olana mombany sary: efa niseho teto ve ity olana ity?

1. mirianah ( 26/08/2008 07:22)
Ity zvt ty zany nitranga andro vitsivitsy izay. Nisy olona namoaka ny sariko teto nefa pseudo lehilahy ilay izy. Tsy azoko hoe ahona satria olona tsy fantatro izy io ary tsy nisy zvt nifanarahana ka mba nitaraina tany amTSy tiako hi mpiandraikitra iany aho fa tsy nisy valiny . Nanoratra tany am ilay olona iany koa aho fa dia valy boraingina be no azoko toa ny oe : olana avy am sersera hono izy io fa tsy avy aminy , ka zay no tiako fantarina oe efa niseho teto ve io olana io? Raha izany tsy tokony ho securisé na ve ny sary havoaka fa toa misy manao izay tiany mantsy.
Mbola nampiany ilay olona koa aza oe interpretation ko ilay izy nefa nisy olona nanao tsikera aza ilay sary , dia ireo olona ireo zany namorona koa ??? Miala tsiny fa navoakako eto izy ty satria mba nitaraina tany am tomponandraikitra aho satria tsy tiako hiantra am olona hafa izy io .
Hialako tsiny iany koa raha misy fanontaniana ka tsy voavaly zao satria lavitry ny net aho .
novalian'i mirianah ny 04/09/2008 15:09
2. sff ( 26/08/2008 07:35)
hihihi, izaho nahita an'ilay sary dia nataoko fa hoe

uhn hmmmmmmmmmmm
3. mirianah ( 26/08/2008 07:36)
:( :( :( ountssss aza masosotra fa tssss hhihihi nga lé ??????
4. sff ( 26/08/2008 07:44)
hihihi
non, tena zay mihitsy no noeritreretiko fa hay ve mpisandoka fa tsy lé......

za efa saika hangoron'entana :lol: :lol:
5. mirianah ( 26/08/2008 07:48)
:oops: aza masosotra eo oa fa olona mpisandoka be iny, ary hangoron 'entana ho aiza kou ty enao ??? :lol:
6. sff ( 26/08/2008 08:01)
saika handeha hitoto koba, hihihi

aleo tsy tohizana fa manjary mivoana ilay resaka na dia mahafinaritra aza :wink:
7. mirianah ( 26/08/2008 08:13)
hihihi totoy ao aza de mba handefaso zah refa vita e :) , mangina amzay fa manjary lasa tsy serieux lé resaka nefa mandreraka b. Mampiady mintsiny ilay izy :evil:
8. hery ( 26/08/2008 08:33)
mirianah> toa efa nanoratra tany amin'i ralay ianao dia novaliany ve? tsy nahavoaray hafatra avy tany aminao mantsy aho fa avy tany amin'i ralay no hitako.

9. mirianah ( 26/08/2008 08:43)
hery> ianao no nandefasako ilay hafatra fa tsy ralay izany ka, vao no verifiéko teo fa tam 24/08 zah no nanoratra ho anao !!!! Misy zvt tsy azoko mintsy ato ka , bref....
10. kelly13 ( 26/08/2008 09:39)
za klou tsy nahita an'izany sary izany ry mirianah fa mahagaga tokou izany :roll: mba taratara @njy ankia ngamba le lhl d ny sarindry no nataony teo a hihihi, laingako zany :-D
11. mpanakiana ( 26/08/2008 09:58)
Sao kosa izy tompony ihany no nanome azy :wink: ,aona no ahafan'olona mametraka sary eto raha tsy efa mahazo alalana avy any @ tompony? :-P :roll:
12. ni81 ( 26/08/2008 10:01)
Sao kosa izy tompony ihany no nanome azy ,aona no ahafan'olona mametraka sary eto raha tsy efa mahazo alalana avy any @ tompony?
nisy namana iray zay koa nandefa sary t@ olona, fa avy eo hono dia naparitak'ilay olona ny sariny.
13. mirianah ( 26/08/2008 10:04)
mpanakiana:

