Firaisana ara-nofo

1. taref ( 03/09/2008 05:17)
Miarahaba antsika mpamaky rehetra mba tiko ho resahina sy ho fantarina eto ny zavatra tena tinareo refa manao firaisana @ sipanareo na ny vadinareo e!

Ra ny ahy manokana lo de le refa somary mangidihidy iny no tena tiko refa tena ho tonga ny ahy e !
De rehefa le miantso ny anarako iny ko lay sipako no tena mampiakatra be ny filako ara-nofo eee!

tsar e ! tena tsar ! somary asaina mtsongoloka kely zay :-P
novalian'i fetrakens ny 26/09/2008 14:04
2. ni81 ( 03/09/2008 05:52)
Sao mba tokony ho any @ dinika manokana itony no apetraka?
3. melki ( 03/09/2008 06:00)
Io theme io aloha dia malalaka! saingy tena mahaliana koa eh! Mila trandrahana satria, mifototra amin'io ny zavatra rehetra. Sady filàna, no devoir, ary mahafinaritra indrindra, Porofo! samy tia an'io daholo raha mbola olom-belona.
4. jujul ( 03/09/2008 06:17)
Milay io sady ra io no resahana na ho tapitra aza zao tontolo zao tsy ho tapitra , ny antony de samy manana ny mafinaritra azy aby isika :-P sy zay hazony fafiny e! sa tsizany indray izy io .
Ny ahy de tiako mitsy ny miresaka io , mba mifampizara trakefa koa e!
ny tiako zao de le mandre ny an'ilay olona miaraka @ko tonga , :-P de le lalaovina koa ny loha nono milay mitsy sy le bozy kely , ao tsara. :-P
5. lemenakely ( 03/09/2008 06:50)
taref:

Miarahaba antsika mpamaky rehetra mba tiko ho resahina sy ho fantarina eto ny zavatra tena tinareo refa manao firaisana @ sipanareo na ny vadinareo e!

Ra ny ahy manokana lo de le refa somary mangidihidy iny no tena tiko refa tena ho tonga ny ahy e !
De rehefa le miantso ny anarako iny ko lay sipako no tena mampiakatra be ny filako ara-nofo eee!

tsar e ! tena tsar ! somary asaina mtsongoloka kely zay :-P

lavaka tsy mety tototra io fa ny aina no mateza e
6. hery ( 03/09/2008 06:56)
taref> Aleo hitarina kely mihitsy.

Ahoana no fomba firesakareo ny firaisana ara-nofonareo amin'ny ray amandreninareo na amin'ny zanakareo (raha manana)?

7. nathie86 ( 03/09/2008 07:07)
ny neniko indray misokatra tsara tsy d manana olana lôtra za ra hiresaka @ firaisana ara-nofo, za mo technique d tsy nanao siansa d izy no mampianatra ahy hoe zao no andro mahabevoaka sao d manaonao fôna any ka loza. Mba dinihina tsara iany ko ny olona iarahana ary tsy maintsy entina any an-trano hono eh. :)
8. ni81 ( 03/09/2008 07:34)
Io theme io aloha dia malalaka! saingy tena mahaliana koa eh! Mila trandrahana satria, mifototra amin'io ny zavatra rehetra. Sady filàna, no devoir, ary mahafinaritra indrindra, Porofo! samy tia an'io daholo raha mbola olom-belona.
tsy marina izany fa ry masera sy ry mopera tsy ao anatiny :lol:
9. xxx ( 03/09/2008 07:52)
izany ve?
sao maro ny zavatra tsy mbola hainao?
10. hery ( 03/09/2008 07:53)
betsaka koa ry Dadabe sy ry bebe, ny ankizy kely, sy izay manana zavatra hafa eritreretina tsaratsara kokoa no tsy mieritreritra loatra an'io :-)
11. ni81 ( 03/09/2008 08:18)
izany ve?
sao maro ny zavatra tsy mbola hainao?
ka ambarao ary hiaraha-mamaky e!
12. ainnah1 ( 03/09/2008 08:37)
=)) =)) =)) =)) tena mapme mitsy ty lohahevitra ty!za ko alo de olona mba mankafy an'io e, fa tena ilaina mitsy ny fahaiza-manao azy io!satry anisan'moteur ny couple reetra io sa aona? de avy eo miankina @ zay feeling miainga eo e!
13. xxx ( 03/09/2008 09:28)
ainnah1:

=)) =)) =)) =)) tena mapme mitsy ty lohahevitra ty!za ko alo de olona mba mankafy an'io e, fa tena ilaina mitsy ny fahaiza-manao azy io!satry anisan'moteur ny couple reetra io sa aona? de avy eo miankina @ zay feeling miainga eo e!

Ary njy ky to tsy hita ary @ resaka hoe coup de foudre ry ainnah1
sa efa raikitra ny anareo? aza mba mampiresaka moa e!
mdr mdr
14. ni81 ( 03/09/2008 09:35)
Ary njy ky to tsy hita ary @ resaka hoe coup de foudre ry ainnah1
sa efa raikitra ny anareo? aza mba mampiresaka moa e!
mdr mdr
:lol: :lol:
15. fasaly ( 03/09/2008 09:43)
Ary njy ky to tsy hita ary @ resaka hoe coup de foudre ry ainnah1
sa efa raikitra ny anareo? aza mba mampiresaka moa e!
mdr mdr
:-D :-D :-D :-D
16. ainnah1 ( 03/09/2008 10:49)
hoy i xxx:
Ary njy ky to tsy hita ary @ resaka hoe coup de foudre ry ainnah1
sa efa raikitra ny anareo? aza mba mampiresaka moa e!
mdr mdr
=)) =)) fa ngah kosa mo aky d tsy nisy histore hafa mitsy aloan'ny coup de foudre a!bola tsy poinc oah le anakiray iny fa bola sarokenatra b!
17. xxx ( 03/09/2008 11:43)

mananihiny aky za e!

18. taref ( 04/09/2008 05:13)
Mafnartr! misaotra tsika reetr nandray anjara lo ny tenanay satry ny eto natao ifampiresahana !

Fa ny zavatra hitako ko nefa de izao : tô tsy misy tena sahy mitatara na manambara le tena hitiavany sy mba tiany refa le manao firaisana ara-nofo iny !

Zavatra tiko ho marihana kely ny hoe tsy avetavetana akory ny miresaka anzany fa zavatra tena voajanahary mintsy ary rariny sy hitsiny tsika olombelona ra midinika sy mifanakalo hevitra ny momban'izany !
19. xxx ( 04/09/2008 05:37)

ka intimité io zavatra io ka samy mahay mitahiry izay fikarakarany azy! Raha tsy izany mantsy dia teny afovoan-tsena, na teny @ sehatra fanaovana lanonana no natao ary nisy afaka nanatrika sy nijery, dia misy mpaka sary sns koa, fa tsy ho anay roa irery fotsiny ihany. :)
20. haja7 ( 04/09/2008 09:47)
marina daholo aloha ny voalazanareo rehetra ireny fa ny firaisana aranofo aloha dia ilain'ny tsirairay
fa ny ahy aloha ny tiavako azy dia :mifamaly fitia sady mahay mandangolango ahy tsara dia tafiditra any @ saiko sy foko ny amoro ataonay dia ohatrany tsy eto antany mihintsy aho @izay fotoana izay fa tena tsara aloha io raha mifamaly tsara ny fitiavana azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1121