Sao dia mba manampy anareo ity.

21. tsidina ( 04/09/2008 12:38)

Ny tamotamo ilay toy ny samalaho mavomavo indray dia betsaka ny ilaina azy raha misy mahalala hianareo: manadio ny ra,mampiakatra ny ra mena,raha toa ka voan'ny cancer ny olona

[/quote] Nirina: rah aolona efa be tosi-dra ve mbola afaka mampiasa io tamo2 io? satri lazaina io fa mampiakatra ny ra.......
De inona tokoa re no fanafody @'reny tosi-dra ireny?

22. niryna ( 04/09/2008 15:43)
Tsidina a ,toa rehefa misy zavatra tokony atao dia tokony mahalala ny mahazo antsika isika e,raha ohatra ka miresaka hoe mampiakatra tosi-dra dia tsy tokony ihinana ilay fanafody ilay olona efa be tosi-dra fa fanina eo.
Tongologasy,tongolo be ireny mampidina tosi-dra kanefa aza tonga dia mihinana betsaka fa tena safotra mihitsy satria midina tampoka ilay tosi-dra.
Manao exercice 30 mn /isan'andro,koa mampidina tosi-dra,tsy mahazo tezitezitra fa tonga dia mora misafoaka sy enti-po..
Tsy mahazo manao matavy izany na mihinana hena be loatra,izay zavatra mifanohitra ireo olona tsy ampy ra ohatra dia tsy tokony atao:tsy azo atao ny mihinana hena mantamanta,na anandrano na anamamy,na voaloboka na divay .kely no ohanina fa mila mitandrina be .
nisy niteny tamiko fa ny paiso ra-kena hono dia mitroka ra be ?
mbola hitohy
23. niryna ( 04/09/2008 16:07)
tsidina:

Ny tamotamo ilay toy ny samalaho mavomavo indray dia betsaka ny ilaina azy raha misy mahalala hianareo: manadio ny ra,mampiakatra ny ra mena,raha toa ka voan'ny cancer ny olona

Nirina: rah aolona efa be tosi-dra ve mbola afaka mampiasa io tamo2 io? satri lazaina io fa mampiakatra ny ra.......
De inona tokoa re no fanafody @'reny tosi-dra ireny?

[/quote] toy ny olona tsy ampy ra ihany koa io ,mila manantona dokotera dia milaza aminy ny zavatra hohaninao ,ampifataro azy izay zavatra hohaninao ka mety mampidina ny tosi-dra.Misy fanafody koa omeny dia izy ihany no manome anao araka ny toe-pahasalamana ihany koa io fa tsy mitovy daholo.
Misy koa anefa zavatra azo ampiasaina fa tsy fantatro na misy any amintsika.

vovoka celery tafiditra amin'izany ka raha tsy misy vovony dia celery tsotra mampidina tosi-dra sy manampy ny fery any anaty(antibiotique koa io ) dia ny fakana Dandelion .
Raha misy sinoa mpivarotra tapakazo ireny dia manatona fa mahafantatra zavatra betsaka izy ireny
Ny olona be tebiteby lava,mora taitatra (resaka emotion sy mental) no antony iray lehibe mety mahatonga ny olona hiakatra ny tosi-drany,izany hoe andro,volana ,taona mitambatra fa tsy hoe androany ihany a

24. tslem ( 04/09/2008 16:11)
niryna:
Arakaraky ny tsirairay io tslem a ,raha milelalela be ny vavoninao dia mihinana ireny "pepto bismole",fanafody kibo izy io ary fadio ny mihinana yaourt na zavatra vita avy amin'ny ronono,fromage .Tsy mahazo mihinana salade koa na zavatra be menaka na masiaka.Na ireny sakitsaky na junk food no ilazana ireny sakafo tsy mahavoky Na voakanzo aza tsy azo ohanina indrindra ny voasary.Ireny misy asidra ireny sady sarotra levonina.Minana laisoa manta miaraka amin'ny ovy manta misy odiny io an,atao ao anaty masinina fanaovana jus ary asiana rano dia tatavanina dia atao fisotro,fa tsy azo atao kosa anefa ny mihinana laisoa masaka .
aza atao ny miari-tory be fa mila ampy torimaso koa

misaotra betsaka niryna fa zay aho vao mba nahalala an'izany
25. niryna ( 04/09/2008 16:15)
tslem:

tsy misy fisaorana fa mba zaraiko izay kely fantatro e,tandremo koa ny tezitezi-dava fa miakatra ny tosi-dra sady tonga dia marary ny vavony.Mivoaha ao an-trano dia misaina kely aloha tsy maninona na mijanona eo amoron'ny zaridaina fotsiny aza mijery voninkazo,resaho kosa aloha ny ao antrano hoe aleo kely aho aloha haka rivotra fa manjary mitebiteby izy,ny tany lava misy fisainana.

