voasambotra indray ingahy HENRI LECACHEUR film ve sa......
1. lemenakely
(
30/08/2008 08:06)
Araka ny hita etsy sy eroa dia voasambotra indray ingahy HENRI LECACHEUR tetsy @ place 13mai
toy izao ny famintinana ny zava nisy teny t@ io andro nisamborana azy io
http://gazetyavylavitra.wordpress.com/2008/29/voasambotra-i-henri-lecacheur-place-13-mai-1972/

novalian'i karavasy ny 12/09/2008 07:34
3. naughtyboy
(
30/08/2008 11:36)
zao v less no demokrasia efa tsy ho ela ry zalah,mampalahelo...voaisa ny androny le8 eo ny ahy defa teniko zay..
5. ravatorano
(
01/09/2008 13:02)
MAPmé koa ilay we lecacheur kle
efa fantatro izao v fa tsy maintsy ho samborina aho raha mandeha eny
efa hitako teo ny 4x4 nitondra ireo mpisambotra
ary raha ny kabary kely izay nataony teny dia tena nampmé tokoa
asa raha nisy nijery tvplus nareo fa dia nadeha tao ilay hetsika nataony teny amin'ny 13 mai.rah ireny indray aloha dia aoka kah tsy hahasolo an i ra8 ireny ary tsy afaka hifandrina aminy akory na amin'ny hevitra na ami'ny hatao !
olo-kafa ahay
ny demokrasia indray dia tsy hitako loatra hoe ahona no idirany amin'ireny
razoky tsy nanao fangatahana toy ny nataon'ny mpanohitra
ary tsarovy fa eran tany dia mila fangatahana avokoa ny fivoriana ankalamanjana fa tsy eto fotsiny alory
aleo manohitra ao anatain'ny lalana klé sao reefa tonga eo ami'ny toerana ka hanao ny toy izao ihany
:wink:

6. penguin
(
01/09/2008 13:41)
Hamafisiko ity an'i ravatorano ity:
"...ny demokrasia indray dia tsy hitako loatra hoe ahona no idirany amin'ireny
razoky tsy nanao fangatahana toy ny nataon'ny mpanohitra
ary tsarovy fa eran tany dia mila fangatahana avokoa ny fivoriana ankalamanjana fa tsy eto fotsiny alory..."
Tsy lazaina ve ry misy saina hoe mijoro ireo miseho tompon'ny hevitra fa tsy mananpempo nefa kapoka pempo dakan'ny ankizy.
Miantehera ihany amin'ny hazo boboka.

7. kidoropamba
(
01/09/2008 15:19)
Tsy tin nareo fa ilaina ny manao sinema indraindray e.
LekasEra ve nama dia ho olana? hin!hin!hin!hin! maranitsaina ange ity filoha hajaina Ravalomanana ity e. Io no nampisintaka an'i rajems any Soisa.
Lasa any amponja koa izany ingahy Lekasera hihaino ny tetindratsin'ireto mpanohitra any amponja?
Ravalomanana ihany fa... :x

8. naughtyboy
(
01/09/2008 18:17)
ozy ravatorano
" tsarovy fa eran tany dia mila fangatahana avokoa ny fivoriana ankalamanjana fa tsy eto fotsiny alory"
zay aloha no tsy fantatro razokiny oe nangataka alalana v izy sa tsia satria tsy voalaza eto fa ny fisamborana ihany no fantatra samy manana ny lalany marina nga nefa de demokrasia tanteraka ny fanehoana ny tsy fahafaliana..

9. kidoropamba
(
01/09/2008 18:57)
Maika loatra ny polisy ka sirika ilay sinema izay saika nataonay t@ lekasEra.
Aiza ve rangahy mbola tsy niloa-bava akory ingahy lekasEra fa mbola varina mamehy tadin-kiraro dia tonga ny be sandry misaron-tava (mety misy zanany ihany ange t@ ireo e, hin hin hin hin) nanambotra.
Lasa tsy mitombina mihitsy ny nilazAna fa "famoriam-bahoaka tsy nahazo alAlana" ilay izy satria tsy nisy akory ilay famorim-bahoaka .
Maranintsaina be mihitsy ny filoha hajaina.

