Maninony ny lehilahy no tsy dia tia makany @ dokotera?

1. niryna ( 30/08/2008 17:24)
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy.
Izay zavatra atao rehetra dia toa ny vehivavy foana no tena mandray anjara afatsy ny hoe mikasika politika,fanantanjahantena sy mamaky gazety fa matetika dia toa ny vehivavy daholo no mandray anjara,sa ahoana hoy hianao?
Rehefa natao koa ny fandinihina dia tsy tia mandeha any amin'ny dokotera koa hono ny lehilahy,inona tokoa re no antony e ? amin'ny ankapobeany io an
misaotra betsaka
(l) niryna
novalian'i niryna ny 22/10/2008 04:44
2. ni81 ( 30/08/2008 17:26)
Rehefa natao koa ny fandinihina dia tsy tia mandeha any amin'ny dokotera koa hono ny lehilahy,inona tokoa re no antony e ? amin'ny ankapobeany io an
matahotra tsindona angamba :lol: :lol:
3. Herimiafina ( 30/08/2008 17:39)
Tsy hoe tsy tia fa mety mihevi-tena ho matanjaka dia manambany aretina, dia raha tsy etena efa KO tsy manantona dokotera.
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy.

Lalàna voajanahary io mba hitohizan'ny fisian'ny olombelona, satria raha ny vavy no betsaka maty aloha dia hihakely ary fongana indray andro any ny taranaky ny olombelona.
Ny asa mafy ataon'ny lehilahy dia mampa-antitra azy haingana, ny stress iainany, dia tsy maha-elavelona azy fa hanimba tsikelikely ny cellule nerveuse-ny, eo koa ny asan'ny hormone toy ny testosterone, ny androsterone, maha-lehilahy ny lehilahy amin'ny asa vatana, ny tanjaka, sns. Natokana ho amin'izay fiainana izay ny lahy rehetra na amin'ny biby na amin'ny olombelona.
Rehefa miha-mafy ny fiainana dia vavy no betsaka teraka noho ny lahyh satria misy menace izany eo dia ataon'Andriamanitra betsaka ny vavy mba ho assuré ny avenir-ny olombelona. :^)
4. endrika01 ( 30/08/2008 18:53)
Ny vatany lhl tsy mba fragile angamba.Ny vhv mila manatona dokotera ohatra mijery matetika sao misy aretina atahorana any @nonony any,ny lhl tranquille,ny vhv manatona gyneco ny lhl tsy mila loatra anio.Ny vhv manana vatana mysterieux angambany kou.Ilaina fanaraha-maso matetika.Ny lhl visible,tsy haiko alou,de mety matahotra tsindrona kounkou de tsy sahy makany:-D:-D:-D
5. simplex ( 30/08/2008 22:25)

nyrina:
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy.
Ny lelah tsy dia mila mahita loatra hoe tsisy ilana azy tsony izy ka :)
refa tsy ho role tsony d aleo maty mba hisondrotan'ny sasany ;-)

Izay zavatra atao rehetra dia toa ny vehivavy foana no tena mandray anjara afatsy ny hoe mikasika politika,fanantanjahantena sy mamaky gazety fa matetika dia toa ny vehivavy daholo no mandray anjara,sa ahoana hoy hianao?
mazava, izy ireo no atao hoe fanaka malemy :°)

nyrina:
Rehefa natao koa ny fandinihina dia tsy tia mandeha any amin'ny dokotera koa hono ny lehilahy,inona tokoa re no antony e ?
ka rehefa tsy marary ve moa dia nda hanina any @ le dokotera e :roll: somary vitsivitsy ihany manko ny dokotera vevavy tsara entana no sady mora bataina kanou :@

;-)
6. fahamarinana ( 31/08/2008 07:34)
:arrow: simplex : :-D dr vavy mihintsy zany vao handeha ?
itovizako hevitra ilay voalazan'ny herimiafina hoe :Tsy hoe tsy tia fa mety mihevi-tena ho matanjaka dia manambany aretina, dia raha tsy tena efa KO tsy manantona dokotera. (l)
7. ni81 ( 31/08/2008 08:06)
itovizako hevitra ilay voalazan'ny herimiafina hoe :Tsy hoe tsy tia fa mety mihevi-tena ho matanjaka dia manambany aretina, dia raha tsy tena efa KO tsy manantona dokotera.
Marina mihitsy io lazain'i fahama io.
Fa ny lehilahy koa rehefa marary dia mangorera be sady minainaina!
8. niryna ( 01/09/2008 02:35)
ni81:

Rehefa natao koa ny fandinihina dia tsy tia mandeha any amin'ny dokotera koa hono ny lehilahy,inona tokoa re no antony e ? amin'ny ankapobeany io an
matahotra tsindona angamba :lol: :lol:

hoy ilay namako izay woe manana namana mitovy amiko koa aho izany =))=))

ilay iray indray dia hoe izaho tsy maninona ka hijery an-dra -doko =))

