sipa
1. rztiana
(
14/08/2008 08:51)
ahoana lesy ny sipa miodina reny? mba jerijereo ao ry zala
novalian'i amen ny 29/08/2008 19:08
2. Njainjai
(
14/08/2008 12:18)
rztiana:
ahoana lesy ny sipa miodina reny? mba jerijereo ao ry zala
tsy mazava le sujet an'la fa miodina aona d jerijerena aiza?
3. Herimiafina
(
14/08/2008 14:13)
Tsy hahalany firy ao izy na hiodin-kavia na hiodin-kavanana! Aleo izy mba hanandrana raha izay no tiany.:-D
6. Herimiafina
(
15/08/2008 14:55)
Ny mety ho olana dia sakafo efa kely iny tsy omena ny tena tompony fa mbola zaraina amin'ny hafa ihany! :-D
7. fijo
(
22/08/2008 20:27)
ka io le hoe iarahamihinana ko.marin any azy,aleo aloha manararaotra fa tsy hay izay hoavy
