Ry manandoha maka 19/20 tsy mahafaty baolina ihany

1. penguin ( 28/08/2008 14:16)
Polikan'ny Gasy avolenta moa izy ity ka nahazo ny salan'isa avo indrindra i naughtyboy izay narahan'ireto mpiray tetika aminy toy badboy, tezitra, bazylou sns tsy hay tanisaina mitsiky ao ihany ry nanas minanaka be, ry patrick 2002 sy ny havany akaiky. Fa ny nahagaga dia ilay tena namany akaiky Kidoropamba no nahazo isa ambany dia ambany. Efa nivadika ny lohan-dry zalahy ka avolenta tsy mahafaty baolina. Ny mpijery baolina no hirahany handaka baolina handrovitraharato ary hakany isa 20/20.
naughtyboy manampahaizaina tsisy vokany. :-D :-D =)) =)) =)) . Be konetaka. Ho avy ny torabato avy andanitra fa mihomana dadatoa aaa.
novalian'i penguin ny 01/09/2008 13:57
2. kidoropamba ( 28/08/2008 14:25)
Moramora aloha. nisy "glissement" t@ faingo hoa ireny naotiko ireny fa aza milaza hoe "ambany dia ambany". Ambany angaha? tssssss! mi-penguin-penguin eo fotsiny ity ianao.

Ravalomanana ihany aloha fa...:x
3. nanas ( 28/08/2008 14:27)
penguin:

Polikan'ny Gasy avolenta moa izy ity ka nahazo ny salan'isa avo indrindra i naughtyboy izay narahan'ireto mpiray tetika aminy toy badboy, tezitra, bazylou sns tsy hay tanisaina mitsiky ao ihany ry nanas minanaka be, ry patrick 2002 sy ny havany akaiky. Fa ny nahagaga dia ilay tena namany akaiky Kidoropamba no nahazo isa ambany dia ambany. Efa nivadika ny lohan-dry zalahy ka avolenta tsy mahafaty baolina. Ny mpijery baolina no hirahany handaka baolina handrovitraharato ary hakany isa 20/20.
naughtyboy manampahaizaina tsisy vokany. :-D :-D =)) =)) =)) . Be konetaka. Ho avy ny torabato avy andanitra fa mihomana dadatoa aaa.


Efa tady hivadika lakoraika ianao zany fa mitandrema. Ilay baolina ry se razanety tsy mila vonoina fa efa hofaty ho azy a! ny gola aza efa mitsirara @ tany. Efa godra doly ny mpilalaon le8 sy ny forongony. Tsy ho be vava eto intsony ise afaka fotoana fohy, any andranon le8 ndray amin zay no milelaka izay mbola tsy voalelakao taminy. Hozy naugthy zay hoe misy tolana varahina any, hi hi

4. penguin ( 28/08/2008 15:02)
Efa tsisy mpiandry tsatokazo tsy matinareo fa dakanareo mivoaka ihany. Jereo ny asan-drakidoropaimbo fa daka marivorivo makany amin'ny mpijery fa tsy mahita lavaka. Ny an-dry mi-nanas-ka be moa tsy maty mihintsy. Ry naughty faly haka 19 tsisy vokany fa vongany. :-D =)) =))
5. kidoropamba ( 28/08/2008 15:55)
hin!hin!hin!hin! ahoana ary izy izany ra-pengy a. aleo hoa ato @ fifohana bozaka no mandini-tena fa toa mitady hi-kilAty izany lohantsika izany.

Mahery kosa aloha ilay boaykely matoa isika mihanahana eto e. Aleo ampiakarina ny dOzy fa toa ho giravy izy izany.

Ravalomanana ihany fa... :x
6. nanas ( 28/08/2008 17:32)
penguin:

Efa tsisy mpiandry tsatokazo tsy matinareo fa dakanareo mivoaka ihany. Jereo ny asan-drakidoropaimbo fa daka marivorivo makany amin'ny mpijery fa tsy mahita lavaka. Ny an-dry mi-nanas-ka be moa tsy maty mihintsy. Ry naughty faly haka 19 tsisy vokany fa vongany. :-D =)) =))


ajanony ny moly ry razanety rehefa tsy zaka fa soloy bozaka a! tsy mahazo resaka tsara angaha sa sembana ara-tsaina tsy afaka mandray hevitra, maty ho azy tsy mila vonoina io hoa. Mivovoa hoatran ny alika ramaka ny ekipan le8 zay sisa no azony atao mampalahelo ihany. Ambany be le fomba fisainana, rehefa rakatra ny olona ny maloto rehetra mody nototofana tao hatramin zay dia manopa olona sy miantsy ady sisa no atao, hey hey hey mampalahelo le fisainana. mivovohaza ihany aloha eo mbo hohitany havanao eo eo, sao mba misy hangoraka ihany ramaka ny akama