Ny iray indray hoe ho hitany eo daholo ny aretiko kou =))

ity nisy blague:natao visite hono ity rangahy iray ,natahotra ho fantan'ny dokotera ny zavatra nataony (rongony io )dia ny pipian'ny rahalahiny no noentina,kanjo nipoitra tao daholo ny aretina rehetra nahazo ity rahalahiny izay tsy fantany koa fa tsy mba mpandeha any amin'ny doko ity farany.
Tsy misy atahorana hoy ny dokotera fa lany visite hianao ,izay no vaovao lehibe ,ny vaovao iray kosa dia tsy maintsy manatona dokotera hafa hianao fa misy an'izao .....notanisany teo daholo ilay aretina ..oops :roll:

Loza ity hoy ranamana fa voatery alefako hiverina indray izany ny zokiko

:D
9. niryna ( 01/09/2008 02:41)
Herimiafina:

Tsy hoe tsy tia fa mety mihevi-tena ho matanjaka dia manambany aretina, dia raha tsy etena efa KO tsy manantona dokotera.
io hono izany ny antony iray ry 'reto a
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy.
Herimiafina:

Lalàna voajanahary io mba hitohizan'ny fisian'ny olombelona, satria raha ny vavy no betsaka maty aloha dia hihakely ary fongana indray andro any ny taranaky ny olombelona.
tsy ratsy indray izany eritreritr'i Hery izany.
Herimiafina:

Ny asa mafy ataon'ny lehilahy dia mampa-antitra azy haingana, ny stress iainany, dia tsy maha-elavelona azy fa hanimba tsikelikely ny cellule nerveuse-ny, eo koa ny asan'ny hormone toy ny testosterone, ny androsterone, maha-lehilahy ny lehilahy amin'ny asa vatana, ny tanjaka, sns. Natokana ho amin'izay fiainana izay ny lahy rehetra na amin'ny biby na amin'ny olombelona.
ndry,tsy mitaraina tana-miepaka izany ry zareo ?
Herimiafina:

Rehefa miha-mafy ny fiainana dia vavy no betsaka teraka noho ny lahyh satria misy menace izany eo dia ataon'Andriamanitra betsaka ny vavy mba ho assuré ny avenir-ny olombelona. :^)
hanky va re e :D
ka na hitaraina eo aza ny vehivavy iza no hihaino azy eo :roll: :D :D ,toa lasa routine ilay asa manaraka ny arabe =)).betsaka sy tsy mety tapitra anie izany raha asa e :D
10. niryna ( 01/09/2008 02:55)
endrika01:

Ny vatany lhl tsy mba fragile angamba.
ngaha a, misy toa malemilemy ihany kou =)) sa ?
endrika01:
Ny vhv mila manatona dokotera ohatra mijery matetika sao misy aretina atahorana any @nonony any

ny lhl koa misy tokony ho jerena ka, indrindra rehefa manomboka feno 50 taona(prostate io )
endrika01:

,ny lhl tranquille,ny vhv manatona gyneco ny lhl tsy mila loatra anio.
firifiry aky izao ny lhl didiana na tsaboana an'io ambony lazaiko io aty amintsika ? ary tena manaraka ny arabe mihitsy ny vola aloha.
Ny vhv manana vatana mysterieux angambany kou.Ilaina fanaraha-maso matetika.Ny lhl visible,tsy haiko alou,

sao dia ataon-dry zareo woe sery vita amin'ny anamamy e ,asa aloha !

de mety matahotra tsindrona kounkou de tsy sahy makany:-D:-D:-D
:D :cry:
- ka kely sy bitika anie ilay fanjaitra e ?'
8O' hoy aho mantsy ilay namanay
- hoy izy tsy miraika mamaly: fa angaha vitan'izay kely sy bitika fa ilay marary tsy henoin-dry =))
-dia hoy aho hoe ahodina fotsiny ny maso :D ..
-tsy namaly izy fa ni :roll: :roll: fotsiny :wink:
11. niryna ( 01/09/2008 03:01)
nyrina:
Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy.
simplex:
Ny lelah tsy dia mila mahita loatra hoe tsisy ilana azy tsony izy ka :)
refa tsy ho role tsony d aleo maty mba hisondrotan'ny sasany ;-)

mbola misy mitana ny role ihany ka fa tsy maha role azy ilay tsindrona
'8O'':lol:
Izay zavatra atao rehetra dia toa ny vehivavy foana no tena mandray anjara afatsy ny hoe mikasika politika,fanantanjahantena sy mamaky gazety fa matetika dia toa ny vehivavy daholo no mandray anjara,sa ahoana hoy hianao?
mazava, izy ireo no atao hoe fanaka malemy :°)
=)) .malemy mahavita asa be dia be izany ry simplex ? ':D

nyrina:
Rehefa natao koa ny fandinihina dia tsy tia mandeha any amin'ny dokotera koa hono ny lehilahy,inona tokoa re no antony e ?
ka rehefa tsy marary ve moa dia nda hanina any @ le dokotera e :roll: somary vitsivitsy ihany manko ny dokotera vevavy tsara entana no sady mora bataina kanou :@
;-)
manao visite isan-taona ka , simplex ve matahotra tsindrona ? misy tena torana mihitsy dia sitranina amin'ny alcohol,tsy ny lahy ihany fa ny vavy koa a

