soanja

1. xxx ( 27/08/2008 13:38)
ary soanja wa to efa ela² izay no tsy hita é!!!:(
novalian'i fijo ny 07/11/2008 22:40
2. cutie ( 27/08/2008 13:39)
anoraty izy e :)
3. fijo ( 27/08/2008 21:19)
ka aiza no hanoratana aminy fa za koa malahelo azy???
4. mbaliana ( 28/08/2008 19:33)
any amin'ny hafatra koa :wink:
5. cutie ( 28/08/2008 23:05)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 27-08-2008 23:19:39
Lohateny : Re : soanja
ka aiza no hanoratana aminy fa za koa malahelo azy???

ary tsy mba malahelo an'i m nga :-D
6. fijo ( 04/09/2008 19:50)
malahelo ka,fa i "m"mba hita foan afa i soanja tsy tazana intsony ko
7. soanja ( 07/11/2008 02:26)
xxx sy Fijo sy ny hafa maro tsy azo tanisaina sy ny azo tanisaina.
Ampitiavana hatrany ny hahatsiarovako anareo.
Mandalo foana aho raha vao manam-potoana saingy mbola tsy nanana toy izay aho hatramin'izay.
Mino anefa aho fa hisy ny fotoana ifandraisana bebe kokoa any aoriana.
Misaotra nahatsiaro! (l) (l) (l) (l) :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
8. fijo ( 07/11/2008 22:40)
tsy hoadino ndry ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.478