sipa

1. rztiana ( 14/08/2008 08:51)
ahoana lesy ny sipa miodina reny? mba jerijereo ao ry zala
novalian'i amen ny 29/08/2008 19:08
2. Njainjai ( 14/08/2008 12:18)
rztiana:

ahoana lesy ny sipa miodina reny? mba jerijereo ao ry zala

tsy mazava le sujet an'la fa miodina aona d jerijerena aiza?


3. Herimiafina ( 14/08/2008 14:13)
Tsy hahalany firy ao izy na hiodin-kavia na hiodin-kavanana! Aleo izy mba hanandrana raha izay no tiany.:-D
4. fijo ( 14/08/2008 20:15)
homeo ny mahintsy be iey de mijanona e.
5. xxx ( 15/08/2008 07:12)
Ny azy ihany anie no ahodiny e,inona ny olana? :lol: :-*
6. Herimiafina ( 15/08/2008 14:55)
Ny mety ho olana dia sakafo efa kely iny tsy omena ny tena tompony fa mbola zaraina amin'ny hafa ihany! :-D
7. fijo ( 22/08/2008 20:27)
ka io le hoe iarahamihinana ko.marin any azy,aleo aloha manararaotra fa tsy hay izay hoavy
8. amen ( 29/08/2008 19:08)
aleo izy ry zala iodina fa rehefa fanina izy maka saina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0733