeha mody any... :) (l)
4. ni81
(
04/08/2008 19:00)
raha mifanaraka moa ilay hira sy ilay hafatra napetraka maninona fa raha resaka hafa ilay hira no loza ...oh hoe tiako ianao no hafatra nefa ilay hira milaza hoe ndeha mody any...:lol: :lol: Tsy nandeha mihitsy ilay hira t@ io e!
5. sff
(
02/09/2008 03:56)
* login: hono wa, soso-kevitra ihany ity fa tsy tsaratsara kokoa ve ra toa ka mba asiana confirm via e-mail ny fanovana tenimiafina? au moins zany ra mba misy nahafantatra ny tenimiafina-anao dia tsy azony ovaina iny raha tsy manana acces @ ilay kaonty e-mail ihany koa izy.
Toy izany ihany koa ny manova ny e-mail ao @ mombamomba... mila mi-confirm @ ilay e-mail taloha... raha tsy hoe cas exceptionel nga, ovain'ny mpandrindra, miaraka @ raison valable...
izaho koa manohana