inona no tsy hainareo kay ??
1. bazylou
(
23/08/2008 20:39)
HOno ho aho, inona kay no tianareo, tsy nahay nampirina sa tsy nahay namalona e??? :wink:
novalian'i naughtyboy ny 30/08/2008 11:09
3. vale
(
23/08/2008 21:46)
tsy de azo bazylou fa azavao tsara alou ô! tina amin'ny ahoana izany? namalona in, de nampirina in klou fa tena tsy azo! :lol:
5. Stretch
(
24/08/2008 16:07)
hatsiarovako namana tsy eto tsony le dinika , tsooooo aiza ary reny zay , resaka tsy lô mpitombenana , te hanala azy fotsiny tony . . . . tsy maintsy avalona klou de apirimina , sa inn ndray ny tokony kilalao eritreretina be eo zao :°)
samy tsy tiko dôly de avelao saviritaka eo . . .[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Sport_et_loisirs/banane-mer.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Sport_et_loisirs/boxe.gif[/IMG]
samy tsy tiko dôly de avelao saviritaka eo . . .[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Sport_et_loisirs/banane-mer.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Sport_et_loisirs/boxe.gif[/IMG]
6. bazylou
(
25/08/2008 01:40)
tsotra e, ze de mot, tsinain'amalona sa tsinaina pirina notianareo ?,
10. Njainjai
(
28/08/2008 13:04)
in ndray ary n atao oe saritapaka sy bedongizina, kopatanana ra ainareo
sopapa: any @bar iany n mis an'reo
sopapa: any @bar iany n mis an'reo
11. naughtyboy
(
29/08/2008 10:56)
bazylou >mlay e :-D :-D
njainjai > saode oe ,
saritapaka =looks(lohakisoa)
bedongizina= rhum(vavimainty mikavina mo izy zay fisotrony ry da'toanay talo)
kopatanana=sipa ..
zany v? :lol:
njainjai > saode oe ,
saritapaka =looks(lohakisoa)
bedongizina= rhum(vavimainty mikavina mo izy zay fisotrony ry da'toanay talo)
kopatanana=sipa ..
zany v? :lol:
12. bazylou
(
29/08/2008 22:47)
efa sambo de gera indray izao fa tsy vhv mainty mikvina intsony ka :-D :-D
13. naughtyboy
(
30/08/2008 11:09)
hay v e,tsy koboko less zany,asa kalo fa ry da'to b no mpirevy anreny nena tsotra tsy maka sarotra ny reviko sovaly 3..