:-*
26. niryna ( 04/09/2008 16:18)
mbola misy azoko zaraina mikasika ny baking soda:
fanadiovana vodina vilany ,atao ao anaty lamba raha manasa lamba amin'ny masina fa manala ny maimbo,asiana an'io kely ny lafi-tsaka,ny toilet sy ny douche ,ahositra ny hoditra rehefa voakaikitry ny biby na sendra voan'ireny hazo misy poizina ireny
27. tsiambaratelo ( 11/09/2008 12:38)
niryna:
Sao dia mba mahalala zavatra toa heverintsika fa kely kanefa sady mora no tsotra ary manampy amin\'ny fiainana isika ? Ohatra hoe raha miantsena isika ka sendra nisy ranon-trondro nanaraka tao anaty fiara .Tena maimbo be tsy laitra mihitsy . Ny fanalana fofona dia vinaigre kely miaraka amin\'ny rano ,izay dia miala ny fofona . ity koa moa misy iray. Raha rarahan\'ny menaka ny akanjonao na pantaloha dia osorana ranon-tsavony fanasana vilia ary sasana amin\'ny rano matimaty fa tena miala teo ilay menaka. Raha mianjera amin\'ny tapis ny divay dia osorana rano miaraka amin\'ny vinaigre kely dia miala ilay tasy. Ireto koa misy mikasika ny Baking soda izay ampiasana rehefa mahandro sakafo toy ny mofo izany (karoty,menekely sns.) ary dia marobe koa no azo am-piasana azy apetraka ao anaty refrigerator fa manala ny fofona maimbo amin\'ny sakafo . Fanafody koa io raha olona marary vavony ireny dia misotro kely 1/2 sotrokely miaraka amin\'ny rano. Raha voky be ka tsy mahalevon-kanina dia mihinana kely koa. Fanadiovana nify asiana baking kely ny dentifrice ary dia fotsiana amin\'iny ny lela sy ny nify.Tsy dia atao isan\'andro akory fa tsy indraindray . Fanadiovana volafotsy miaraka amin\'ny dentifrice asiana rano kely dia atao eo ambon\'ny tanana dia kosehina ny volafotsy,tena maloto mainty be mihitsy ilay izy ,kobanina amin\'ny rano mangatsiaka ,fafana amin\'ny lamba cotton fotsy ary dia mangirana ilay volafotsy. Raha mangidihidy ny elakelaky ny tongotra dia sasana sy fafana tsara ary osorana ilay baking soda kely. Izay aloha no tadidiko ary efa nampiasaiko daholo ireo. Ilaina amin\'ny fanadiovana ao an-trano,ao anaty refrig,ny saka,ny hoditra mangidihidy,ny lamba sasana,raha tsy mahazaka ravitoto kanefa te ihinana ,ny fanalana fofon-kelika sns . Raha misy mahafantatra zavatra hafa dia mba zarao e. (l) niryna
Ny yaourt ihany koa manala menaka raha sendra @reny akanjo sarobidy sarotra sasana ireny,aza ariana na tsy azo hohanina aza.Atao eo amboniny faritra voany tasy,avela 10na 15minute de rehefa avy eo kosehina @brosse à dents efa tsy ampiasaina tsony.Fa tena manjavona,misy mampiasa vovo-tsira koa ny olona sasany @io tasy na menaka na sauce io:-P
28. niryna ( 11/09/2008 17:26)

tsiambaratelo:
Ny yaourt ihany koa manala menaka raha sendra @reny akanjo sarobidy sarotra sasana ireny,aza ariana na tsy azo hohanina aza.Atao eo amboniny faritra voany tasy,avela 10na 15minute de rehefa avy eo kosehina @brosse à dents efa tsy ampiasaina tsony.Fa tena manjavona,misy mampiasa vovo-tsira koa ny olona sasany @io tasy na menaka na sauce io:-P
misaotra e .
Ity koa misy fa resaka finoana indray,izaho rehefa marary ny andohako dia tsy mba mihinana fanafody aho fa mivavaka sady mandroaka ilay aretin'andoha ary tena afaka mihitsy na manao izany ny ao an-trano koa aho dia afaka ilay izy fa mifindra aty amiko dia izaho ihany no mandroaka ilay aretin'andoha dia afaka,an-doha ihany anefa io aloha a no mety amiko a

:D
29. zoukimi ( 11/09/2008 21:37)
Hono aho, ary sao dia mba mahita hevitra amin' ny tsy fahitana tory amin' ny alina ianareo? :-o
30. niryna ( 12/09/2008 19:39)
zoukimi:

Hono aho, ary sao dia mba mahita hevitra amin' ny tsy fahitana tory amin' ny alina ianareo? :-o

Be dia be tokoa io ka ary maro koa ny zavatra tsy tokony atao.
Tsy mahazo manao vokibe alohan'ny hatory .
Manao mafana tsara vao matory dia tsy mitsangantsangana.
Mila mivoaka vao matory dia tsy mitsingana amin'ny alina.
Mamaky boky izay tianao vao matory ka rehefa tonga ny torimaso dia mandeha.
Atao mitovy ny fotoana hatoriana ary hiezahana ny ora hitovizana.
Raha tsy mahita tory dia mifoha misotro rano mafana na ronono mafana .
Esorina daholo ny eritreritra izay mampitebiteby ,raha toa ka mino an'Atra dia vao maika tsara satria apetraka eo am-pelantanaNy avokoa ny olana amin'ny fiainana rehetra.
Manao exercices adin'ny telo mialoha ny hatory.
Raha sendra tsy mahita tory dia misotro ranona veromanitra tsy dia atao fanao matetika io fa rehefa tena tsy mahita tory ihany fa mampalemy ny fisotrona an'io matetika a.
Ranona tin koa no tenehina toy ny ravomboafotsy.

