Olona tsy mahatam-bava.....

1. lemenakely ( 30/08/2008 08:12)
Hoy i Raanaona hoe ianao hono izao sy izao.....

Hitako ary tsapako fa mbola maro ny gasy no tsy mbà azo iconfierna zavatra ,ary io no tena mahatonga ny olana etsy sy eroa

Ary ny tena loza dia misy aza ny mampitombo ilay resaka ,tena LEVURE CHIMIQUE EXTRA SALONE mihintsy ary tena vita malagasy :°)
novalian'i endrika01 ny 08/10/2008 14:31
2. henna ( 30/08/2008 08:17)
tsy ny malagasy ihany aloha no manao an'io fa ra malagasy koa tena mpanao
ny tsara raha vao olona manomboka miresaka an'i anona diaa mangina tsy miteny tsy valina izay resahiny dia avy hatrany dia mety ho tonga saina izy hoe : din koa ity izaho de ho menatra ho azy eo!
raha mbola mamery izany teotra izany izy ka hita hoe mpitondra resaka na mifosa dia hialao lavitra mba hialàna amin'ny olana mety haterak'izany...
izay ihany no fanafodiny, tsy maintsy hoe mety hamaly ianao ohatra dia tateriny any amin'ilay olona any indray dia raikitra amin'izay ilay gidragidra toy ny mahazàtra.
3. fahamarinana ( 30/08/2008 08:46)
:arrow: ny any lemena koa zao vita malagasy zao foana...ataovy hoe ny olona rehetra fa tsa gasy foana no atao resaka :-P .
henna:
tsy ny malagasy ihany aloha no manao an'io fa ra malagasy koa tena mpanao
ny tsara raha vao olona manomboka miresaka an'i anona diaa mangina tsy miteny tsy valina izay resahiny dia avy hatrany dia mety ho tonga saina izy hoe : din koa ity izaho de ho menatra ho azy eo

:arrow:iombonako hevitra tanteraka,tena misy olo-kendry kah !!!
lemena :tokony jerenao akaiky ny namanao sy ny manodidina anao fa mampalahelo beuh ianao pessimiste amin'ny gasy loatra....:( (l)
4. ni81 ( 30/08/2008 08:51)
Tsy ny gasy ihany no manisy "karibonetra" na "levure" fa ny karazan'olona mpanana io toetra io mihitsy. Ary indrindra raha vao manao ilay hoe: aza miteniteny fa resa-tsika ihany... dia tandremo. :)
5. karinah ( 30/08/2008 10:57)
lemenakely> f'hita oà, misy olona tena tsy mendrika hitokisana mihintsy! mba manao resak'olon-dehibe aminy ianao, mba tsy hisian'ny ady na korontana de mi-confier zavatra aminy, izy mba hatokisana ndray no tsy mahatàm-bava, tena misy io kah! anefa raha izaho no hi-confiern'olona zavatra izany fière mihintsy aho hoe "azo itokisana" donky tsy ho ataoko mihintsy ny hamadika iny olona iny aloha e! marika ny maha-olona matotra na tsia anao io! matetika anefa ny mifanhoitra no miseho dia raikitra amin'izay ny fifanjevoana. ^^ ^^ ^^
6. fahamarinana ( 30/08/2008 11:50)
lemena:
Hoy i Raanaona hoe ianao hono izao sy izao.....

:arrow: ny tena marina dia tsy tokony hiresaka olona sy ny faharatsiany amin'olona mihintsy e...izay no fadiana.!Mpifosa olona koa matoa hi-confier-na zavatra toy izay...izay ilay fahatongavan'ny olana araka ny voalazanao io
Mino aho fa raha zvtr tsara sy fandokafana na dia resahanao sy fosainao aman'olona aza tsy hiteraka polémique mihintsy...
karinah:
mba tsy hisian'ny ady na korontana de mi-confier zavatra aminy

:arrow: ka raha efa fantatra izao fa hampisy ady sy korontana tsy aleo ihany koa ve tànana ho an'ny tena ihany ? Zay mangina hono volamena...ny hendry mody voky,ny adala manesika ihany... araka ity volazanao ity :
karinah:
tsy ho ataoko mihintsy ny hamadika iny olona iny aloha
(l)
7. ainaheri ( 30/08/2008 16:00)
Tsy tenenina oe gasy irery ihany fa ny hita toetra alou izao d ny gasy manana io fomba ratsy io,ary mian-dahy miam-bavy... Ny tena mapmé d refa mitantara zvtr aman'ol izy d asiny oe "aza miteiteny an'zany aman'oul an",d lay oul nitantarana ndray mitantara @ oul hafa d otr'zay ihany teneniny hihihi...........Tadidio sy tsarovy ry mpitati-bolana fa ny; VAVA TSY TANAN'NY TOMPONY ,TSY TANAN'NY HAFA KOU!!!!!!
8. Herimiafina ( 30/08/2008 17:16)
lemenakely:

Hoy i Raanaona hoe ianao hono izao sy izao.....

