Firaisana ara-nofo
21. fasaly
(
04/09/2008 10:05)
xxx:
Mafnartr! misaotra tsika reetr nandray anjara lo ny tenanay satry ny eto natao ifampiresahana !ka intimité io zavatra io ka samy mahay mitahiry izay fikarakarany azy! Raha tsy izany mantsy dia teny afovoan-tsena, na teny @ sehatra fanaovana lanonana no natao ary nisy afaka nanatrika sy nijery, dia misy mpaka sary sns koa, fa tsy ho anay roa irery fotsiny ihany. :)
Fa ny zavatra hitako ko nefa de izao : tô tsy misy tena sahy mitatara na manambara le tena hitiavany sy mba tiany refa le manao firaisana ara-nofo iny !
Zavatra tiko ho marihana kely ny hoe tsy avetavetana akory ny miresaka anzany fa zavatra tena voajanahary mintsy ary rariny sy hitsiny tsika olombelona ra midinika sy mifanakalo hevitra ny momban'izany !
taref: misy toerana natokana azo hifampiresahana malalaka momba izany resaka izany anie ato am serasera e! tsy misy bedy sady tsy misy mi juger any fa malalaka ny resaka satria asamy olondehibe no miresaka, âme sensible s'abstenir ny any...http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t436228dd89a17
22. fasaly
(
04/09/2008 10:07)
tsy nivoaka lay teo fa azafady :-P http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t436228dd89a17
23. tsiambaratelo
(
04/09/2008 10:50)
fasaly:
xxx:
Mafnartr! misaotra tsika reetr nandray anjara lo ny tenanay satry ny eto natao ifampiresahana !ka intimité io zavatra io ka samy mahay mitahiry izay fikarakarany azy! Raha tsy izany mantsy dia teny afovoan-tsena, na teny @ sehatra fanaovana lanonana no natao ary nisy afaka nanatrika sy nijery, dia misy mpaka sary sns koa, fa tsy ho anay roa irery fotsiny ihany. :)
Fa ny zavatra hitako ko nefa de izao : tô tsy misy tena sahy mitatara na manambara le tena hitiavany sy mba tiany refa le manao firaisana ara-nofo iny !
Zavatra tiko ho marihana kely ny hoe tsy avetavetana akory ny miresaka anzany fa zavatra tena voajanahary mintsy ary rariny sy hitsiny tsika olombelona ra midinika sy mifanakalo hevitra ny momban'izany !
taref: misy toerana natokana azo hifampiresahana malalaka momba izany resaka izany anie ato am serasera e! tsy misy bedy sady tsy misy mi juger any fa malalaka ny resaka satria asamy olondehibe no miresaka, âme sensible s'abstenir ny any...http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t436228dd89a17
24. hanta77
(
04/09/2008 11:19)
zay zany ry taref apetraho ary @ tafa sy dinika ny fanotaninao de mety be ny hamaly
25. fijo
(
04/09/2008 19:58)
hery an,fa ahoan amo ano hilazana hoe ny zaza mihevitra zavatra tsaratsara kokoa noho io??fa ngah aratsy izy io?
27. belakely
(
05/09/2008 22:11)
beuh!
hay moa efa tsy anao manokana (intimité) intsony ny firaisana ara-nofo ankehitriny fa azo tantaraina?
tokony resahana foana marina io dia tsy hisy ho tery saina intsony amin'izay.
:* :* :* :-* :-* :-*

28. Bags
(
13/09/2008 12:35)
ts ratsy ny mresaka anzany sady ts azo idivirana zany fa anisan ny iainana,mlay le manao azy ar mato mtady azy d mila fihafinaretana,n ah zany ny tiko hiavina d samy afa po ny olna 2 e,ny amko ts d tiko ra hoe za afa po fa izy ts afa po ka tandremo tsara zay fa mila fitandremana tsara sao ny ray ts afa po ka met hanana filana @ olona hafa ok
29. fetrakens
(
26/09/2008 14:04)
Tokony mba asiana loha - hevitra iray mitondra ny lohateny hoe: "NOFO" ato @ Forum e!!