QUANTUM OF SOLACE no titren ny 007 manaraka......

1. lemenakely ( 25/08/2008 20:23)
Io indray no titren ny 007 vaovao ,izay mboa ingahy DANIEL CRAIG no hilalao azy

Sean Connery

Roger Moore

Georges Lazemby

Timothy Dalton

Pierce Brosnan

Daniel Craig

iza no acteur 007 TIANAREO INDRINDRA sy ny ny titre ?

Ny ahy dia i PIERCE BROSNAN no acteurs tiako ary DEMAIN NE MEURT JAMAIS no tiako indrindra
2. vale ( 25/08/2008 20:53)
Timothy Dalton ny james Bond tiko indrindra aloha an! ny film indray "Tuer n'est pas jouer".
3. sakaizakely ( 25/08/2008 20:57)
za tsy mi kiffe Jemsa bondy
nenà io am sariko io no tena tiko :-P
4. ikaretsaka ( 26/08/2008 01:35)
hafahafa be koa ny titren'ilay Bond @ teny farantsay :-D
5. kelly13 ( 26/08/2008 09:56)
za kou tsy tia james bondy mintsy :°)
6. tywa68 ( 26/08/2008 12:42)
Ny ahy indray aleoko ny James Bond taloha misy andry Sean Connery sy Roger Moore (n'inona² ny titres !) :-D :-D
7. nathie86 ( 29/08/2008 14:10)
Ny anà roger moore no tsy tiako indrindra
8. lemenakely ( 19/11/2008 03:59)
tywa68:

Ny ahy indray aleoko ny James Bond taloha misy andry Sean Connery sy Roger Moore (n'inona² ny titres !) :-D :-D




misy fahamarinany ny anao ,be loatra @ izao ny 3D sy ny virtuelles ary koa trop loatra ny violences
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8063