Hitako ary tsapako fa mbola maro ny gasy no tsy mbà azo iconfierna zavatra ,ary io no tena mahatonga ny olana etsy sy eroa

Ary ny tena loza dia misy aza ny mampitombo ilay resaka ,tena LEVURE CHIMIQUE EXTRA SALONE mihintsy ary tena vita malagasy :°)


Somary misy fankahalana anao kely ao amin'ilay olona mitatitra resaka aminao. tsy sahy milaza izy ohatra hoe "ianao anie be kilema be e" dia asisiny ao antsainao moramora amin'ny hoe "hoy i raaanona hoe ianao hono be kilema be".
Indraindray aza heviny manokana mihintsy ilay izy dia mody ataony hoe hoy i anona.
:-D :^)
9. vale ( 30/08/2008 19:00)
fahamarinana: tsy resaka fosa foana ny zavatra tantaraina am-pahatokisana!!..mety aretina io ohatra, mety hoe ohatra nahita an'i ranona nifanoroka tamin'ny vadin'i ranona aho, ka tantaraina ilay izy ary nifametra fa tsy avoaka, mba tsy hisian'ny fifanjevoana, anefa nivoaka ilay resaka dia mety mankarary ilay olona voafitaka, resaka ohatr'hoatr'izany izy io fa tsy hoe fosa ankory .
10. vale ( 30/08/2008 19:03)
Herimiafina: :lol: :-D :-D :-D :-D :^)
11. Herimiafina ( 30/08/2008 19:22)
EFa niainako io kah, saingy raha ny fahitako ialy olona nitantara dia izay mihintsy, izy mihintsy koa no tena be fialonana! :-D
12. vale ( 30/08/2008 21:54)
:-D :-D :-D :-D trondro be nana izy izany (fia-lo-misy nana=tenim-paritra io ah!!) :-D
13. Herimiafina ( 30/08/2008 23:49)
lemenakely:
Ary ny tena loza dia misy aza ny mampitombo ilay resaka ,tena LEVURE CHIMIQUE EXTRA SALONE mihintsy ary tena vita malagasy

Io indray tahotra tsy hanintona ny fihanoan'ilay olona ny mahatonga an'io.
Tiatia henoina izay ny olona manao an'io, mahatsiaro manana pouvoir be rehefa sendra olona manana capacité d'écoute, mahatsiaro ho important be rehefa mba mahalala zavatra kely momba an-dry anona sy ry anona! :-D :^)
14. lemenakely ( 31/08/2008 07:38)
fahamarinana:

:arrow: ny any lemena koa zao vita malagasy zao foana...ataovy hoe ny olona rehetra fa tsa gasy foana no atao resaka :-P .
henna:
tsy ny malagasy ihany aloha no manao an'io fa ra malagasy koa tena mpanao
ny tsara raha vao olona manomboka miresaka an'i anona diaa mangina tsy miteny tsy valina izay resahiny dia avy hatrany dia mety ho tonga saina izy hoe : din koa ity izaho de ho menatra ho azy eo

:arrow:iombonako hevitra tanteraka,tena misy olo-kendry kah !!!
lemena :tokony jerenao akaiky ny namanao sy ny manodidina anao fa mampalahelo beuh ianao pessimiste amin'ny gasy loatra....:( (l)

Aiza kosa ry neny no hoe pessimiste loatra !


15. fahamarinana ( 31/08/2008 07:46)
:arrow: lemena :k'hita kouh,jereo anie ny dinika apetraky toi fa gasy foana e... :-P ,nefa ekeko fa mampanontany tena koa mamaky azy kah. :)
vale :marina tokoa zany,misy tsy fosa tokoa fa resaka secret tokoa.. :)
vieforce:
Ny tena mapmé d refa mitantara zvtr aman'ol izy d asiny oe "aza miteiteny an'zany aman'oul an",d lay oul nitantarana ndray mitantara @ oul hafa d otr'zay ihany teneniny hihihi...

:arrow: :-D dia avy eo miova ilay izy selon ny interprétation-ny tsi11.. (l)
16. niryna ( 01/09/2008 03:34)
lemenakely:

Hoy i Raanaona hoe ianao hono izao sy izao.....