7. naughtyboy ( 28/08/2008 17:49)
ozy penguin
" Polikan'ny Gasy avolenta moa izy ity ka nahazo ny salan'isa avo indrindra i naughtyboy izay "
i naughtyboy nge anisany mpitsara manafaka ny valimpanadinana eto fa tsy azo omena salan'isa e sady tsy avo lenta zany izy fa hafa fijery noho enao fotsiny

" naughtyboy manampahaizaina tsisy vokany "

za tsy miandry vokany fa mitsara ireo vokatra mivoaka @ zvmisy sy mijery ny azo ahitsy na atsaraina @ izy ireny azo ampiharana fahalalana kely ananako :lol:
eto de anisany sehatry ny hatsikana fanaony kidorompamba

" Moramora aloha. nisy "glissement" t@ faingo hoa ireny naotiko ireny fa aza milaza hoe "ambany dia ambany". Ambany angaha? tssssss! mi-penguin-penguin eo fotsiny ity ianao.

Ravalomanana ihany aloha fa... "
zao zany le tsisy hafa @ voalaza tatsy @ tatsy @ tsetsatsetsa tsy aritra(hatsikana itako )i endrika no nilaza azy io oe :
" Ohatra ve we tsy afaka Bac zah fa tsy nifanara-doha kely ireo mpitsara t@deliberation,de alefako ato satria tsy rariny tamiko? " aza tonga de lagy fa mba miezaha kalongany na reo mpitsara sy ny rehtra aza mbola mieazaka daoly efa vita iny fa manetsa b mbola hoavy




:-D :-D :-D ..
8. bazylou ( 29/08/2008 00:26)
sao dia tsy ampy sardine aza ianao ry penguin ???!! feno anie ao amin'ny kanal de mozambika e :roll: :roll:
9. penguin ( 29/08/2008 13:47)
Efa hoe vonoy ny baolina raha mahay fa aza mi-nanas-ka fahatany. Lazaina maty ho azy nefa mbola eny an-tanàn'ny hafa ihany baolina ary mamono ao amin'ny haraton'elah. Henoy fa misy voasambotra ny mampiomehy iray.
10. nanas ( 29/08/2008 16:20)
penguin:

Efa hoe vonoy ny baolina raha mahay fa aza mi-nanas-ka fahatany. Lazaina maty ho azy nefa mbola eny an-tanàn'ny hafa ihany baolina ary mamono ao amin'ny haraton'elah. Henoy fa misy voasambotra ny mampiomehy iray.



efa hoe ajanony ny moly ry razanety-penguin-karavasy rehefa tsy zaka a! tsy mahazo resaka tsara angaha sa sembana ara-tsaina tsy afaka mandray hevitra, maty ho azy tsy mila vonoina io hoa. Ny problem ao andranonareo, sady vokatry ny havendrananareo aloha vahana ( Jirama, CUA, fahantrana) vao miresaka. Mivovoaza hoatran ny alika ramaka rehefa tsy mahita fika hamahana azy.
11. naughtyboy ( 29/08/2008 16:23)
:-D :-D :-D :-D
12. naughtyboy ( 29/08/2008 16:31)
tsss nanas a,aza valina tsony izy fa manjary faly fa aleo ampalahelo tsy misy miraharaha @ manaraka ny adalany :-D :-D :-D :-D
13. nanas ( 29/08/2008 17:01)
naughtyboy:

tsss nanas a,aza valina tsony izy fa manjary faly fa aleo ampalahelo tsy misy miraharaha @ manaraka ny adalany :-D :-D :-D :-D



marina zany ry naughty a!
14. penguin ( 01/09/2008 13:57)
Zay no tena fahendrena ka araho tsara. Aza valiana intsony ny marina. Ary haleteho anaty saina bambangoana fa tsy mbola maty ny baolina ary mbola mahazo tehaka aza ilay lazaina tsy mahavoa.
Mba misaina rehefa handray ondana hatory. :-D :-D =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0717