12. niryna ( 01/09/2008 03:02)
fahamarinana:

:arrow: simplex : :-D dr vavy mihintsy zany vao handeha ?
itovizako hevitra ilay voalazan'ny herimiafina hoe :Tsy hoe tsy tia fa mety mihevi-tena ho matanjaka dia manambany aretina, dia raha tsy tena efa KO tsy manantona dokotera. (l)

:D
13. niryna ( 01/09/2008 03:06)
itovizako hevitra ilay voalazan'ny herimiafina hoe :Tsy hoe tsy tia fa mety mihevi-tena ho matanjaka dia manambany aretina, dia raha tsy tena efa KO tsy manantona dokotera.
ni81:
Marina mihitsy io lazain'i fahama io.
Fa ny lehilahy koa rehefa marary dia mangorera be sady minainaina!
=)) =))
marina izany ,na zavatra kely fotsiny aza no osorana ny tarehiny hoy ilay namako dia efa mikentrona be toa nisy naninona azy ery :D
..na aretina mitovy izao tokoa aza toa fadiranovana ny lhly e ?
ahoana moa ilay hira woe :mahari-pery ny lehilahy sa moa woe tsy mahari-pery ny lehilahy ? iza amin'ireo ? oops ! :oops:
14. tsiambaratelo ( 03/09/2008 17:25)
niryna:

Rehefa jerena ny zava-misy dia toa maty aloha ny lahy noho ny vavy amin'ny ankamaroany io a,ny vavy koa no maro noho ny lahy.
Izay zavatra atao rehetra dia toa ny vehivavy foana no tena mandray anjara afatsy ny hoe mikasika politika,fanantanjahantena sy mamaky gazety fa matetika dia toa ny vehivavy daholo no mandray anjara,sa ahoana hoy hianao?
Rehefa natao koa ny fandinihina dia tsy tia mandeha any amin'ny dokotera koa hono ny lehilahy,inona tokoa re no antony e ? amin'ny ankapobeany io an
misaotra betsaka
(l) niryna

Mahagaga tokoa fa ny lhl maty alohany vhv raha tsy mikaly 1semaine:-D tsy matahotra hoeny @dokotera angamba ry zalahy fa menatra sao tratry ny tsindrona no sady vhv no manindrona:-P
15. niryna ( 03/09/2008 17:43)

tsiambaratelo:

Mahagaga tokoa fa ny lhl maty alohany vhv raha tsy mikaly 1semaine:-D tsy matahotra hoeny @dokotera angamba ry zalahy fa menatra sao tratry ny tsindrona no sady vhv no manindrona:-P

=))
16. fahamarinana ( 03/09/2008 17:44)
:arrow: 1semaine kosa ve dia ho faty raha tsy homana na lahy io na vavy ... :-D (l)
17. tsiambaratelo ( 08/09/2008 08:53)
fahamarinana:

:arrow: 1semaine kosa ve dia ho faty raha tsy homana na lahy io na vavy ... :-D (l)

Zah alou efa nanandrana 2andro fa mbola natanjaka:-P
18. ikaretsaka ( 09/09/2008 17:23)
raha tsy misotro rano dia ny vavy no maty aloha ka

fa ny mahatonga ny lehilahy hoe maty alohan'ny vavy dia izy le mikarataka mitady dia vao mainka mandany hery.. fa ny vehivavy miandry eo fotsiny dia matahiry energy kokoa
tsy tadidiko intsony ra t@ mbola nianatra fahiny...i Pavlov moa ny anaran'ilay nanao an'io experiment io t@ alika?
19. fahamarinana ( 10/09/2008 16:00)
:arrow: ika :odoy e...saka manatody ,akoholahy be vody... :) (l)
20. niryna ( 16/09/2008 17:00)
fahamarinana:

:arrow: 1semaine kosa ve dia ho faty raha tsy homana na lahy io na vavy ... :-D (l)

ny sakafo angamba no mety ho 1 semaine fa ny rano tsy maintsy misotro ao anatin'ny telo andro,toy ny hoe manao fasting na tsy mihinankanina fa mivavaka ,fa manimba ny fitaovana ao anaty ilay izy.Nisy olona izay voan'ny cancer ary nanao fasting izy nandritra ny herinandro tsy nihinan-kanina mihitsy ary sitrana izy ka mbola velona folo taona ,aretina afa no nahafaty azy tamin'ity taona ity fa ilay cancer levona ho azy noho ny fanasitranana nataon'Atra .=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2064