Hitako ary tsapako fa mbola maro ny gasy no tsy mbà azo iconfierna zavatra ,ary io no tena mahatonga ny olana etsy sy eroa

Ary ny tena loza dia misy aza ny mampitombo ilay resaka ,tena LEVURE CHIMIQUE EXTRA SALONE mihintsy ary tena vita malagasy :°)
esory ao an-doha aloha lemenakey ny hoe gasy a,tsy tokony anambany ny firenentsika isika fa itovizana io toetra io na manga na fotsy na mavo na inona lokony sy fihaviany ,tsy misy olona manga aloha fa ny lanitra no manga na aiza na aiza dia toa izany koa ny toetra na aiza no misy antsika dia misy hitovizana avokoa.
petsam-bava sy tsy mahatam-bava angamba ireny olona mitsetsotsetsoka tsy misy frein ireny ,na miteny tsy ampiheverana izay tandrifin'ny vavany izy fa tsy
voatanany na tsy misaina kely izy ,tsy mieritreritra izy fa mety handratra olona ilay ataony fa efa manana io toetra io,ka tsy dia tsara iresahana zavatra fa izay vaovao henony ka misy mifanaraka izay zava-misy eo dia tapitra voatonony ny olona ary tena miala tsiny aza izy indraindray.
Tsy aiko tsara ny filaza io olona tiana tenenina io:tantaraina azy daholo ny fiainanao ary dia mivoaka izany any amin'ny hafa,dia ataovy hanatra fa aza mahatoky azy intsony.Ovaina koa ny resaka raha mahita olona manao io toetra io hianao,tsy dia tsara loatra ny mamasoka azy fa ovaina moramora ny resaka dia tsy sahy mitati-bolana na mifosa olona any aminao izy.
Hoy ny tenin-drazantsika hoe :Ataovy maro ny sakaiza fa iray ihany no itokio.
Ataovy akaiky ny fahavalo fa somary ataovy lavitra ny namana .odry !!
17. endrika01 ( 01/09/2008 09:55)
Zah alou de tsa mba azo tantarana sekiré wé namana na havana,na mpifanolo-bodirindrina zany é!Nenah nama tonga de madio mangarahara tsy misy wé sucrée salé fa na matsatso be,na mamy be,na mangidy be,hi hi hi ampifanetrehako refa be takoritsika de ho hitany havany eo avy.Matoa tantaraina mangingina de misy tsy mazava ao!Any zao misy namana maro2 mahalala wé,maty tany @tsy mahay maka tany zay tovovavy zay;mahatam-bava be daholo ry zareo tsy mikôzy @fianakam s le sipa;sahy mandefa vola hoany reninilay sipa,lay Reny mahantra mihevitra wé mbola velona any ny zanany!Indrisy mantsy.Amiko de tsy ilaina akory lay mifapitazotazona resaka na wé mahatam-bava @zavatra lehibe otranio!De hozakandry zareo mandrampahoviana ny hitazona lay resaka:-w:-w:-w:-w:-w
18. ni81 ( 01/09/2008 14:53)
Zah alou de tsa mba azo tantarana sekiré wé namana na havana,na mpifanolo-bodirindrina zany é!Nenah nama tonga de madio mangarahara tsy misy wé sucrée salé fa na matsatso be,na mamy be,na mangidy be,hi hi hi ampifanetrehako refa be takoritsika de ho hitany havany eo avy.Matoa tantaraina mangingina de misy tsy mazava ao!Any zao misy namana maro2 mahalala wé,maty tany @tsy mahay maka tany zay tovovavy zay;mahatam-bava be daholo ry zareo tsy mikôzy @fianakam s le sipa;sahy mandefa vola hoany reninilay sipa,lay Reny mahantra mihevitra wé mbola velona any ny zanany!Indrisy mantsy.Amiko de tsy ilaina akory lay mifapitazotazona resaka na wé mahatam-bava @zavatra lehibe otranio!De hozakandry zareo mandrampahoviana ny hitazona lay resaka
tsy dia mety kosa izany ataon'ny namanareo manafina ilay namana efa maty izany! Maninona raha tsorina ny marina dia afaka manome fanampiana ihany ange raha toa ka te hanampy ilay reniny e! Hanome tsiny ny fianakavian'ilay olona rehefa avy eo hoe tsy nilaza ny marina taminy momba ny nahafatesan-janany.
19. fahamarinana ( 01/09/2008 15:33)
:arrow: grave marina,faty ve no afenina,tsy azy marina ka vitany an !! :( (l)
20. endrika01 ( 02/09/2008 05:48)
Ka zay wa no tsy mba itiavako lay mitana resaka na sekiré hafa2,ny fitiavana mpisipa aza itadiavako solution malaky be refa misy vhv mitomany sy mitalaho sy milaza amiko wé aza tantaraina na @iza na iza,non non non,tsy mety io,tadiavina foana ny vahaolana,matoa mipetraka ny olana dia misy foana ny vahaolana:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.146