bac 2008

1. dasy ( 02/09/2008 14:13)
aiza no hahitana ny valin'ny bac serie c 2008 malagasy
novalian'i dadabe ny 18/09/2008 15:40
2. sipagasy ( 02/09/2008 18:36)
any @ office du bacc kann
3. dasy ( 02/09/2008 19:42)
eto @ internet ka
4. sipagasy ( 02/09/2008 19:47)
ouups tsy haiko!
5. ainaheri ( 03/09/2008 04:58)
Mbola tsy mivoaka @ internet ny resultat 2008,fa tokony eto @ internet d'efa hita :wink:
6. tsiambaratelo ( 03/09/2008 17:37)
Resaka Bac ihany,azo antenaina ve we afaka Bac le zatovo raha ny numero teo nefa anarana olon-kafa no teo anilanilay laharana?Misy reny voton-dranomaso any ho any ,satria io no cas nahazo an-janany!Teo ny numero fa aiza lay anarana?:cry::cry::cry:
7. ravatorano ( 04/09/2008 07:27)
Ito misy takelaka azo ijerevana ny bacc 2008
http://bacc.univ-antananarivo.mg/
sa efa tara v
za zao vao niditra tao mantsy kouh
8. dadabe ( 18/09/2008 15:40)
ary zah v efa mba manana BAC LE :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7601