Olona tsy mahatam-bava.....

21. tsiambaratelo ( 04/09/2008 04:42)
ni81:

Zah alou de tsa mba azo tantarana sekiré wé namana na havana,na mpifanolo-bodirindrina zany é!Nenah nama tonga de madio mangarahara tsy misy wé sucrée salé fa na matsatso be,na mamy be,na mangidy be,hi hi hi ampifanetrehako refa be takoritsika de ho hitany havany eo avy.Matoa tantaraina mangingina de misy tsy mazava ao!Any zao misy namana maro2 mahalala wé,maty tany @tsy mahay maka tany zay tovovavy zay;mahatam-bava be daholo ry zareo tsy mikôzy @fianakam s le sipa;sahy mandefa vola hoany reninilay sipa,lay Reny mahantra mihevitra wé mbola velona any ny zanany!Indrisy mantsy.Amiko de tsy ilaina akory lay mifapitazotazona resaka na wé mahatam-bava @zavatra lehibe otranio!De hozakandry zareo mandrampahoviana ny hitazona lay resaka
tsy dia mety kosa izany ataon'ny namanareo manafina ilay namana efa maty izany! Maninona raha tsorina ny marina dia afaka manome fanampiana ihany ange raha toa ka te hanampy ilay reniny e! Hanome tsiny ny fianakavian'ilay olona rehefa avy eo hoe tsy nilaza ny marina taminy momba ny nahafatesan-janany.



Nefa i tsiambaratelo mahay mitana tsiambaratelo,afa-tsy we tsiambara 2na4 :-P
22. endrika01 ( 08/10/2008 14:31)
Zany ve?:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7815