Jeux de la Francophonie 27 Septembre au 8 Octobre 2009

1. yonikafopl ( 29/08/2008 20:51)
Aty Liban no atao ny Jeux de la Francophonie ny 27 Septembre au 8 Octobre 2009. Enga anie ka tsy hanao izay hahamenatra ny athleta gasy, fa za efa hivonona hanao suportera mafana fo mintsy,dieny zao de efa amboariko ny pro :wink: :) Toa misy resaka fifaninana koltoraly toy ny hira sy dihy sns kounkou le izy ra tsy diso za?? Iza no ho avy amin'io fa za vonona ny hanome trano hivantananareo :)
2. nathie86 ( 01/09/2008 07:27)
Zany v, ôtrany star ac, tsy hanao zay mahamenatra izy ireo ka, ra resaka francofonie ko anie ny adva tsy d loza b eh, fa maninona anreo mintsy ko ary lay athlète gasy no lazaina fa mahamenatra fôna tsy mba zay vahaolana no aroso eto fa d fanakianana fôna, ny kofa anie ra mba mikotra mba t handresy fa tsy hoe t ho resy lava eo akory eh.
3. fahamarinana ( 01/09/2008 11:04)
:arrow: :D za ho avy !!!lavitra be koa ilay liban kouh fa dia mazotoa yonika dia asivo sary raha mba mi-dance nareo gasy any sady maromaro ihany nareo any kouh... :) (l)
4. Ralay ( 02/09/2008 07:18)
Efa fantatra ve fa hisy delegasiona gasy ho tonga sa mbola tsy fantatra?
5. tsiambaratelo ( 03/09/2008 18:08)
Zah zany afaka miantrano any amin-dry?Malalaka kalou ve ny trano satry misy namako 8 alou zao no fantatro fa hoavy,de kôziko ry zareo we yonika vonona ny hivatanany gasy hoavy,hi hi hi .De misy mpihira Malagasy hoavy ve?:-P:-P
6. tsiambaratelo ( 24/09/2008 18:00)
Ralay:

Efa fantatra ve fa hisy delegasiona gasy ho tonga sa mbola tsy fantatra?



Ary ny filoha Ravalomanana ve ho avy kounkou :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4584