iza kay nareo no efa tratran'ny petite inflamation @
21. sakaizakely (
07/08/2008 17:10)
matokisa fa matoa io no voatondro tam antibiogramme dia io izany dia ampy, araho tsara fotsiny ny ttmt fa foana tokoa izy rehefa tapitra io
saingy matetika miverimberina ny infections, raha vao vizana ohatra, dia mety ho tamy ndray izy
de ho hitanao eo raha misy fitranga ivelany tsapanao indray, de am zay mamerina analiz