Asiatika

1. jbin ( 05/08/2008 06:23)
Indray andro hono nisy asiatika iray nanambady vaza (frantsay), vao mpivady vao ry zareo. Ny olana de tsy nahay miteny frantsay mintsy le ramatoa nefa ry zareo nipetraka tany Parisy. Na izany aza anefa afaka mifankahazo resaka ihany izy mivady refa miaraka @ fiesika.
Ny tena manahirana an-dramatoa, de ny fiantsenana nefa tsy maintsy mikarakara sakafo ho an-drangahy. Rehefa any antsena de inona no ataony hoy nareo:
Ny andro voalahany; mba te hividy fean-kisoha ramatoa, nefa tsy hainy ny ho tenenina @ ilay mpivaro-kena, ny fihetsika nataony dia, niangainy ny zipony dia nasehony ny fehany. Azon'le mpivaro-kena ihany ny tiany ambara ka azony soaman-tsara ny fean-kisoha.
Ny ampitso, tratran'akoho indray no tiany hovidina, de lasa indray izy nakany @ ilay mpivaro-kena de novahainy ny akanjony de nasehony ny tratrany. Nety indray ny fifandraisana.
Ny andro fahatelo, tokony hividy sôsisy ramatoha, ,itady fika ramatoa hanazavana izany @ ilay mpiavarotra. Hitany ny hevitra! nentiny ny vadiny.
=)) =)) =))

Inona izao no niheritreretinao io? Le vadiny ange miteny franstay e!
o^o o^o o^o
novalian'i Bita ny 16/08/2008 13:54
2. menalamba ( 05/08/2008 06:58)
F'angà tsy hitany ireo magazay sinoa any @ 13é ? :°)
3. ainaheri ( 05/08/2008 10:03)
D nentiny ilay rangany nanontaniany we ;aiza zany 13é zany? :-D :-D :-D :-D
Mandainga izay snou mipetraka ao paris tsy mahalala ny teloambifolo :lol: :roll:
4. Zozoro ( 05/08/2008 12:04)
Fa aiza ilay ramatoa noa mian-tsena ? any amin'ny 16ème angaha? :-D :-D
5. simplex ( 05/08/2008 12:59)

fa poinsa soucril no nomen'le mpivarotra ra le any antsain'i jbin no nataony an :lol::lol:
6. SHOAN ( 05/08/2008 13:25)
dia ahôna kay no nahatonga azy tany amy lay pivarotra kanefa izy tsy mahay mitény ?
hay moa miteny anglisy sy sinoa ny zépé-éss ! soa iany !
sa nandé bus izy ?
hahaahahahhahhah
7. Bita ( 16/08/2008 13:54)
Heveriko hoe nosokafin'ilay Ramatoa ny ???? n'ilay Rangahy mba hampisehony ilay sosisisy :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0986