Sao kosa izy tompony ihany no nanome azy :wink: ,aona no ahafan'olona mametraka sary eto raha tsy efa mahazo alalana avy any @ tompony? :-P :roll:

raha olona fantatro izy tsy olana loatra ka, fa olona tsy haiko mintsy ilay izy !!!! tsy mbola nanome alalana olona handefa ny sariko teto aho na indray mandé aza ! mpanakiana marina ianao an ! :-D
14. mirianah ( 26/08/2008 10:05)
kelly13:

za klou tsy nahita an'izany sary izany ry mirianah fa mahagaga tokou izany :roll: mba taratara @njy ankia ngamba le lhl d ny sarindry no nataony teo a hihihi, laingako zany :-D

ountsouuu , gaga fotsiny akia zah aty am vacs misy mikotaba oe lasa lehilahy zah sa olona miaraka amiko iny , ggrrrrrrrr !!! ahitana ka :oops:
15. mirianah ( 26/08/2008 10:10)
ni81> eny e fa hitako oe déplacé loatra ilay izy , naninn moa rah oe mba nandefa hafatra izy alohany nanaovan 'ilay izy oatra , tsy azoko lotra kou ny tena tanjona am fampiiasaina ny sarin 'olona , en plus hanoratana izy de lazainy fa interpretation ko lé izy , grrr ... kel culot :evil:
16. mpanakiana ( 26/08/2008 10:19)
mirianah:
raha olona fantatro izy tsy olana loatra ka, fa olona tsy haiko mintsy ilay izy !!! tsy mbola nanome alalana olona handefa ny sariko teto aho na indray mandé aza !! mpanakiana marina ianao an !

Zahako kosa tsy manakiana zany fa mba manme ny hevitro aho,io volazanao io ihany; tsy mbola nanome alalana olona handefa ny sariko teto aho na indray mandé aza ! ; Nanome ihany zany ianao fa saingy tsy nahazo alalna nizara fotsiny lery:-D :-D
17. mirianah ( 26/08/2008 10:28)

ataovy iany oa e !!! tsy izy no nomeko alou , fantatro ny olona nomeko ny sariko na dia izany aza . mpanakiana ianao izao no mpanakiana voalohany ahy fa arabaina e !
:-P , raha azoko tsara dia eto izany tsy maintsy misy ny mpanakiana an !! :-P
18. Ralay ( 26/08/2008 10:29)
mirianah: Marina ny voalazanao fa vao hitako ilay izy dia somary gaga aho fa noheveriko niova ps-ianao. Rehefa nojereko anefa ny mombamomban'ilay ps dia tsy ianao ilay izy fa lehilahy. Ny olana dia izao: Sarinao no niseho teo t@ilay ps-n'ilay ol fa rehefa helebiazina ilay sary dia sariny indray no miseho.Efa noresahako t@ i Hery ilay izy fa olana ara-tkenika no fahalalako azy fa tsy misy hoe misandoka na misoloky ny sarinao izany fa aza matahotra e.
:lol: dia ampy de :* manokana ho anao fa ataoko fa efa milamina izy izao
19. mirianah ( 26/08/2008 10:42)
Ralay:

Misaotra anao nanome fanazavana fa mahagaga ilay izy sady mampiady , grrr !!!! fa maninn no sariko no nivoaka fa tsy sarin 'ol hafa aza ???
zay mintsy no nolazainy tamiko oe olana tekinika avy am serasera . SShhh ngamba hevitra tsara rah sécurisé na ny sary mivoaka ato mba tsy hitrangan 'izao zvt zao !!
Tsy tokony ho afaka copiéna na enregistréna ny sary mivoaka !!!!
Ilay izy nge dia misy mihevitra fa zah no nanome ny sariko tany e! Olona tsy mpiresaka amiko akoury ve fa zay vao hitako ny fisiany dai omeko sary , brefff....

Moramora ilay oe
:lol: d ampy an satria nisy consequence ilay izy !!!!
20. Ralay ( 26/08/2008 13:00)
fa maninn no sariko no nivoaka fa tsy sarin 'ol hafa aza ???

Sendra nianjera tamin'ny sarinao ilay izy. Izay ilay hoe vintana mety ho tsara mety ho ratsy oh: Loto :-P

Tsy tokony ho afaka copiéna na enregistréna ny sary mivoaka !!!!

Tsy dia misy dikany io amiko satria ny sary rehetra na aiza na naiza dia azo alaina foana na dia désactivé aza ny clic droit. Ary efa haintsika fa ny sary ato dia malalaka ny fametrahana azy.
Mi-comprendre anao aho mirianah fa averiko ihany anefa fa tsy avy tamin'ilay olona ny olana fa olana ara-teknika fa ialana tsiny betsaka raha niteraka disadisa taminao.
Dia asio sary maromaro amin'izay ary e fa efa vita iny.
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4007