10. kelly13
(
01/09/2008 19:23)
mampimé ahy mintsy nge le fomba entin'i kidoropamba ny zvt tiany ampitaina e :-D :-D :-D
11. ravatorano
(
02/09/2008 06:02)
kidoropamba < asa raha tena nahita marina ilay sary sy feo navoakan'ny tvplus ianao na nahita ihany fa minia tsy milaza izay hitanao tao fa kosa maneho hevitra hafa fotsiny.
Efa nikabary ary efa niteny Ingahy Lecacheur nisy oolona tonga teo aza niteny hoe aiza ny fanamafisam-peo ngah tsisy mégaphone
efa vory olona tokoa teo niteny izy hoe "raha tianareo dia vonona aho hitarika ny tolona hatramin'ny farany".
Tsy mbola nilaza programa aloha izy fa efa namory olona
Tsy momba ny fanjakana nisambotra aho na koa homba an ingahy Lecacheur voasambotra fa amiko dia aleo atao ao anati'ny lalan ihany ny zava drehetra ary tokony ho taizana amin' izany ny mpanao politika rehetra mba tsy hanaonao foana na hibarofo fotsiny.
Tokony mba ho matihanina ihany koa ireo mpanao pilitika tsika ireo fa tsy ho polifika lava izao no entina hitaomana ny vahoaka ka reefa mahazo toeran dia mitohy sy tsisy hafa amin 'ilay noteoherina sy narodana fahiny indray ny atao

12. hery
(
02/09/2008 08:46)
Toa voafitaky ny mpanohitra indray i Lecacheur kah.
Nisy olona vitsivits nandroboka azy dia iny izy no lasa... kanefa tsy nahazo alalana hanao fihetsiketsehana akory.

13. penguin
(
02/09/2008 09:28)
Ny mpanohatra amin'ny ankapobehany dia vongany. Izay no mahatonga azy zava-poana ary tsy natao hianteherana mihintsy. Ianaoreo tanora miseho be teoria mijoro fa aza lasa-kovavany satria efa lany daty ireo hivavahanareo ireo.
14. naughtyboy
(
02/09/2008 14:53)
kelly>...m'lay ihany nanaporofoany kidorompamba version-ny "socio-psychological theory" (nalainy t@ theory of relativity A.Enstein) teto
ozy kidorompamba
Maika loatra ny polisy ka sirika ilay sinema izay saika nataonay t@ lekasEra.
Aiza ve rangahy mbola tsy niloa-bava akory ingahy lekasEra fa mbola varina mamehy tadin-kiraro dia tonga ny be sandry misaron-tava (mety misy zanany ihany ange t@ ireo e, hin hin hin hin) nanambotra.
ozy kidorompamba:
"Maika loatra ny polisy ka sirika ilay sinema izay saika nataonay t@ lekasEra.
Aiza ve rangahy mbola tsy niloa-bava akory ingahy lekasEra fa mbola varina mamehy tadin-kiraro dia tonga ny be sandry misaron-tava
Lasa tsy mitombina mihitsy ny nilazAna fa "famoriam-bahoaka tsy nahazo alAlana" ilay izy satria tsy nisy akory ilay famorim-bahoaka .
Maranintsaina be mihitsy ny filoha hajaina."
=)) =)) zany oe..eritreritra efa voakendry ny zv ataony lekasera fa tsy nahay nanaja fitsipika fototry ny lalao no otrany oe nanasa ny polisy itondra azy ivoaka ny kianja avy atrany=)) =)) tsy mi :-D loza mba asina fisainana kely ihany na izany aza ny theory ny kidoro eto,fa ny tena napme ana de ty
" (mety misy zanany ihany ange t@ ireo e, hin hin hin hin) nanambotra. "
io kosa kalo de tsy inoako ,aiza no isy zanaka anamboatra ny rainy zany fa tsss =)) =)) =)) fa maninona marina lerony no misarontava ra mpitandro ny filaminampanjakana,reny v tsy le reto maki-ny behoririka e..

15. ravatorano
(
03/09/2008 08:57)
toa fianarana avy any ivelany io fitondrana saron-tava io rehefa hisambotra olona toa ireny indrindra fa ny "force d'intervention"
Ingahy Lecacheur dia tsy anisan'ireo ao anatin ilay hoe alliance des opposants fa mirevy rery razoky ary na ny fomba nidinany teny amin'ny 13 mai aza anie MAPmé ihany e ! aoka atao hoe mahatalanjona mba ho mafonjafonja kokoa ilay resaka satria izao olone telo lahy ihany izy no nanao ilay tee shirt hoe "ampy izay" ! Mbola olona vitsy sendra mpibizina eo amin'ny treize ihany koa no tonga nanotrona teo ary raha ny fandehan 'ilay horonantsary aza dia efa voasambotra razokilahy vao taitra ny olona hoe fa nisy inona ary naninona dia velona ny hoe avelao rangahy izy ah! fa ataonareo inona izy e ?
Mampalaelo lery fa atao ahoan e ! ireny no tonga amin'ny fitenena dry zalahy hoe nijabaka ka lasa tafalentika tsy fidiny !
za aloha moino fa raha mbola ny fitondrana amin'izao fotaoan izao tsy amela an iny seho iny amizao fotsiny fa tsy maintsy midoboka maharitra eny antanimora razoky iny !

