olana mombany sary: efa niseho teto ve ity olana ity?

21. fasaly ( 26/08/2008 15:09)
mpanakiana:

Sao kosa izy tompony ihany no nanome azy :wink: ,aona no ahafan'olona mametraka sary eto raha tsy efa mahazo alalana avy any @ tompony? :-P :roll:


tsy mitombina be ilay eritreritrao an!
raha sary mipetaka ao azony alaina dia apetany am pseudo-ny raha te hila vanona fotsiny izy ko!
mirianah: izaho efa tratran'io ka! tsy fatako koa ilay olona fa napetany tao fotsiny ny sariko ..;nanoratra tany am ralay aho dia voafafa ny sary....



22. fasaly ( 26/08/2008 15:11)
ni81:

nisy namana iray zay koa nandefa sary t@ olona, fa avy eo hono dia naparitak'ilay olona ny sariny.
[/quote]

io ndray dia efa nalaza mitsy io manaparitaka sary n'olona io nefa ny azy ferana mafy tsy aparitaka


:/ efa tantara nivalona retsy ry ni81 an
23. ssendra ( 26/08/2008 15:20)
hay hanahirana be toy izany raha mametraka sary...!
24. ni81 ( 28/08/2008 06:44)
:/ efa tantara nivalona retsy ry ni81 an
OK
25. fahamarinana ( 28/08/2008 09:47)
ni81:

Sao kosa izy tompony ihany no nanome azy ,aona no ahafan'olona mametraka sary eto raha tsy efa mahazo alalana avy any @ tompony?
nisy namana iray zay koa nandefa sary t@ olona, fa avy eo hono dia naparitak'ilay olona ny sariny.

:arrow: na ireny namana manokana omena autorisation mijery ny sarinao ireny ve dia mety hanao toetra toy izao koa ?...danz be raha izay io tranga lazain'ni io...ndraso ndray aloha hieritreritra raha hametraka na tsia..sady efa ratsy tarehy aho no mbola hanalana amin'ny fanaparitahana azy koa ve ? hum...hanahirana :( (l)
26. ni81 ( 28/08/2008 09:51)
..sady efa ratsy tarehy aho no mbola hanalana amin'ny fanaparitahana azy koa ve ? hum...hanahirana
:lol: :lol: tsara aloha ilay fanetren-tena e! :-D :-D
27. fahamarinana ( 28/08/2008 09:56)
:-D :-D ka marina zany kouh... (l)
28. kelly13 ( 28/08/2008 11:50)
fahamarinana>asehoy klou d ho hita eo zany oe ratsy tarehy zany :°)
29. fahamarinana ( 28/08/2008 12:28)
:arrow: be molotra beuhhhhh !!!kouh.... :wink: (l)
30. ainaheri ( 29/08/2008 13:14)
fahamarinana> otran'inn kou zany beuuuu moultr zany?? :-D :-D

Ny an'i keliterezy tiko hou hita :wink:


Ny mikasika ilay sary ndray tsy haiko izay fandehany fa,i mirianah no mivoaka eo d refa alebeazina d lasa sarin'ilay tompon'ilay ps,mety olana tekinika marina ilay izy,ary nahay nifidy ilay olana tekinika an :-D :-D :-D (sangi² io an)
31. mirianah ( 04/09/2008 14:47)
Ralay:


Sendra nianjera tamin'ny sarinao ilay izy. Izay ilay hoe vintana mety ho tsara mety ho ratsy oh: Loto :-P


Tsy dia misy dikany io amiko satria ny sary rehetra na aiza na naiza dia azo alaina foana na dia désactivé aza ny clic droit. Ary efa haintsika fa ny sary ato dia malalaka ny fametrahana azy.
Mi-comprendre anao aho mirianah fa averiko ihany anefa fa tsy avy tamin'ilay olona ny olana fa olana ara-teknika fa ialana tsiny betsaka raha niteraka disadisa taminao.
Dia asio sary maromaro amin'izay ary e fa efa vita iny.
:lol:


Fa angah gros lot ny sary mipetaka ato no oe otrany loto
tsy misy ntsouny sady aleo alou amzao fa tena DISADISA beuuu no niseho !!! :roll:
32. mirianah ( 04/09/2008 14:54)
[quote=fasaly]

tsy mitombina be ilay eritreritrao an!
raha sary mipetaka ao azony alaina dia apetany am pseudo-ny raha te hila vanona fotsiny izy ko!
mirianah: izaho efa tratran'io ka! tsy fatako koa ilay olona fa napetany tao fotsiny ny sariko ..;nanoratra tany am ralay aho dia voafafa ny sary....


hay kou efa tratran'izao , ka zay mintsy no tonga tato an tsaiko oe olona mety mila vanona ilay izy fa izy moa niteny oe tsy avy aminy ilay olana moa nanamafy izay kou ny mpiaindraikitra , ssshhhh masosotra ilay izy mais bon... olana ara teknika zany ilay izy de zay zany e.




33. mirianah ( 04/09/2008 14:59)
ainaheri:



Ny mikasika ilay sary ndray tsy haiko izay fandehany fa,i mirianah no mivoaka eo d refa alebeazina d lasa sarin'ilay tompon'ilay ps,mety olana tekinika marina ilay izy,ary nahay nifidy ilay olana tekinika an :-D :-D :-D (sangi² io an)


d oe nahay nifidy ilay olana teknika , tssss !!!! Ary ahona ndray io avatar io zao , :-D :-D molotra hany zany :-P :-D :-D aleo zah hitsiky oa :)
34. mirianah ( 04/09/2008 15:09)
fahamarinana:



:arrow: na ireny namana manokana omena autorisation mijery ny sarinao ireny ve dia mety hanao toetra toy izao koa ?...danz be raha izay io tranga lazain'ni io...ndraso ndray aloha hieritreritra raha hametraka na tsia..sady efa ratsy tarehy aho no mbola hanalana amin'ny fanaparitahana azy koa ve ? hum...hanahirana :( (l)


Possible daholo izany rehetra zany ,manahirana mintsy fa rah azoko tsara zany d en connaissance de cause ny hametrahana sary eto d mizaka raha misy ny manakiana e !!! Ary ahona ndray zany oe ratsy tarehy izany zao
:roll: , mba hampisehoy kely oe ahitana anizany :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2269