iza kay nareo no efa tratran'ny petite inflamation @
1. xxx
(
02/08/2008 19:41)
ahona kay le inflamation @ vhv reny mety tsy manin ve
novalian'i xxx ny 07/08/2008 18:58
4. sipagasy
(
03/08/2008 07:52)
ouups aleo mijery gyneco ianao raha izany e! ny fanafody mety nampiasaiko tsinona mety tsy hety aminao ary tsy ho mety @ i xxx e!, fa na izany aza dia aza misaraka @ cetavlon e!
5. fahamarinana
(
03/08/2008 16:42)
:arrow: mitovy hevitra am sipagasy,aleo mijery gigi fa samy manana ny toe-tenany sady délicat ihany koa ny fivaviana ka tsy hosorana tsy fantatra atoron'olona mety aminy fa tsy aminao. (l)
6. haritianah
(
03/08/2008 21:17)
ny gyneco ihany aky no mahalala zé mety @ ndry fa manatona any satry saropady ny faritra lazaindry ireo.
7. rinakely1
(
05/08/2008 22:53)
Ny tena marina aloa dia ovule no fanafody omeny gynéco (otrany suppositoire zay lé paoziny dia iny atao anaty vagin refa @alina an, toa telo andro eo ny traitement) raha toa ka resaka inflammation vaginale ilay izy, na refa misy champignon sns
Fa tena mafaitra ilay izy satria vetivety dia sitrana ianao.
Fa aloan'izay mila mijery gynéco iany dia izy no manome ordonansy. :wink:
Fa tena mafaitra ilay izy satria vetivety dia sitrana ianao.
Fa aloan'izay mila mijery gynéco iany dia izy no manome ordonansy. :wink:
8. nikah
(
06/08/2008 15:45)
Ny tenatsara dia ny mijery Gyneco,nefa andramo @ gynodaktarin ihany sao mba mety ,eo @ 3 a 6 jrs eo no ampiasanao azy.Asitrika any @ fivaviana @ alina,ary mila misasa @ savon intime @ maraina.
9. xxx
(
06/08/2008 21:01)
efa nandeha dokotera aho de traitement no atao mety ho ety ve? josacine no anarany io antibiotique io
10. ni81
(
07/08/2008 05:03)
efa nandeha dokotera aho de traitement no atao mety ho ety ve? josacine no anarany io antibiotique ioAmpiasao aloha dia raha mbola tsy sitrana dia miverena indray any @ Dr avy eo.
11. tess
(
07/08/2008 05:59)
xxx:
efa nandeha dokotera aho de traitement no atao mety ho ety ve? josacine no anarany io antibiotique io
ka tsy ny dokotera ihany ve no tsara azo ametrahana ny kestiô?
raha tsy mety de miverina any manotany fanafody hafa
12. ainaheri
(
07/08/2008 06:38)
Fa otran'inn ny fiaingan'zany ee? Ngah tsisy azo atao afatsy any @ radoko iany? :roll: :-P
13. tess
(
07/08/2008 07:08)
ka ho aiza ndray ary ry ainaheri ah???? :-P
delicat be nge ny resaka vagin e! :-P na ivelany na anatiny e! sao lasa cancer eo no loza....efa misy vaccin ny cancer n'ny col ho fisorohana
delicat be nge ny resaka vagin e! :-P na ivelany na anatiny e! sao lasa cancer eo no loza....efa misy vaccin ny cancer n'ny col ho fisorohana
14. ni81
(
07/08/2008 07:55)
ka ho aiza ndray ary ry ainaheri ah????Ny dokotera ihany fa tsy tsara ny mihainohaino izay nahasitrana ny hafa satria samy manana ny toe-pahasalamany.
delicat be nge ny resaka vagin e! na ivelany na anatiny e! sao lasa cancer eo no loza....efa misy vaccin ny cancer n'ny col ho fisorohana
Ilay vaccin indray toa natao ho an'ny vehivavy alohan'ny hanaovany ilay firaisana voalohany kou! Raha olona efa nanao firaisana angamba izany dia efa tsy mety intsony.
16. kallie
(
07/08/2008 10:08)
xxx> ka enao nga any am docotera tsy mametraka anzany fanontanina retra zany e?
sady mato nameny fanafody d iny ny manala azy zany, sinon efa noteneniny oe "tsy ho sitrana tsony ianao anaka"
sady mato nameny fanafody d iny ny manala azy zany, sinon efa noteneniny oe "tsy ho sitrana tsony ianao anaka"
17. ni81
(
07/08/2008 10:25)
hoy ny dokotera hoe misy infection zany de mety ho sitrana veSitrana izany infection izany fa aza mora kivy fa ny cancer aza ange mety sitranina e!
18. sakaizakely
(
07/08/2008 12:50)
ka tsy azoko hoe inn ity inflammation
infection no fantatro
ny fitsaboana omen'ny dokotera de arakarak'izay bakteria miotrika ao anaty ny vatanao mampisy ilay infection.
Izany hoe atao prélèvement sy analizy ahafantarana hoe inn ilay bakteria, de ny laboratoara ihany no manao antibiogramme ahalalana oe antibiotika inn no mandaitra satria samihafa ny bakteria de samy hafa koa ny sensibilité-ny sy ny resistance-ny am antibiotika, noho izany dia ilaina fantarina ny fototriny ny infection
ka nampanaovan'ny doko analyz ve ianao ?
mila fitsaboana tsara raha vao resaka infection satria indrai² na tapitra tsy misy intsony aza ny fitrangany ivelany dia misoko mangina manimba ny taovampananahanao ao izy antaonany maro :{ :{ :{

20. xxx
(
07/08/2008 16:39)
ie efa nampanaovina aho de io antibiotique io no nampiasaiko de ahoana no halalana fa tsy misy intsony le izy rehefa tapitra ny traitement de manao analyse ve