16. kidoropamba
(
03/09/2008 09:50)
Hitako milay kosa ity manadaboka any amponja ity amin'izay dia mba tsy henoheno intsony ny kiakan-dry zafy sy ny forongony.
Hirariko ihany fa hijanona ela dia ela eo @ fitondrAna ity filoha ity amin'izay mba tsy hidaboka any amponja koa izahay mianakavy rehefa misy fidimbiasam-pahefana eto.
Ny mpanohitra izay nolazaina fa tsy nisy pirOgirAma moa toa namaoka ny azy ka ny MAP izay nandraindraina indray ity dia lasa nanaovana antsikana miaraka amin'i akama Jim Karey. hin!hin!hin!hin!
Ingahy leKaseRA ange lasa any amponja hitsikilo ny resaka ataondry zareo mpanao politika any antanimora sy tsiafahy e.
Raha mamaly ny lazain' ravatorano aho dia hitako ireny t@ tElE ka hitanao tsara fa na dia meGafOny aza tsy nananan'ingahy LekaSera. Ahoana olona andeha hamory olona izany ka hikikika tsy misy megaFAony na mikirO akory. Efa fantany fa dimy lahy ihany (ireo misarontava - misy zanany lahy hoa tao @ izay tsy dia mafy loatra ilay fibatAna an'i lery) no hihaino azy ka tsy niomana megAfAony lery.
Tsy tin hoa isika fa firOmazy sy dibEra no lalaovin'i lekasEra any amponja.
Tsy tokony olona misarontava (force d'intervention) no nalefa tany fa ireny peloZy ireny (miaramila vatata..) satria ingahy lekaSera izany rangahay tsy nanao Otazy, na nitondra Baomba, na nitondra fiadiana (na megafAOny aza tsy nananany), na koa nitondra vahoaka be ka hanakorontana. Polisimpokontany ao be kiraro dia efa afaka nanamboatra an'iny lekAsera iny fa tsy nilAna force d'intervention izany. Mbola mitombina ihany eto ny filAzana fa tao ny zanany lahy.
Sinema iny e. Maranintsaina ange ity filoha hajaina ity e.

17. madera2
(
03/09/2008 18:19)
ny olana angé na manao fangatahana dia tsy mahazo lalana foana ka izany no mahatonga ry zalahy manao foana
noho ny tahotra ny tim dia poretina tsy omena halalana haneho ny heviny ny olona

18. naughtyboy
(
03/09/2008 19:06)
tena zay za vao nahita olona kloum otr'zao,ozy kidoro:
" Raha mamaly ny lazain' ravatorano aho dia hitako ireny t@ tElE ka hitanao tsara fa na dia meGafOny aza tsy nananan'ingahy LekaSera. Ahoana olona andeha hamory olona izany ka hikikika tsy misy megaFAony na mikirO akory. Efa fantany fa dimy lahy ihany (ireo misarontava - misy zanany lahy hoa tao @ izay tsy dia mafy loatra ilay fibatAna an'i lery) no hihaino azy ka tsy niomana megAfAony lery.
Tsy tin hoa isika fa firOmazy sy dibEra no lalaovin'i lekasEra any amponja "
niaraniofana t@ jim Carrey ty kidoro.... ty ka. de avy eo
" Tsy tokony olona misarontava (force d'intervention) no nalefa tany fa ireny peloZy ireny (miaramila vatata..) satria ingahy lekaSera izany rangahay tsy nanao Otazy, na nitondra Baomba, na nitondra fiadiana (na megafAOny aza tsy nananany), na koa nitondra vahoaka be ka hanakorontana. Polisimpokontany ao be kiraro dia efa afaka nanamboatra an'iny lekAsera iny fa tsy nilAna force d'intervention izany. Mbola mitombina ihany eto ny filAzana fa tao ny zanany lahy. "
=)) =)) =)) =))tsisy mihoatra any kidoro..... tsony ao dago @ hatsikana fa voany F.Turbo..

19. karavasy
(
12/09/2008 07:34)
Aza omena tsiny ny nenibe sy dadaben'ny hevitrareo ry leireto a. Mba menatra ary ampidiro io baolina io f'aza aratsiana ny ny razambelonareo