Tadiavin-dra8 potehina i TGV
2. kidoropamba
(
27/08/2008 09:52)
Resaka ady amintsika zanak'iarivo io ka tsy tokony hidirana lalina. Misy soliSiON foana io ato ho ato fa aza mora variana amin'ireo tetidratsin'ireo mpanohitra isika.
Ny trosa aloha dia tsy maintsy aloa satria izany no atao hoe fahaiza-mitantana.
Rivotra mandalo io. Tokony mametra-pialAna ny ben'i tanana raha toa ka mafy loatra ny pirEsiOn. resaka politika avo lenta io ka tsy anjazakely mihitsy.
Mila misoka-bAva fotsiny ny filoha hajaina ato ato dia rava io disadisa io. Dia mitohy ny tantara.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^

3. lemenakely
(
27/08/2008 10:01)
kidoropamba:

Tsy azoko hoe maninona no olona lany t@ fifidianana no terena hametrapialana koa raha avadika ny baolina tsy tokony il Ra8 aza ve no hidemissionne
5. penguin
(
27/08/2008 11:16)
Ny mafy tsy miantso vonjy ary tsy potika mora foana. Raha zakan'ny rivotra dia aleo ho potika. Ny zakan'ny rivotra ve no andrianina sa ho avin'ny tanindrazana?
6. bazylou
(
27/08/2008 11:39)
eh bin!! tsy vitan'ny le8 ny hmotika an'io e!!
Efaraikitra anie ny ampamoaka e!! :roll:
Efaraikitra anie ny ampamoaka e!! :roll:
7. hao
(
27/08/2008 12:42)
lemenakely:
Tadiavin-dra8 potehina i TGV
inona no antony ?...
ka izany no tokony hilazanao ny hevitrao, fa tsy hoe inona no antony
kidorompaba:.
Misy soliSiON foana io ato ho ato fa aza mora variana amin'ireo tetidratsin'ireo mpanohitra isika
inona le solution, mba omeo piste 2, na 3, na 4;izay no maha analyste antsika
bedomelinabe:
d tokony sami hi demissionne v zany izy mitsam
aiza ny apport-nao, fa toa fanontaniana indray no apetrakao
peguin:
Ny mafy tsy miantso vonjy ary tsy potika mora foana. Raha zakan'ny rivotra dia aleo ho potika. Ny zakan'ny rivotra ve no andrianina sa ho avin'ny tanindrazana?
ity no tena aotra, ka raha tsy lalana'ny alabe(jungle) izy ity ka izay mafy no manjaka
bazylou:
eh bin!! tsy vitan'ny le8 ny hmotika an'io e!!
Efaraikitra anie ny ampamoaka e!!
de lasa mpizahaseho(spectateur) izany isika, de tsy misy nday (apport) fa dia hoe tsy voaongana io.
[b]FEHINY: tsy misy nday(apport) mihintsy ny rehake(intervention)eto, IZAY LE TENENIKO HOE TSY AO MIHINTSY LE FATRA E ![/b]
8. naughtyboy
(
27/08/2008 13:19)
azo atao ko nge ny tsy mifoka rongony refa iresaka ry zanety ampy tsara ny fatra
@ hevitra fa tsy tsikera bontolo,mba dinidiniho ihany aloha fa aza misahirana mamaly ahy :-D
@ hevitra fa tsy tsikera bontolo,mba dinidiniho ihany aloha fa aza misahirana mamaly ahy :-D
9. kidoropamba
(
27/08/2008 13:48)
Ka hanao inona anefa ingahy Ben'ni tanana raha samborim-potsiny eo satria nandika lalàna?
Hikorotana ve i antananarivo? tsssssss! revirevy izany. Fandrosoana izao ny an'y vahoakan'iarivo fa tsy hikorontana ka atao sorona eo foana.
Na mametra-pialAna ingahy TGV na esorina eo ka ho gadraina satria nanodikodina volampanjakAna. jerevo ny ohatra Pety sy roland ratsiraka. Mora foana ny mamorona dossier @ fanodikodinambolampanjakAna hanagadrAna an'ity TGV ity.
Tsy kilalao ange ny politika e.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Hikorotana ve i antananarivo? tsssssss! revirevy izany. Fandrosoana izao ny an'y vahoakan'iarivo fa tsy hikorontana ka atao sorona eo foana.
Na mametra-pialAna ingahy TGV na esorina eo ka ho gadraina satria nanodikodina volampanjakAna. jerevo ny ohatra Pety sy roland ratsiraka. Mora foana ny mamorona dossier @ fanodikodinambolampanjakAna hanagadrAna an'ity TGV ity.
Tsy kilalao ange ny politika e.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
10. penguin
(
27/08/2008 14:11)
Efa hoe rehefa kely vovokaina dia antso vonjy no atao betsaka nefa ny baolina mitohy ihany. Ny an-elah resaka tsisy vokany fa basy rivotra. Vahoaka adala ve no anaraka an-elah ?
11. naughtyboy
(
27/08/2008 14:24)
lemenakely >tsotra ny antony tsy maha izy azy @ mahafiloha tokony andamina fa amotika no hainy..sady efa style lery io didy jadona :?
12. kidoropamba
(
27/08/2008 14:31)
Poteho any ity TGV ity mba ahafahan'ny akama mahazo toerana e. ela loatra izy izany. Ry patou sy falimanana izao mbola ao anaty SaoMAzy tanteraka.
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
13. naughtyboy
(
27/08/2008 14:32)
fanitsiana lemena a
tsymanana ny mahaizy azy @ mahafiloha izy tokony andamina sy anelanelana no mamotika.. :wink:
tsymanana ny mahaizy azy @ mahafiloha izy tokony andamina sy anelanelana no mamotika.. :wink:
14. kidoropamba
(
27/08/2008 14:39)
Daroka fa tsy mandamina izany aloha ny baikompitolomana amin'izao. Darohy any ranagahy raha tsy mahay miaina a.
Tokony misy remaniemAN mba hiverenan'i patou ao amin'ny governemanta handaroka an'ity TGV ity. Raha tsy sahy enao ry jeneraly praiministra, ao hanaovan'i namana mavitrika patou azy.
Tafita isika malagasy
tohizo ny lalantsika

