zokibe Ramarisely sy Piera Holidera

1. kidoropamba ( 04/08/2008 08:46)
Io ary ilay efa nolazaiko: Kay miara miasa ingahy zokiba Ramarisely ao @ afera EtirANzera sy ny filohan'i AREMA Piera Holidera.

Hatr@ voalohany dia tsy natoky an'ity ramarisely ity fa heveriko ho olona manolotra vato mafAna an'i filoha hajaina izy io.
Nilaza mantsy ny mpanao gazety sy ny TIM fa hoe: "Tratra ingahy Piera holidera. Milaza azy manohitra kanefa mihinana ao ambilian'i fitondrAna". Mety marina izany. Fa ahoana kosa ny an'i zokibe Ramarisely? Io ange ilay @ kajy fototra hoe: "ResiprAOcitE dans R". Tsy mainsty "reciproque" io fiarahana miasa io: Raha misy ny fanomezana vaovao avy @ mpanohitra an'i ramarisely, dia misy koa ny fitaterana vaovao avy @ fitondrAna hoan'i mpanohitra.
Tsy mazava io.

Ka haveriko indray: Fahendrena ry zokibe marisely ny mametra-pialAna a.

Ampy izay! Tao ny zandry kely nanodina vola t@ banky santirAly; tao ny EsekY dipilAomatika maromaro; io ary ny fiverenana @ ndry zareo DikitaTeRA AFIRIKaNA ary izao firaisana tsikombakomba @ mpanohitra izao. Ampy!

Ampahendrena, apetraho ny fialANa.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
novalian'i tsimati ny 07/08/2008 23:04
2. bazylou ( 04/08/2008 11:05)
tsy maharesya ndravola ianao e
3. kidoropamba ( 04/08/2008 13:22)
Tsy ingahy filoha hajaina Ravalomanana no ho resEna (sanatria) fa ireo izay manolo-bato mafAna azy.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
4. ravatorano ( 04/08/2008 13:41)
everinao v fa asa ambony eo amin\'ny fireNennA izany d tsy hanDalO ao amin \'Ingahy filoha RavaloManaNa !
Inspecteur ao amin\'ny MAE Ingahy Pierre Houlder zany hoe miasa ao izy
toy ireo AREMA maro be mBola MItana positra lakilE ao amin\'ny FitondraNa io e d ahOanA koa iZany ireNy tsy tokOnY asiAna fIeveRanA v ?
5. ravatorano ( 04/08/2008 13:42)
everinao v fa asa ambony eo amin\'ny fireNennA izany d tsy hanDalO ao amin \'Ingahy filoha RavaloManaNa !
Inspecteur ao amin\'ny MAE Ingahy Pierre Houlder zany hoe miasa ao izy
toy ireo AREMA maro be mBola MItana positra lakilE ao amin\'ny FitondraNa io e d ahOanA koa iZany ireNy tsy tokOnY asiAna fIeveRanA v ?
6. kidoropamba ( 04/08/2008 14:17)
Ao amin'ny kabinetran'ingahy ramariselo ity holidera ity no mialokaloka. hin!hin!hin!
tratranay foana ange e. Fa tsy azoko inona no tena fikan'ingahy zokibe marisely fa hafahafa?
FahendrEna ry zokibe marisely ny mameptra-pialAna fa aza aseho fa midongy seza ianao.

Tafita Isika malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
7. simplex ( 04/08/2008 15:08)

kidoropamba == jean kely??? :P
8. karavasy ( 04/08/2008 16:39)
Kidoropamba hoy ny akama efa ho Prezida atsy ho atsy kay moa zay no tena anarany ve ? Sao mba patrick2002 fa ianao no pahana hoy ny akama atsy ambadika ? Tsisy ilana an'izany fa kidoropamba = mitapy
9. patrick2002 ( 06/08/2008 12:36)
maharaka ny ataonao ny olona ry karavasiny jeankely ah!
efa araky ny olona fa ianao ihany no jeankely=tsimati=kidoropamba =karavasy =kanota=penguin
antony sorena ianao fa nasorina tato dia io manao PS maro-be io ,dia hanaovanao resak'adala ity adi-hevitra politika ity mba hahaleo monina ny mpi forum ato ,iza no tsy maharaka fa ianao ihany no tsimati sady kidoro fa mody mifamaly sy mifanopa eo amin'izay lasa vulgaire ilay loha-hevitra .
Ianao io aloha ry karavasiny jeankely ilay olona tsy menatra ny hamisavy olona mihintsy ah! vao hitako @ famalinao eto.
10. tsimati ( 06/08/2008 15:05)
kai moa ve ary ampiko iray zany jeankely=tsimati=kidoropamba =karavasy =kanota=penguin=patrick2002
11. nikah ( 06/08/2008 15:53)
:-D :-D :-D :-D
12. patrick2002 ( 07/08/2008 15:00)
porofo iray ity @ maha jeankely an"i tsimati, jereo ao @ dinika diaspora ,misy loha-hevitra ao hoe ,fangalana visa an'i Tunisie.
jereo fa mamaly ao tsimati manome hevitra hoe ny mankany indonesie ,
fa iza no niasa t@ zone franche ,tany indonesie ,i jeankeli
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4894f940447a9
13. kidoropamba ( 07/08/2008 15:49)
Vizaka indray ratsimati fa tratrin'ny kofehy lehibe.
Tohano Ravalomanana dia ho azonao ny anaran'ireo izay miafinafina io.

Siora aho fa mbola midonAka matory ratsimati izay. hin!hin!hin!hin!

Tafita Isika Malagasy
God, oh yeah God save Ravalomanana ^:^
14. patrick2002 ( 07/08/2008 21:37)
kidoropamba sy tsimati ray ihany fa aza mampiesona eh! ,tena toe-tsaim-baolavo ,hatao izay hamonoana ny dinika politika eto ,
15. tsimati ( 07/08/2008 23:04)
betsaka ny marary saina ka tsy ny ahafatesany baolina no ataony fa ny mpijery baolina indray no hiadivany. Ka aza gaga raha resitosika mihoatra ny hafa.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.045