31. mmmhh ( 13/09/2008 10:20)
Ny yaourt ihany koa manala menaka raha sendra @reny akanjo sarobidy sarotra sasana ireny,aza ariana na tsy azo hohanina aza.Atao eo amboniny faritra voany tasy,avela 10na 15minute de rehefa avy eo kosehina @brosse à dents efa tsy ampiasaina tsony.Fa tena manjavona,misy mampiasa vovo-tsira koa ny olona sasany @io tasy na menaka na sauce io

Na tasy ela elabe ve de mety sa le tasy vao nipetaka ireny?, misy akanjo tiako be zay manko misy tasy, de tsikaritro rah tsy efa hanao azy fanindroany za roa volana taty aoriana.
32. niryna ( 15/09/2008 14:43)
zoukimi:

Hono aho, ary sao dia mba mahita hevitra amin' ny tsy fahitana tory amin' ny alina ianareo? :-o

Ity koa mbola misy sao manampy anao: aza misotro zavatra misy caffeine alohan'ny hatory( aorian'ny amin'ny enina hariva ) toy ny chocolat,kafe,dite,coca-cola,ireny karazana soda ireny.
Raha krisitiana indray dia afaka mitadidy ireny verses ao anaty baiboly ireny na tsy tadidy aza ny misy azy,fa dia ho gaga tokoa hianao satria sady mahazo vatsy ny fanahy no maivamaivana avy eo no resitory koa.
Esory daholo koa ny hatezerana sy ny ahiahy ary dia minoa fa ny zavatra tsy vitantsika vitan'Atra avokoa raha manaky ny fiainantsika aminy isika,andramo fa tena mandaitra io ary izaho no vavolombelona amin'izany.
Manova ny fomba fatory ihany koa mihorirana na mitraka na izay ahazoana aina
Farany mamoaka fofonaina rehefa hatory eo am-pandriana ary dia mampiditra an'io faran'izay tratra ary mamoaka an'io faran'izay tratra ihany koa no sady manisy fa tsy tonga any amin'ny fito akory dia efa renoky ny torimaso hianao .Ataovy ny fanandramana .

33. niryna ( 15/09/2008 17:31)

Ny yaourt ihany koa manala menaka raha sendra @reny akanjo sarobidy sarotra sasana ireny,aza ariana na tsy azo hohanina aza.Atao eo amboniny faritra voany tasy,avela 10na 15minute de rehefa avy eo kosehina @brosse à dents efa tsy ampiasaina tsony.Fa tena manjavona,misy mampiasa vovo-tsira koa ny olona sasany @io tasy na menaka na sauce io
mmmhh:

Na tasy ela elabe ve de mety sa le tasy vao nipetaka ireny?, misy akanjo tiako be zay manko misy tasy, de tsikaritro rah tsy efa hanao azy fanindroany za roa volana taty aoriana.
ahoana tokoa e

34. tsiambaratelo ( 23/09/2008 03:54)

35. tsiambaratelo ( 26/09/2008 20:14)
Fanalana tasy rouiller ,lay tasy somary lokon-tany ireny;arafesina kou azo ilazana azy.Dia kosehina aminy petrole.Fafana ho maina lay faritra tiana hodiovina avy eo rarahana petrole,kosehina @lamba efa tonta na chiffon ,raha tsy misy de koseho @brousse ,na brosse a dents efa tsy ampiasaina intsony!
36. tsiambaratelo ( 26/09/2008 21:00)
Fanalana chewing-gum @ akanjo na lamba tsotra ,mangalà glaçon na ranomivaingana,ataovy ao ambany nilay faritra ho traiténa henjano tsara lay lamba,de esory aminy hoho fa hiala mora.
37. tsiambaratelo ( 26/09/2008 21:14)
Raha Cuir ndray no misy taches .Dia tamponnez @rano na sira amoniac,tsy kosehina fa le apetapetaka eo @le faritra misy tasy,afaka fotoana fohy aorianio dia tondrao rano mba tsy ho may lay cuir(le tache alou dia ho afaka soamatsara):D
38. miry16 ( 29/07/2016 05:00)
Slt, ina reto n manala fofona bombongolo anaty trano indrindra f armoire. Msaotra o
39. soa.tiana ( 29/07/2016 08:03)
miry16:

Slt, ina reto n manala fofona bombongolo anaty trano indrindra f armoire. Msaotra o

ZA ko mba mila ze mahalala o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.822