Maninony ny lehilahy no tsy dia tia makany @ dokotera?

21. tsiambaratelo ( 24/09/2008 17:43)
niryna:
fahamarinana:
:arrow: 1semaine kosa ve dia ho faty raha tsy homana na lahy io na vavy ... :-D (l)
ny sakafo angamba no mety ho 1 semaine fa ny rano tsy maintsy misotro ao anatin\'ny telo andro,toy ny hoe manao fasting na tsy mihinankanina fa mivavaka ,fa manimba ny fitaovana ao anaty ilay izy.Nisy olona izay voan\'ny cancer ary nanao fasting izy nandritra ny herinandro tsy nihinan-kanina mihitsy ary sitrana izy ka mbola velona folo taona ,aretina afa no nahafaty azy tamin\'ity taona ity fa ilay cancer levona ho azy noho ny fanasitranana nataon\'Atra .=D=D
ié,zah aza 2andro tsy nisakafo mintsy sy tsy nisotro rano saiky maty.Nalemy otriny anana.Le tsy mahataty refa mi voyage fa mandou de aleo mintsy tsy mikasikasika :-P
22. ikaretsaka ( 25/09/2008 02:39)
le sakafo azo hiafiana ihany fa le rano no gravy koa
23. niryna ( 22/10/2008 04:44)
niryna:
fahamarinana:
:arrow: 1semaine kosa ve dia ho faty raha tsy homana na lahy io na vavy ... :-D (l)
ny sakafo angamba no mety ho 1 semaine fa ny rano tsy maintsy misotro ao anatin'ny telo andro,toy ny hoe manao fasting na tsy mihinankanina fa mivavaka ,fa manimba ny fitaovana ao anaty ilay izy.Nisy olona izay voan'ny cancer ary nanao fasting izy nandritra ny herinandro tsy nihinan-kanina mihitsy ary sitrana izy ka mbola velona folo taona ,aretina afa no nahafaty azy tamin'ity taona ity fa ilay cancer levona ho azy noho ny fanasitranana nataon'Atra .=D=D
tsiambaratelo:
ié,zah aza 2andro tsy nisakafo mintsy sy tsy nisotro rano saiky maty.Nalemy otriny anana.Le tsy mahataty refa mi voyage fa mandou de aleo mintsy tsy mikasikasika :-P

izaho koa nanao fasting tsy nihinan-kanina roa andro fa rano fotsiny.Nampihomehy fa izay jerena amin'io andro io toa matsiro be daholo .Hi,hi. nalemilemy koa aho tamin'ny voalohany fa taty aoriana tsy dia naninona intsony
:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2083