tontolo vaovao
1. sonibi
(
28/08/2008 08:47)
vaovao ny tenako ato , de aona ny ataoko bmba valio oe azafady misaotra mialoha ok :lol:
2. hery
(
28/08/2008 15:17)
Salama dia tonga soa.
Hataonao haninona aloha? :-) HIhira sa hanao tsianjery?
3. fahamarinana
(
28/08/2008 15:30)
:arrow: :-D :-D zany koa moa azo atao ato ? dia misy maheno zà ve ra hihira ry hery ? :) (l)
4. sonibi
(
01/09/2008 11:27)
MISAOTRA e! tsy manina raha hihira ka ataovy mafy fotsiny
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1968