15. naughtyboy
(
27/08/2008 14:49)
orany fisaitsainana antsika rehetra zao manoloana ny fianampirenena sy reo fahavalony tanindrazana ...tsisy mahataitra ny olona tsony tsianjeriny torapony kidondrompamba fa anisany hatsikana tsy eto ka :-D :-D fotsiny re olona..
16. kidoropamba
(
27/08/2008 14:52)
Tsy natao hanaitra ange ilay izy e. Fa filazAna ny zava misy.
Ny hany zavatra tsy mampigadra an'ity TGV ity dia ny fandehanany mibebaka amin'ny filoha hajaina. Fa raha tsy izany, ho hitanao eo (efa mampilaza aminao aho) fa higadra ity bandy ity.
Tsy kilalao ny politika.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
Ny hany zavatra tsy mampigadra an'ity TGV ity dia ny fandehanany mibebaka amin'ny filoha hajaina. Fa raha tsy izany, ho hitanao eo (efa mampilaza aminao aho) fa higadra ity bandy ity.
Tsy kilalao ny politika.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
17. penguin
(
28/08/2008 11:37)
Ary elah ve manana ny maha-izy an-elah amin'ity mikiakiaka miantso vahoaka ity. Tsy ahoan'ny vahoaka satria kely vovok'aina ary ny vahoaka indray no zahavina atao sorona. Mbela fa lolo.
18. kidoropamba
(
28/08/2008 12:11)
Izaho aloha mangataka ny fiverenan'i patou tramway mba hisian'ny action be be kokoa fa raha ireto teknisiana ireto no handradraina dia hidaboka ity TIM marina mafy.
Tadidiko tsara ireny daroka nahazo an'ireo mpanohitra t@ desambra 2005 teny analakely. Iny no tokony haverina ka izany no hilAna an'i patou, izay sipesialista miaraka amin'ireo riGYBi-many ao behoririka ao.
Aiza ve rangaha ka dia navaokan'i boaikely TGV ny vola 500 miliona ariary lany t@ fanamboarana gabonE tao iarivo (kanefa tsy nisy gabOnE vita tsara fa mbola mialokaloka ery @ tonelina foana ny bandy raha te handeha laposta) dia nihemotra sahady ny fitondrAna. tsssss! tena mahakivy anay aty @ bazy izany.
Ravalomanana ihany fa... :x

19. penguin
(
28/08/2008 15:20)
Kely say, kery say, kely vovokaina, tsy mahavoa nefa 19/20. Tsy mahakoty vahoaka satria mpitaingim-bozona. Efa hilatsaka ny tora-bato avy an-daitra fa aza taitra. Vakiana eto ny vokany tsy ho ela